Fomba fakana video amin'ny internet

1. heirzo ( 09/03/2012 10:25)
Ahoana kay no fomba fangalana video amin'ny internet
novalian'i hery ny 06/10/2012 07:59
2. hery ( 09/03/2012 10:34)
Fomba tsotra indrindra sady tsy misy olana (pub na virus):

http://www.neoegm.com/tech/software/tools/youtube-downloader/

3. armandelau ( 09/03/2012 18:49)

C:\Documents and Settings\Administrator\Local Settings\Temporary Internet Files

jereo ity
4. pissoa ( 10/03/2012 16:55)
Ny ahy ity no ampiasaiko amin'ny Firefox fa tsy haiko na ratsy na tsara satria tsy tena maka be dia be aho fa rehefa misy clip tiako kisendrasendra ihany hi hi hi

https://addons.mozilla.org/en-US/firefox/addon/video-downloadhelper/
5. hery ( 11/03/2012 08:32)
Raha extension indray dia ity no hitako tsara: FatestTube
Ampiasaiko amin'ny chrome fa toa mety amin'ny rehetra hono.

http://kwizzu.com/
6. ziva6 ( 13/03/2012 15:41)
mba fanontaniana kely fotsiny hoe légale ve ny mi-télécharger video @ youtube na dailymotion reny, eto France ny tena ka tsy sahy mi-télécharger hira na video tsony raha vao nivaoka ny lalàna teto( téléchargement gratuit ).
7. hery ( 15/03/2012 10:14)
ziva6> Arakarak'ilay zavatra telecharger-nao. Tsy ny video rehetra ao amin'ny youtube no tsy azo alaina. Ny ahy izao azonao alaina daholo :-p
8. mamamia ( 06/10/2012 06:51)
Ary le IDM ve ra Hery mba tsara ?
9. hery ( 06/10/2012 07:59)
Inona izany IDM ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3727