io le naiko ary , io le naiko ary ! huuummmm kay zanak'i dada aby !!!

1. andrywui ( 20/02/2012 21:46)
hita oa fa tena ry mpiondana mihitsy kay reo saika hanao habibina teto amin'ny firenena le oe tamin'ny 06 fevrier teo nalaza be ireny !! soa fa ry milamm sy ry rijadolly mihitsy no nivoy anle izy be teto , satria neveriny fa hoe TGV ireo hamono olona handrava sy handroba magazay reo - saika hamoaka basy tao amin'ny toby miaramila mitsy kay ry zanak'i dada kouuu !! hatao innn ?? hamonoana malagasy !!!

- de io fa tratra aby izy mianakaby nisy miaramila , zandary , sivily nipoitra tao aby mbola mety ho be ny listra fa de miandry isika satria de hotsimponina kiraikaraika any andranony any aby ry le mpamono olona reo !!
2. andrywui ( 20/02/2012 22:15)
aona tsara mou le izy ry milamina ?? - hoe hisy zavadoza hitranga ny alin'ny 06fev zao ?? fa hisy handroba , hamono olona , hangalatra !!!! zay le izy oo
3. vony501 ( 21/02/2012 12:34)
Raha film aloha izany no resahina eto Madagasikara, dia "TGV Production" no voalohany e! Veriny lavitra be izany "scoop digital" izany.
4. andrywui ( 21/02/2012 12:42)
Vony a soa fa tsy film le izy fa ny zandarme mitsy no nahatratra,anireo saika handripak olona tam 06fev teo ...mpiondana daolo ny type nireo tratra ..nisy miaramila mpiondana ,,nisy civil mpiondana tratra daolo
5. andrywui ( 21/02/2012 12:44)
Tsisy marina zay tsy hipoitra hoy ny teny ...
6. dadabe ( 21/02/2012 17:47)
andao iska lahy hanao moraingy lesy bainina a
7. andrywui ( 21/02/2012 22:43)
aoka less bainn a ! tsy miady ami dadilahy ah !! hay less bainn ka rehefa tratra daolo ry zalah le saika hanapoaka korotana tam 06fev alina ireny de hay mpiondana tsotra sy miaramila daholo ny type hita tao !! tena afabaraka lesss ka !! saika mbola hamono olona ndray zany ry zalah mpiondana !!
8. trondrogasy ( 24/02/2012 21:00)
mankanesa ise ry andrywui any dago dia ahita ny realité any an,any na omen'ise vola aza ny olona menatra hilaza hoe manohana an'i tgv ,na koa hoe matoa ise manohana an'i tgv dia misy fianakavian'ise cst ou ct ao ka mila amboarina ise ,i betsitonta sy ireo mpanao politika ireo aza efa misy manamboatra any ko vao maika ise ,tohizo fa tsara ry ise an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4222