Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
paiso ( 24/02/2012 08:16)
Imprimante amidy
Amidy maika imprimante Canon ip4300(tsisy adapteur) sy epson color stylus 740 color. Vidiny izy 2: 450 000Fmg ... tohiny
novalian'i paiso ny 11/10/2012 06:05
m.i.s.a ( 24/02/2012 07:50)
IZAO VE NO ATAO HOE MANDEHA TSARA NY MACHINE ?
Aux premières heures de sa prise du pouvoir à la suite d’un coup d’Etat, le jeune Andry Rajoelina avait promis monts et merveilles aux Malgaches. Plus de trois ans après, c’est le contraire q... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/03/2012 01:07
bichette ( 24/02/2012 07:40)
Ahoana ny miditra amin'ny dinika manokana ????
mba mila fanampiana fa te hiditra amin'ny dinika manokana aho fa tsy haiko hoe avy aiza no fidirana, tsy hitako intsony. misaotra indrindra... tohiny
novalian'i bichette ny 20/04/2012 10:30
andrywui ( 23/02/2012 17:41)
J - 3 androany !!
jours -3 amin'ny andro sy fotoana ahatongavan'ny dada anio ! nampanantena tanteraka izy fa na hisy innn na hisy innn de TSY MAINTSY TONGA AMZAY ..... -----mahafinaritra !!! ho tanteraka anie izany ... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2012 23:19
ari.malala ( 23/02/2012 08:51)
Ahoana no hahatanteraka izany?
Miarahaba ny rehetra. Misy manitikitika ahy ity, samy novangian'ny anjely ihany na i Maria na i Zakaria, samy nilazana zavatra toa impossible eo imason'ny olombelona (i Maria moa virjiny no nilazna h... tohiny
didi10 ( 23/02/2012 06:19)
Andro Paska : ny nahafatesaNY sa ny nitsanganaNY?
Tsara ny Tompo, Ity indray ry namana misy lohahevitra mahafinaritra, izay manainga antsika handalina bebe kokoa momba ny Paska izay fety lehibe indrindra amin'ny Kristianina. Ahoana ny hevitrao, aho... tohiny
novalian'i Miharena ny 29/02/2012 12:18
lo ( 21/02/2012 15:28)
NSD : mbola misy ve?
nankaiza?... tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 18:27
maresaka.com ( 21/02/2012 05:55)
Handova ny fanjakan'Andriamanitra tokoa ve isika?
[url=http://maresaka.com/resaka/index.php?itemid=20]Eto ny rohy [/url] Toy izao ny voalazan'ny Soratra Masina ao amin'ny 1 Korintianina 6:9: "[i]Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba h... tohiny
novalian'i bor2lais ny 27/02/2012 13:36
andrywui ( 20/02/2012 22:12)
fa maninona tokoa no toa velona foana ny machine administratif e ????
misy tsetsatsetsa kely ty !! .... fahiny dada sy ry ratsiraka etc.. teo amin'ny fitondrana a nahazo vola avy any ivelany foana ry zalahy fanampiana an'i Madagascar na vola nindramina ,,, milliers des ... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2012 23:20
andrywui ( 20/02/2012 22:01)
FAHINY : io fitsarana io no tena fikirina mafy !!
--fa tsy amin'izao tsony zany !! tsisy mataoatra anzay fitsarana mihitsy ny mpitondra amin'izao satria sady tsy nanao ratsy no tsy nangala-bola !! - namoaka fanambarana lehibe manko ny SMM zany fa de... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2012 09:21
andrywui ( 20/02/2012 21:46)
io le naiko ary , io le naiko ary ! huuummmm kay zanak'i dada aby !!!
hita oa fa tena ry mpiondana mihitsy kay reo saika hanao habibina teto amin'ny firenena le oe tamin'ny 06 fevrier teo nalaza be ireny !! soa fa ry milamm sy ry rijadolly mihitsy no nivoy anle izy be t... tohiny
vatofototra ( 18/02/2012 09:26)
REGARDER Vidéo Invité de Zoma Paul Rabary - Onitiana Realy 17 février 2012
REGARDER Vidéo Invité de Zoma Paul Rabary - Onitiana Realy 17 février 2012 http://www.vatofototra.com/... tohiny
Miharena ( 18/02/2012 06:04)
FFKM sy famahana Krizy politika
Niniana napetraka teto amin'ny lohahevitra fivavahana sy finoana izy ity fa tsy natao tao anatin'ny politika. Raha nahatsikaritra isika dia manomboka miantso ny FFKM indray ny politisiana hamahana ny... tohiny
novalian'i bor2lais ny 29/02/2012 09:39
rijadolly ( 18/02/2012 00:03)
MA-LAZA 18 FEVRIER 2012
[b]Conjoncture: Trois gendarmes projetaient d’assassiner le PHAT[/b] [img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2012/02/112.jpg[/img] 6 gendarmes et militaires ainsi qu’un civil ont été défér... tohiny
andrywui ( 17/02/2012 22:50)
tsy azoko mitsy nareo : TORIO NY TGV ....
- Ento le porofo oe nanao tire kroaze le tgv !!ampiakaro amin ambaratonga ambony , ento amin'ny tribunal interantional ,,asehoy le porofo ho jeren'ny UI , UA sy ny sisa sadc ,,, ento le izy de akaro a... tohiny
novalian'i locl ny 19/02/2012 15:49
rijadolly ( 17/02/2012 22:49)
VAOVAO, JOURNAL TVPLUS 17 FEVRIER 2012
VAOVAO TVPLUS 17/02/2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-17-fevrier-2012-5965846 JOURNAL TVPLUS 17/02/2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-17-fevrier-2012-5965361 ... tohiny
rijadolly ( 17/02/2012 18:04)
VAOVAO MA-TV 16 FEVRIER 2012
Notanterahana androany ny fihaonana teo amin'ny mpitsara sy ny polisim-pirenena izay teo ambany fanelanelanan'ny filohan'ny tetezamita sy ny praiminisitra. [youtube]http://www.youtube.com/watch?v... tohiny
vony501 ( 17/02/2012 11:59)
moteur-na toyota essence 12 valves
Sao mba misy manana na mahita moteur-na Toyota essence 12 valves, na farafaharatsiny carburateur fotsiny. Misaotra mialoha... tohiny
rijadolly ( 16/02/2012 22:59)
MA-LAZA 17 FEVRIER 2012
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/journal-du-17-02-12.jpg[/img] ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 16/02/2012 23:11
rijadolly ( 16/02/2012 22:20)
VAOVAO, JOURNAL TVPLUS 16 FEVRIER 2012 ( VAHAOLANA: SMM sy ny POLISY, PM sy ny FILOHA HAT)
VAOVAO TVPLUS 16 FEVRIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-16-febroary-2012-5962847 JOURNAL TVPLUS 16 FEVRIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-16-fevrier-2012... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2521