COMMUNIQUE PM., niely omaly, fanankorotanana eto tana, fiverenan'Lalao Ravalomanana

1. rijadolly ( 07/02/2012 04:11)
Taorian'ny tsy nahafahan-dramatoa Lalao Ravalomanana niverina teto an-tanindrazana, dia nohamafisin'ny Praiministra Omer Beriziky fa fanapahan-kevitra samirery sy tsy niraisana ary tsy noresahana taminy.


[/quote]
novalian'i andrywui ny 08/02/2012 21:12
2. rijadolly ( 07/02/2012 04:12)
Nilaza ny ministry ny Fitaterana fa tsy nandefa Notam velively hanakanana an-dramatoa Ravalomanana Lalao. Tsy politika, fa fampiharana ara-teknika tanteraka no natao, hoy ny Sekretera Jeneraliny.

3. rijadolly ( 07/02/2012 04:14)
Naneho hevitra mikasika ny raharaha izay nitranga ny sabotsy teo ka tsy naha tafaverina an-tanindrazana ny vadin'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ny jeneraly Razakarimanana Ferdinand.

4. milamm ( 07/02/2012 08:11)
tsy hisy intsony ny filaminana eto antanindrazana fa ho eo ambany vahohony frantsay fangolika isika ary ny tsy ahatafaverina ny filoha Ravalomanana mandrakizay no tetika ambadika izay no antony nanilihana an'i beriziky t@ fanapahakevitra notam farany teo reny
5. andrywui ( 07/02/2012 10:58)
- tsy azo atao razoky ny manao fihetsiketsehana eny amin'ny faritrin'ny fitaterana an'habakabaka a ! izay no lalana n apetrakin'ny vondrona eropeana ! ny malagasy aza efa miverimberina fona oe tsy mahazo mandalo ety amin habakabakanay ny avion nareo malagasy sns ... mbola hisy korotana sy ady ndray etsy ivato ???? .... mety be ny an'ny sekretera jeneralin'ny fitaterana e bizou letsy a
6. locl ( 07/02/2012 12:38)
Andriwiii: Taiza no nisy lalàna fa tsy mahazo manao fihetsiketsehena eny aminy aéroport, maba jereo kely ny ao aminy Paris CDG androany. Mba atoroy any eto hoe izany lalànanao izany, hihihihih. Miteniteny foana indray an!
7. milamm ( 07/02/2012 13:53)
ol tsy ampy saina nge no ifampiresahina eto ry locl e looool
8. andrywui ( 07/02/2012 20:36)
Mifanajah ramlamn fa tsy ni se moké ani toi mitsy ah nefa provoke ni toi foana ...tsy ampy apoakako eto elah fa mifanajah ,,tsy ny hevitra tsy mitovy no hi lanlah vann amiko eto fona ...milaza amlah farany ah zay fa vizaniko eto elah refa hanao lohamboto amiko eto ...dern .averti .jo anlah ty ...mifanajah !!!! Ok ???
9. Hagg ( 08/02/2012 05:30)
...Za alo de mba gaga hoe sarotra be ve ny manavaka ny décision politique sy ny décision technique? Ary technique hatramin'ny oviana mo ny tsy natao hatr'izay fa izao vao mahita teknik avo lenta tsy fanta-pihaviana?!! Mba ohatry ny nianatra ihany nefa...fa na izany aza aza dia manao ny olona ho vendrana e! Dia mahasahy miantso mpanao gazety hilaza hoe "ianareo malagasy ireo dia vendrana be daholo fa izaho irery no manana teknik dadany be eto?!!"".....maninona tsy tsorina hoe mba baiko ko ny anay fa mba mena ambanin'ny mena. Fa eo anatrehan'izany dia tsy tokony hiandry ela toy izao ny PM fa mba mandray décision...tahak'izay ireo efa tsy teo. Dia mbola tsy vitan'izay fa ny tompon'andraikitra ambony ao amin'ny Ministeran'ny Serasera koa mbola mahasahy manely tsaho ankitsirano izao mba hahafahana mamorona perquisition?....Ô ry Premier Ministre- a, marina fa dipomaty ianao fa mba sahia manome baiko hentitra sy fanapahan-kevitra...Efa tsy fantatra intsony indraindray raha misy izao gouvernement izao sa dia i Ambohitsorohitra no efa lehiben'ny Gouvernement? Na planton ao Ambohitsorohitra aza mety efa atahorana an!!
10. milamm ( 08/02/2012 09:49)
avy eo namoronana motif tampoka teny andranomanelatra nisy an'i Tojo R oe nanao traffic basy
nefa tsisy mandat de perquisition akory no sady par infraction no nidirany tao (elimination politique Ravalomanana sy ny ankohonany) mitady hevitra analana an'i beriziky haingana indray zao ny fat raha ny fijeriko azy manokana, mody asaina miala kely fa ilatsaka tampoka i lavanify fa ampitondraina miaramila tampoka alohany fifidianana efa voavidy tiany fat atao ( efa ni-declarer ady @ ratsy iraka sy Ravalo momba ny fanamelohana lavanify t@ kabary nataony omaly mba tsy ahafahan'ireo milatsaka tsony)
11. milamm ( 08/02/2012 09:57)
ok wui mazava sintoniko reo teny tsy nahasalama anla raha nisy endrika fanivaivana nefa ela matetika koa manao teny tsy voahevitra ka noraisiko arakizay, aleo averitsika ny fifanajana
12. locl ( 08/02/2012 15:29)
Inona moa no mahatezitra an'i wui an'izany e! hita fa miteniteny foana toi eto, ka rehefa tsy te hahazo critique avy amin'olona dia mba fidio ny soratra avoaka eto fa ny olo-jiaby no mamaky azy
13. andrywui ( 08/02/2012 21:12)

locl:

Inona moa no mahatezitra an'i wui an'izany e! hita fa miteniteny foana toi eto, ka rehefa tsy te hahazo critique avy amin'olona dia mba fidio ny soratra avoaka eto fa ny olo-jiaby no mamaky azy
locl ..---))) jereo tsara ny zavatra teneninlah ane e ...refa tgv.ka miaraka amn phat de miteniteny fona sy natao Ho rabaissena eto ...amlah zany refa olona tsy manasohaso sy tsy manaraka Ze hevitrelaisany d adala??? Misainah less fa ampahafolon'ny lohako ra nenlah a ... Mbola zaza ela ary tsy Ho mpanao politika mandrakizay ra zany fisainana ambany b zany ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0443