mba ampio @ MISE A JOUR AVAST 5

1. aritiana2010 ( 02/03/2012 11:23)
Tsy mety mandeha intsony ny mise à jour automatique Avast 5, dia nanandrana ni-installer Manuelle aho nefa tsy nety fa lazainy fa misy erreur foana.
Sady tsy mety désisntaller ilay koa le ao anaty ordi, nefa efa no-désactiver mialoha.
Mba ampio ry reto a
Misaotra mialoha
novalian'i fidelite ny 02/03/2012 11:33
2. fidelite ( 02/03/2012 11:33)
raha tsy mety ny manafoana ny programme avast5 ao @panneau de configuration de telechargeo ity utilitaire de desinstallation ity
http://www.commentcamarche.net/download/telecharger-34055246-utilitaire-de-desinstallation-de-avast

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0761