fomba malagasy = merde

21. bichette ( 20/04/2012 11:54)

zoheri:


zoheri:


[quote=pomderenette]
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY
Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94

Ry zanako Malalako,

Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsahatra ny ady mandatsa-drà izay mahafaty olona an’arivony sy fahasimban-javatra maro. Eo akaikinareo mandrakariva aho, amin’ny lanitra hanapotika sy handringana ny ratsy eto an-tany ary koa manafaka olona amin’ny loza tahaka ny ady. Mitory ny fitiavako, ary mivavaka ho anareo amin’Andriamanitra izay mahery indrindra aho.
Mivavaha in-3: ARAHABA RY MARIA, sy in-3 RAINAY IZAY ANY ANIDANITRA. Ity hafatra ity avy any Brésil dia tokony hanenika izao totolo izao. Adika in-21 ity hafatra ity. Alefa amin’olompantatra, fianakaviana, alohan’ny 8 andro, fa ahita fahagagana ianao. Aza heverina ho zava-poana ity hafatra ity.
I CHRISTIEN, naharay ity hafatra ity, novakiany ary nivavaka sy nangataka izy, avy eo nandika azy in-21 isa, valo andro taty aoriana dia nahazo ny Million de Dollard izy.
LAVIA, naharay ity hafatra ity, novakianay ary norovitiny. Nahita fahasahiranana isan’andro teo amin’ny fianakaviany, ary maty no niafarany.
MPIASA BIRAO, nahray ity, adinony izy io. Valo andro taty aoriana dia voaroaka tamin’y asany izy, tadidiny izany taty aoriana, ary najainy ny hafatra. Lasa mpanakarena sy anisan’ny olona malaza indrindra teto an-tany izy. Noho izany aza tsiratsiraina ity hafatra ity raha tsy te hahita fahasahiranana ianao. Nalefa tamiko ity araka ny fiangaviana tamiko dia notohizako ny fampielezana azy. Avy any VENEZUELA ny niaavian’ity hafatra ity.
Atoa BRANAIVO, naharay ity hafatra ity tamin’ny taona 1993, nanohy araka ny fangatahana taminy, sivy andro taty aoriana dia nahazo 55tapitrisa tamin’ny loterie iraisam-pirenena izy.
Atoa GETERE ihany koa, saingy nanadino ny fisian’ity hafatra ity. Indrisy voaroaka tamin’ny asany izy. Kanefa andro vitsivitsy taty aoriana dia sendra nahita ity taratasy nalefa taminy izy, dia nandika in-29. Sivy andro taty aoriana dia nahita asa tsara sy ambony noho ilay teo aloha izy.
Atoa BORI naharay ny hafatra, nandika in-29 ary nanely. Sivy andro taty aoriana dia nisondro-boninahitra teo amin’ny asany izy.
MADAMA izay nahazo ny azy, dia nodorany ka may ny tranony, simba tanteraka, maty ny ray aman-dreniny, ary niditra amponja ny vadiny.
Atoa BUCHILBAN dia nahazo, niangavy ny mpitan-tsoratrany izy handika azy in-29 ary nanely izany. Andro vitsivitsy taty aoriana dia vola 10 tapitrisa de dollard no azony. NOho izany, na inona na inona antony dia tokony hajaina ny hampielezana ity hafatra ity, ary adika in-29, ary alefa amin’ny olona. Afaka sivy andro dia hisy fahagagana hitranga amin’ny fiainanao.
Tsara ary ho tsara vintana ianao, ka ahita fitia avy amin’Andriamanitra sy ny olona. Tsy mila mandefa vola. Ny zavatra hiangaviako anao, aza mitahiry ity taratasy ity na dia ilay dikan-teny nataonao aza dia tokony hiala ao an-tranonao. Ity taratasy ity dia, tsy nataotao foana na dia tsy isan’ireo minmino foana aza, ka dia ezaho hitohy ity taratasy ity.
Misionera iray no nitrangan’ity hafatra sy vavaka avy any Saint Augustin. Afaka sivy andro dia ahita fahagagana lehibe ianao.
VAVAKA
Andriamanitra no nahary ahy, nisy aho satria nisy Andriamanitra. Tsy misy tsy azo aminy. Nomeny ahy ny aina, fitiavana, fifaliana. Izy no namonjy ny fiainako ka tiako hamonjy ny fiainanao koa. Manampy ny olona rehetra izy, tsy manadino ao amiko izy. Saingy izaho no minia tsy mandray azy. Ary mamela ahy izy amin’ny fahotako rehetra. Mihaino izay rehetra mivavaka izy saingy izaho no tsy manampaharetana. Andriamanotra ô! Manomboka izao aho dia hezaka ny hanara-dia Anao. Henoy ny fitarainako. Mitalaho Aminao aho. Haparitako izao vavaka izao mba ho fantatr’izay hadalovany. Nofafanao ny ranomasoko. Ampio aho Andriamaitra o ! Nahary ahy Ianao. Amen !



