Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cpd8910
(
08/02/2012 21:47)
INVITÉ DU ZOMA : FAHEFANA TELO MIFAMPIAMBINA-AHOANA NO TSY HANODINAN'NY MPITONDRA NY SÔSY BE TSONY?
tena milay ty Razoky Ramarolahihaingonirainy Anthony ty. Nikarokaroka momba an-drazoky za d tena tsy masosotra e. Mba jerijereo any zao manam-potoana. Hatram'voalohany ka hatram'farany reveko manja fa...
tohiny
novalian'i cpd8910 ny 12/03/2012 01:20
andrywui
(
08/02/2012 21:20)
tsisy manao resaka ratsy eto ....
Sady tsy manabambany na manopa ah eto ,,tsy mi.se moquer nizaniza ,,tsy manambany anlisany donc asio fifanajana ,, milaza ny hevitro sy ny olona tohanako hatramn farany no alehako eto ...... Ka zao ry...
tohiny
novalian'i andrywui ny 13/02/2012 00:17
rijadolly
(
08/02/2012 20:35)
VAOVAO, JOURNAL TVPLUS 08 FEVRIER 2012
VAOVAO TVPLUS 08/02/2012
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-08-fevrier-2012-5943580
JOURNAL TVPLUS 08/02/2012
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-08-fevrier-2...
tohiny
RBNIR
(
08/02/2012 15:14)
AZO ATAO V NY MANOTA AO AMIN I KRISTY JESOSY?
RAHA ARAKA IRETO TENY REHETRA IRETO DIA TSIA DIA TSIA TOKOA
« Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. » (Efesiana 4:26).
« Izay man...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/02/2012 06:56
rijadolly
(
08/02/2012 02:17)
MA-LAZA 08 FEVRIER 2012
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/couverture2.jpg[/img]
...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/02/2012 02:28
rijadolly
(
08/02/2012 00:06)
VAOVAO TVPLUS 07 FEVRIER 2012
VAOVAO TVPLUS 07 FEVRIER 2012
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-07-febroary-2012-5940921
...
tohiny
novalian'i locl ny 08/02/2012 15:25
rijadolly
(
07/02/2012 18:01)
JOURNAL TVPLUS DU 07 FEVRIER 2012
JOURNAL TVPLUS DU 07 FEVRIER 2012
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-07-fevrier-2012-5940558
...
tohiny
niryna
(
07/02/2012 17:41)
Vola madinika sy Vola vaventy
Sendra nifankahita hono ireto vola madinika sy ny vola vaventy ka dia manga ery ny resaka
Falifaly ery anie hianao izany hoy ity vola vaventy tamin'ilay vola madinika.
Ary avy taiza ary hianao iz...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2012 21:11
rijadolly
(
07/02/2012 15:43)
Monja Roindefo : « IL Y A EU DES TIRS CROIS2S LE 7 FEVRIER 2009 » (Midi Madagascar 07/02/2009)
[b]Monja Roindefo : « Il y a eu des tirs croisés le 7 février 2009 » PDF Imprimer Envoyer
Mardi, 07 Février 2012 00:00[/b]
070212une
[img]http://www.midi-madagasikara.mg/images/stories/...
tohiny
novalian'i ravaomalou ny 07/11/2012 20:56
diamondra27
(
07/02/2012 15:32)
k-pop, pop koreana
k-pop, karazana mozika vao nisondrotra ary manomboka malaza eraky ny firenena
ity misy metisy gasy, lany finaliste teto France
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=XQo5NT4gm2Y[/youtube]
...
tohiny
novalian'i ded.kitty ny 15/05/2012 11:27
RBNIR
(
07/02/2012 13:55)
IZA NO MANAO NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA?
Hoy Jesosy Kristy Tompo :
« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:2...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/02/2012 04:02
cpd8910
(
07/02/2012 12:46)
HAMPITOVIANA HONO KARAMA MINISITRES-DÉPUTÉS-MAGISTRATS
Lahatsoratra nanaitra anio ...
http://www.madagascar-tribune.com/La-justice-independante-tant-revee,17048.html...
tohiny
novalian'i cpd8910 ny 09/03/2012 23:05
cpd8910
(
07/02/2012 12:45)
HAMPITOVIANA HONO KARAMA MINISITRES-DÉPUTÉS-MAGISTRATS
Lahatsoratra nahatalanjona anio.
http://www.madagascar-tribune.com/La-justice-independante-tant-revee,17048.html...
tohiny
novalian'i cpd8910 ny 12/03/2012 01:29
andrywui
(
07/02/2012 10:49)
oudryyy ..resaka efa omaly hariva le OPK ,OPS e !!
- Ka iza mou no ahazo tombotsoa aminio hanakorotana mba tsy ahavitana anilay fotoampivavahana sy lanonana ho atao hanotsanana andry zalah kriminely ireo fa tsy ny mpanohitra e !! aza avadika le resaka...
tohiny
novalian'i andrywui ny 07/02/2012 10:54
milamm
(
07/02/2012 08:01)
ampitampitao...
sombiny ireo vaovao fanakorotanana [b][u]samia mailo[/u][/b]
-Original Message-----
Subject: VAOVAO FARANY
Misy andian'olona nokaramaina hanao fanahina jiolahim-boto manomboka anio alina aorian'ny ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 08/02/2012 09:59
RBNIR
(
07/02/2012 07:54)
ANATRA HO AN-TSIKA REHETRA
Faly miarahaba ry namana isany,
Ny tenako no asiako ho mangana voalohany saingy tsy adinoko koa ianao namana,
«Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo ...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2012 21:18
rijadolly
(
07/02/2012 04:11)
COMMUNIQUE PM., niely omaly, fanankorotanana eto tana, fiverenan'Lalao Ravalomanana
Taorian'ny tsy nahafahan-dramatoa Lalao Ravalomanana niverina teto an-tanindrazana, dia nohamafisin'ny Praiministra Omer Beriziky fa fanapahan-kevitra samirery sy tsy niraisana ary tsy noresahana tami...
tohiny
novalian'i andrywui ny 08/02/2012 21:12
pomderenette
(
07/02/2012 02:17)
Fitsitsiana isan-karazany ao an-tokatrano aho
Ato no soratantsika ny fomba rehetra afaka hitsitsiana ao an-tokatrano ao.
Atomboko ary:
- Rehefa miantsena aho dia eny @ grossiste foana no mividy PPN fa miezaka tsy hividy eny @ épicerie satria en...
tohiny
novalian'i kiriah ny 14/02/2012 14:55
rijadolly
(
07/02/2012 02:16)
MA-LAZA 07 FEVRIER 2012
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/couverture1.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/02/2012 02:26
rijadolly
(
07/02/2012 02:09)
VAOVAO, JOURNAL TVPLUS 06 FEVRIER 2012
VAOVAO TVPLUS 06/02/2012
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-06-fev-2012-5938199
JOURNAL TVPLUS 06/02/2012
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-06-fev-2012-5937843
...
tohiny
