mila vonjy

1. faysoaly ( 03/03/2012 16:08)
ten gaga zao amn disc dur-ko partie Dle iz, nanovako copie tamna flash zay mants le iz,de hoy iz hoé espace insufizant!! gaga za de nojerevako le dossier nikopioeko de dossier vide. Gaga ZA. De notsoahiko koa ilay flash,de niefaseko le dosir vide,aces refuzé hoy yz!! de protezé en ecritur le durako mazao de mb mila vony zay mahafantantr ny mbomb ity zavatra manjo an ty disc durako interne ti, de niformateko indray, aces refuzé!! Mila vonjy ré tompokoô!!
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 01:18
2. fidelite ( 05/03/2012 11:05)
za koa efa tratran'io fa nety ihany ilay izy rehefa nokitikitihan'ny zokiko teo. raha za de tsy de mahalala firy ny @io fa ny fantatro fotsiny de tsy mety ny fandikana mitovy amin'ny ampahany fa tsy maintsy vita tanteraka ny kôpia-na donnée ao @disk dur mankamin'ny USB. mety misy doc very fa misy voatana ihany koa anefa.
raha tena important le doc ao dia telecharger-o récupérateur de données.
3. hery ( 05/03/2012 11:48)
raha tena tsy ilainao intsony ilay disk dia azonao fafaina ilay partition fa tsy formatter-na fotsiny.
4. faysoaly ( 07/03/2012 08:16)

hery:

raha tena tsy ilainao intsony ilay disk dia azonao fafaina ilay partition fa tsy formatter-na fotsiny.

misotra betsak amn le fanampiana, fa vita tamn le annulation de partiton le izy!!
5. ded.kitty ( 14/05/2012 01:18)
Dia aza adino fa tsy tonga dia azonao tsohaina maina amin'izao ny memoire flash USB. Misy hoatra fleche maintso eo ambany ankavanana indrindra iny rehefa misy Mass Storage Device (disque/memoire flash USB) ao @ port USB nao. Tsohay amin'iny aloha ny volume, izay vao esorina avy ao @ port USB. Raha tsy izay mety misy corruption ny memoire flash, indrindra raha avy namindra fichiers be dia be na mafonja be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1996