Aza Miteniteny fôna!!!!
Poin se two !



ary otran'ny nisy nanala ve ny hafatro teto sa tany amin'ny hohahevitra hafa no nisy ity taratasin'ny maria ity ? hoy aho mantsy hoe :

n'importe quoi !!!!
22. Enry ( 20/04/2012 13:39)
Ny fianakaviany Blackeagle ve ireo = merde ????? ;-)
23. raisa ( 22/04/2012 16:50)
tsy mahatakatra ny sainy gasy mitsy io olona io! tsy ampy saina, mahamenatra
24. ded.kitty ( 15/05/2012 14:34)
Mampalahelo ny fiainan'ialahy izany letsy.


Blackeagle:

FAMORANA = FOMBA AN`ALIKA, TSY ILAINA NO SADY MANDANY JALA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO NO SADY GASY TERISAINA MAIVAN-DOHA MPILELA-BODY, COLONISE DANS LA TETE PAR LES VAZAHA ET LES KARANA. GASIKARA FIRENENA MAMPIJALY ZAZA SY ZOHAN_JAZAKELY>>>GASY MAIVANA TSISY SAINA TAY NO MANAO ANIO FOMBA ALIKA SY FOMBAMAIVANA NO NY FOMBA AFRIKANA !!!
GASIKARA = FIRENENA LAVA-BODY, MAIVAN-DOHA, COUILLONS NY GASY 98%!! GASY - PEUPLE PRIMITIF, INCIVILISE, STUPIDE< IMBECILES, CRETINS, CHIENS!!

FIHAVANANA = MANDANY VOLA, FIATASRAM-BELATSIA, HYPOCRISIE, FIALONANA, MERDE, FOMBA EFA LNY ANDRO ZALA EEE!!!

FAMADIHANA = FOMBA MANGERY!! MANDANY SAOSY SY MAMPIHETRY. RAHA MITAHY RAZANA NO EFFICACE< EFA ELA GASIKARA ITY NO JAPON ZALA EEE..ZAO JEREVO FA FIRENENA MINAN`NY
25. arialy ( 21/05/2012 08:32)
saika tsy hime aho fa mety bandikely aty an-dafy tsy voafora io dia menatra amin'izay , ireny manko rehefa ahadino ny RAR dia lasa complexé miaraka amin'ny gasy lahy mitovy aminy, hany heriny miteniteny foana.
Ny resaka famadihana tsy asiako resaka satria na izaho aza tsy dia manaiky loatra io fomba io nohon'ny antony manokana (mauvais souvenir).
Ny gasikara sy fihavanana indray mety nisy zavatra naha tofoka anléry tao, nefa raha ny fihatsaram-belatsihy sns anie na olona avy aiza afaka manana toetra ratsy avokoa e, tsy ny gasy ihany kosa é!!
26. kotobelouh ( 25/05/2012 08:33)
Tsy zao mivovoa be zao ve no fomban'i ALIKA r'lay Kely jery ty an!?? Gasy avy aiza àry itony le?? Ouwaff! Ouaff!

Blackeagle:

FAMORANA = FOMBA AN`ALIKA, TSY ILAINA NO SADY MANDANY JALA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO NO SADY GASY TERISAINA MAIVAN-DOHA MPILELA-BODY, COLONISE DANS LA TETE PAR LES VAZAHA ET LES KARANA. GASIKARA FIRENENA MAMPIJALY ZAZA SY ZOHAN_JAZAKELY>>>GASY MAIVANA TSISY SAINA TAY NO MANAO ANIO FOMBA ALIKA SY FOMBAMAIVANA NO NY FOMBA AFRIKANA !!!
GASIKARA = FIRENENA LAVA-BODY, MAIVAN-DOHA, COUILLONS NY GASY 98%!! GASY - PEUPLE PRIMITIF, INCIVILISE, STUPIDE< IMBECILES, CRETINS, CHIENS!!

