Liste des messages
Liste des messages, inserés par pomderenette, par ordre de date
pomderenette
(
20/03/2012 14:16)
mianantra aiza ireo zanantsika izay afaka baccalauréat teto Mada
Miarahaba indray!
1/ Aiza no mianatra ny zanatsika izay afaka baccalaureat teo Madagasikara (bac frantsay io na malagasy na hafa)?
2/ Ahoana ny condition de vie any @ toerana misy azy any? (mipetrak...
suite
répondu par manoasoa le 26/09/2012 07:29
pomderenette
(
16/03/2012 15:40)
fampizarana
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY
Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94
Ry zanako Malalako,
Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsaha...
suite
répondu par niryna le 19/03/2012 15:32
pomderenette
(
03/03/2012 09:48)
Mitady psychologue eto Tana
Izaho mitady psychologue eto Tana, sao mba misy afaka manoro azafady, dia raha mety dia aohatrinona ny honoraire?
misaotra mialoha ô!...
suite
répondu par jesuisla le 14/03/2012 01:00
pomderenette
(
07/02/2012 02:17)
Fitsitsiana isan-karazany ao an-tokatrano aho
Ato no soratantsika ny fomba rehetra afaka hitsitsiana ao an-tokatrano ao.
Atomboko ary:
- Rehefa miantsena aho dia eny @ grossiste foana no mividy PPN fa miezaka tsy hividy eny @ épicerie satria en...
suite
répondu par kiriah le 14/02/2012 14:55
pomderenette
(
06/02/2012 15:25)
nify madilo
inona ny fanafodin'ny nify madilo, efa avy tany @ dentiste, talohan'izay tsy nisy anizany fa rehefa avy any indray (herinandro aoriana) vao madilo.
@ herinandro aho vao nahazo RDV any, ka sao mba mis...
suite
répondu par Ratoa le 12/02/2012 17:35
