INVITÉ DU ZOMA : FAHEFANA TELO MIFAMPIAMBINA-AHOANA NO TSY HANODINAN'NY MPITONDRA NY SÔSY BE TSONY?

1. cpd8910 ( 08/02/2012 21:47)
tena milay ty Razoky Ramarolahihaingonirainy Anthony ty. Nikarokaroka momba an-drazoky za d tena tsy masosotra e. Mba jerijereo any zao manam-potoana. Hatram'voalohany ka hatram'farany reveko manja fa ny 40 na 45 minitra faraparany aloha dia tena....hummm aoka fotsiny. Tazoniko tsara ty lien ty hampitsiahiviko an'io razoky io raha sendra mitazona andraikitra izy indray andro any ka mivoana amin'ireo voalazany milay be ao ireo.

Reveko ny théorie-nao razoky fa tandremo fotsiny sao hadino refa tena tafiditra ao anatin'ny pratik.

http://blip.tv/ramarolahihaingonirainy-anthony/tvplus-5801878
novalian'i cpd8910 ny 12/03/2012 01:20
2. mirananirina ( 12/02/2012 16:01)
ehehe!izay eo @ fitondrana na iza na iza de mahazo sôsy be daholo!olona 2 anatin'ny 100 no olona mba mahitsy ao!
3. cpd8910 ( 12/03/2012 01:19)
ié, raha toa ny mahazatra antsika kosa aloha hoe chauffeur livreur tao France no antsoina lasa ministre refa avy eo (Augustin Andriamananoro, Julien Razafimanazato sy ny directeur de cabinet-ny sns. ) dia mazava hoazy fa tsimiantsy hoe hameno paosy fotsiny ihany. Mety mba ho hafa ny olom-be toa an'itony fa sady manam-pahaizana no mba miaina tsara any ivelany any (prof d'université). Asa moa aloha...samy tsy misy mahita sy mahalala zay aany m-pony tsy miloaka any.
4. cpd8910 ( 12/03/2012 01:20)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.038