FIHAVANANA = MANDANY VOLA, FIATASRAM-BELATSIA, HYPOCRISIE, FIALONANA, MERDE, FOMBA EFA LNY ANDRO ZALA EEE!!!

FAMADIHANA = FOMBA MANGERY!! MANDANY SAOSY SY MAMPIHETRY. RAHA MITAHY RAZANA NO EFFICACE< EFA ELA GASIKARA ITY NO JAPON ZALA EEE..ZAO JEREVO FA FIRENENA MINAN`NY
27. kotobelouh ( 25/05/2012 08:46)
fidelite:

fa ireto kosa aloha mrina e :



hahaha. io mantsy arakaraky ny loha mpitarika ihany ireo izay taritina. j'ai honte d'étre gasy pour l'instant.


Refa gasy lesy de gasy fa tsis pory l'instant pory l'instant zany Ary lisany mitsam reo no marina fa tsy @ rehtr, 98% no tsy couillons de lisany le vôny 2 zany oe COUILLONS?!!!
28. vale ( 25/05/2012 11:52)
Blackeagle:

FAMORANA = FOMBA AN`ALIKA, TSY ILAINA NO SADY MANDANY JALA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO NO SADY GASY TERISAINA MAIVAN-DOHA MPILELA-BODY, COLONISE DANS LA TETE PAR LES VAZAHA ET LES KARANA. GASIKARA FIRENENA MAMPIJALY ZAZA SY ZOHAN_JAZAKELY>>>GASY MAIVANA TSISY SAINA TAY NO MANAO ANIO FOMBA ALIKA SY FOMBAMAIVANA NO NY FOMBA AFRIKANA !!!
GASIKARA = FIRENENA LAVA-BODY, MAIVAN-DOHA, COUILLONS NY GASY 98%!! GASY - PEUPLE PRIMITIF, INCIVILISE, STUPIDE< IMBECILES, CRETINS, CHIENS!!

FIHAVANANA = MANDANY VOLA, FIATASRAM-BELATSIA, HYPOCRISIE, FIALONANA, MERDE, FOMBA EFA LNY ANDRO ZALA EEE!!!

FAMADIHANA = FOMBA MANGERY!! MANDANY SAOSY SY MAMPIHETRY. RAHA MITAHY RAZANA NO EFFICACE< EFA ELA GASIKARA ITY NO JAPON ZALA EEE..ZAO JEREVO FA FIRENENA MINAN`NY
Tsy marina mihintsy izany voalazanao izany hoe fomban'ny vazaha ny famoràna, ireo aza betsaka no tsy voafora, ary betsaka mihintsy ny manambady vahiny ka mitera-dahy no miady mifanditra momba ny fanaovana anazy io. Ny fomban'ny Karàna kosa aloha tsy fantatro. Ny hoe fampijaliana zaza aloha d'accord aho fa saingy vao mainka hijaly kokoa iny zaza iny raha tsy mifora, misy antony anie ny hanaovana iny fomba iny fa tsy fitiavana te hampijaly zaza sy te hanaonao fety fotsiny e, raha tsy mifora, dia tsy misy hygiène ilay olona satria miangona ao anatin'iny faritra tokony tapahina iny daholo ny saleté rehetra. Ka tsy mahasoa ihany aza ve izany ny famoràna?!!!

Faha-2 : ny momba ny fihavanana dia tokony ho fière mihintsy ianao satria io no maha-malagasy ny Malagasy izay tsy hitako mihintsy ny maha-ratsy azy , aminao moa hafa be ny fahitanao azy, fa amiko dia ilaina ny fitandrovana ny fihavanana, anisan'ny fahendren'ny malagasy izany, ka fomba Gasy izany izy io, ka tsy tokony haratsiana, fa ny Malagasy taty aoriana no nanimba azy io tsikelikely! Na dia izany aza dia aza dia tena masika be kosa ilay fi-jugé-nao ny Malagasy an!!!

