Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
moi
(
05/03/2012 05:30)
Démonstration de force
[i]Ataoko ato ity satria tena kristiana no tiako hifampizarana.[/i]
Izay manaiky fa samy endrika démonstration de force ireny hetsika samihafa ireny, toy ny fitsenana an'i dada ohatra, no manohy mand...
tohiny
novalian'i jajajaly ny 09/03/2012 11:52
moi
(
04/03/2012 17:13)
Fanavaozana tanteraka
Raha mba hoe tsy misy mahazo milatsaka ho filoha na i Andry na Ra8, angamba hihena tampoka ny tension politika eto ! Ny tena tsara aza dia ry 4 mouvances mihitsy e, amin'zay tena tanteraka ny fanavaoz...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/03/2012 23:32
vatofototra
(
04/03/2012 14:48)
ECOUTER radio malagasy
ECOUTER radio malagasy
- Radio nationale RNM
- Radio Antsiva
- Radio Don Bosco
http://www.vatofototra.com/...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/03/2012 23:31
Blackeagle
(
04/03/2012 13:07)
fomba malagasy = merde
FAMORANA = FOMBA AN`ALIKA, TSY ILAINA NO SADY MANDANY JALA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO NO SADY GASY TERISAINA MAIVAN-DOHA MPILELA-BODY, COLONISE DANS LA TETE PAR LES VAZAHA ET LES KA...
tohiny
novalian'i tsehiromy ny 09/03/2017 03:35
Blackeagle
(
04/03/2012 13:01)
fomba malagasy = merde
FAMORANA = FOMBA AN`ANDEVO, TSY ILAINA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO. GASIKARA FIRENENA MAMPIJALY ZAZA>>>GASY MAIVANA TSISY SAINA TAY!!! GASIKARA = FIRENENA LAVA-BODY, MAIVAN-DOHA, COU...
tohiny
novalian'i fafane ny 10/03/2012 11:52
faysoaly
(
03/03/2012 16:08)
mila vonjy
ten gaga zao amn disc dur-ko partie Dle iz, nanovako copie tamna flash zay mants le iz,de hoy iz hoé espace insufizant!! gaga za de nojerevako le dossier nikopioeko de dossier vide. Gaga ZA. De notso...
tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 01:18
pomderenette
(
03/03/2012 09:48)
Mitady psychologue eto Tana
Izaho mitady psychologue eto Tana, sao mba misy afaka manoro azafady, dia raha mety dia aohatrinona ny honoraire?
misaotra mialoha ô!...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 14/03/2012 01:00
sitlo
(
02/03/2012 21:06)
Raha toa ka?
Rehefa mba te handambolambo ny malagasy ny politisianina dia hoe:
- ny malagasy ange mahay tsy toy ny afrikanina
- ny vahoaka ange misaina
- ny malagasy ange nahita fianarana
- Madagasikara ange manan...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 10/03/2012 09:48
Miharena
(
02/03/2012 15:53)
Fakà na ny toeran'Andriamanitra ny fanaovana toriteny feno fitsarana rehefa mizara
Na dia ao anaty Baiboly aza ny teny iray izay hita fa mitsara ny hafa indrindra fa ny décret lehibe milaza hoe fahaverezana mandrakizay no miandry izay manao izao na izatsy dia maka ny toeran'Andriam...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/03/2012 14:18
Miharena
(
02/03/2012 15:51)
Fakà na ny toeran'Andriamanitra ny fanaovana toriteny feno fitsarana rehefa mizara
Na dia ao anaty Baiboly aza ny teny iray izay hita fa mitsara ny hafa indrindra fa ny décret lehibe milaza hoe fahaverezana mandrakizay no miandry izay manao izao na izatsy dia maka ny toeran'Andriam...
tohiny
fidelite
(
02/03/2012 12:16)
very ve ny expression hoe "fozalahy atakalo fozavavy" ?
tsy haiko raha mba nahatsikaritra ianareo fa nisy fiantraikany t@fampiasana an'io fomba fiteny io ny lazaratsin'ny "foza". lasa nanana dikany ratsy (tena ratsy) le izy. ho very io fiteny io sy ny fite...
tohiny
novalian'i njaraiharana ny 18/02/2013 20:01
fidelite
(
02/03/2012 11:59)
kibo avy niteraka
Te-hahalala aho hoe inona no atao mba hampihenana ny kiboko? mitarazoka be le izy nefa efa t@janvier za no teraka. ...
tohiny
novalian'i bibidia ny 22/04/2013 11:15
aritiana2010
(
02/03/2012 11:23)
mba ampio @ MISE A JOUR AVAST 5
Tsy mety mandeha intsony ny mise à jour automatique Avast 5, dia nanandrana ni-installer Manuelle aho nefa tsy nety fa lazainy fa misy erreur foana.
Sady tsy mety désisntaller ilay koa le ao anaty ...
tohiny
novalian'i fidelite ny 02/03/2012 11:33
didi10
(
02/03/2012 07:50)
Tsy izay rehetra mino dia ho voavonjy
Miarahaba ny namana rehetra
Ho tohin'ny lohahevitra tao ambany momba ny fangatahana dia tiako halalinina kely ity resaka finoana ity.
Izay mangataka tokoa dia omena, na inona na inona angatahana fa ...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 14/03/2012 01:04
LEbotakely
(
02/03/2012 06:10)
Matanjaka ve ny antoko ame? Oui! Izy irery tamn'i ...
Matanjaka ve ny antoko ame? Oui! Izy irery tamn'i andron-dRa8 no antoko nanana dépioté lany ankoatry ny Tim. Izy irery no antoko tsy mbola niditra tam fitondrana nifanesy na dia efa nantsoina ho min...
tohiny
novalian'i galasm ny 03/03/2012 09:58
LEbotakely
(
02/03/2012 06:06)
Le hoe nifiran'i Alain R. sy Ratsirahonana indray....
Le hoe nifiran'i Alain R. sy Ratsirahonana indray. Ny fomba fijeriko dia tsotra ireo olona voalaza ireo anie olona tsy sahy milatsaka akory ho filohm-pirenena dia ahoana moa no iadivana aminy. Sao dia...
tohiny
novalian'i sitlo ny 02/03/2012 21:19
maresaka.com
(
01/03/2012 23:18)
Na inona na inona
[img]http://maresaka.com/resaka/media/1/20120301-hazo_fijaliana.jpg[/img]
Ny teny hoe na "[b]inona na inona[/b]" dia tsy midika hoe "ny sasantsasany" ihany akory fa ... "[b]na inona na inona[/b]". Ts...
tohiny
novalian'i Miharena ny 02/03/2012 15:23
sylvain
(
01/03/2012 20:41)
Mba mividiana @ zay vita gasy!
Na d simple aza d tohano é!
http://www.alqarra.tv/2012/03/01/afrique-australe/madagascar-relance-son-industrie-automobile/...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 20/04/2012 03:38
bouh
(
01/03/2012 20:31)
Tondrom-peo "Mivady ny fitia"
Salama daholo,
Sao dia misy manana, na afaka mampiditra ny tondro-eo an'ilay hira "Mivady" (Bassa Dadah Lola) ato @ serasera ve azafady
na koa alefa @ facebook : rojonirina razafindrazaka
Misaotra ...
tohiny
jesuisla
(
01/03/2012 19:08)
mangataka torohevitra
Miarahaba ny rehetra. Misy vehivavy, atao hoe ain..s. tena tia b ahy. miaraka mandehandeha fona izahay. F ny fanontaniako rehetra ts misy valiany? Inona zany no tokony ataoko?...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 19/03/2012 09:01