Faha-3: Ny famadihana kosa indray dia hiombonako hevitra tanteraka aminao, tsy dia hitako loatra ny lafiny positif azy io, satria ao anaty fasana ao anie ka microbes tsy microbes intsony, dia fongarina indray.
tsy vitan'izany fa misy olona mangatam-pitahiana @ ireo razana ireo, izay hitako ho n'importe quoi, mihintsy.
farany dia fandaniam-bola sady mampalahelo fa misy ny sasany efa sahirana be à fiainany dia voatery tsy maintsy mandoa volabe anjara-adidy hono @ famadihana, ka tena hitako tsy mety.
29. ledala ( 13/06/2012 21:23)
Tsy tokony ho valina ity ranamana ity nefa otrany misy tsy aritra iany:
-- tena heviny marina ve io sa fomba iray entina mapiresaka fotsiny ?: raha izany no tena heviny de azy zany, raha fomba entina mapiresaka kosa, toy izany marina ve no tsara resahana?
--fahadisona kosa anefa ny miteny ratsy ho an'zay niteny ratsy rehetra, tsy eken'ny fiaraha-monina malagasy izany
--fanamarihana:
++famorana: betsaka ny manao io fomba io eto ambonin'ny tany, francais= circoncision, anglais=circumcision, italie= circoncisione, .....
++fihavanana: efa miha simba tokoa izy io ankehitriny
++famadihana ho an'ny malagasy: eo no ahafahana mihaona daholo ny mpianakavy na ny velona na ny vatan'ireo efa maty ,zany no anisan'ny antony
30. myst ( 10/03/2014 15:51)
tsy gasy io miteny io fa aza gaga ianareo, complexé io sady marary saina noho ny fahambaniany miohatra amintsika malagasy
31. shmaisrael ( 05/12/2014 15:12)
Mampalahelo ny fisainanao!!! Tsy fantatrao angaha fa @ alalan'ny fombanao, ny tantaranao, ny mombamombanao @ maha gasy anao no identité anao...

Rehefa tsy mety aminao ny fomba, dia anao izany f'aza forcéna ho ratsy ny sasany... ianao angamba no tsy mifora ka tsy mahafantatra ny vokadratsiny sy ny "importance"-ny eo @ fiaraha monina , indrindra eny, eo @ lafin'ny finoana... voasoratra mazava tsara ao anaty baiboly hoe tokony hifora ny lehilahy rehetra! ka asakasakao ihany...

aza manao tery vay manta fa sao hanenina
32. Lydag ( 04/10/2016 14:04)
Mba gasy ihany ve ianao io manalika tena io ô!
33. tsehiromy ( 09/03/2017 03:18)

Blackeagle:

FAMORANA = FOMBA AN`ALIKA, TSY ILAINA NO SADY MANDANY JALA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO NO SADY GASY TERISAINA MAIVAN-DOHA MPILELA-BODY, COLONISE DANS LA TETE PAR LES VAZAHA ET LES KARANA. GASIKARA FIRENENA MAMPIJALY ZAZA SY ZOHAN_JAZAKELY>>>GASY MAIVANA TSISY SAINA TAY NO MANAO ANIO FOMBA ALIKA SY FOMBAMAIVANA NO NY FOMBA AFRIKANA !!!
GASIKARA = FIRENENA LAVA-BODY, MAIVAN-DOHA, COUILLONS NY GASY 98%!! GASY - PEUPLE PRIMITIF, INCIVILISE, STUPIDE< IMBECILES, CRETINS, CHIENS!!

FIHAVANANA = MANDANY VOLA, FIATASRAM-BELATSIA, HYPOCRISIE, FIALONANA, MERDE, FOMBA EFA LNY ANDRO ZALA EEE!!!

FAMADIHANA = FOMBA MANGERY!! MANDANY SAOSY SY MAMPIHETRY. RAHA MITAHY RAZANA NO EFFICACE< EFA ELA GASIKARA ITY NO JAPON ZALA EEE..ZAO JEREVO FA FIRENENA MINAN`NY
34. tsehiromy ( 09/03/2017 03:35)
miarahaba, ny firenena rehetra samy manana ny fombany, ary mahatonga ny firenena iray ho mia-matanjaka sy fantatry ny maro dia ny fombany
mbola hita hoe voazanaka ara-tsaina ianao io
ianao irery no "primitif" eo satria ianao dia tsy mba mandinika hoe fanjanahana ankolaka ny nataon'ny vazaha teto amtsika
fa maninona ary ny fombandry zareo vahiny no naparitany ? fa maninony ny an'ny tena no aratsiana ?tsy ho valiako ireo fa anjarantsika ny mandinika sy miheritreritra
tsiaritra kely => ny Malagasy tsy mino raha tsy mahita mporofo mivaingana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2447