IZAO VE NO ATAO HOE MANDEHA TSARA NY MACHINE ?

1. m.i.s.a ( 24/02/2012 07:50)
Aux premières heures de sa prise du pouvoir à la suite d’un coup d’Etat, le jeune Andry Rajoelina avait promis monts et merveilles aux Malgaches. Plus de trois ans après, c’est le contraire qui se passe, puisque la majorité des Malgaches s’enfoncent de plus en plus dans la pauvreté.



il y a eu 9% de pauvreté de plus, la malnutrition aiguë est passée de 4,7% à 7,4% dans certaines régions, la disponibilité de médicaments et de vaccins est devenue de plus en plus dramatique, au moins 400.000 enfants ont été déscolarisés et l’atteinte des Objectifs du Millénaire pour le Développement s’éloigne de plus en plus.


. La conséquence est que, parallèlement à une montée dramatique du niveau de pauvreté et une détérioration inquiétante de la gouvernance, Madagascar s’enfonce progressivement dans une fragilité accrue.


. Concernant la santé, l’éducation et la sécurité alimentaire, l’état de la situation est proche d’une situation d’urgence car le système de prestation des services publics risque la paralysie


D’ailleurs, dans cette stratégie, la Banque Mondiale est très critique par rapport à certaines dérives de la transition comme les problèmes persistants de gouvernance et affairisme ou encore les questions liées aux droits de l’homme et le trafic humain.

Dia aleo hoa tsy mitatatata fahatany eto @ dinika rehefa jamba !!!! dia mbola sahy hilaza ihany ve hoe mandeha tsara ny machine ?

Machine mandedika ny malagasy sy madagasikara !!!!
novalian'i andrywui ny 06/03/2012 01:07
2. locl ( 24/02/2012 10:56)
dia misaotra anao tsy kivy mampisokatra ny mason'ireo izay mbola mikipy,
3. andrywui ( 24/02/2012 13:12)

locl:

dia misaotra anao tsy kivy mampisokatra ny mason'ireo izay mbola mikipy,
. Yee misaotra frere misa nampisokatra ny mason'ireo mpiondana mbola antanin'ny jamba ,,toka-maso antanin'ny jamba ..... MILAZÁ RAHA MISY MACHINE TSY MIHODINA EO ARY .....IZA NO MINISTERA MITARAINA ? IZA NO TSY MIHODINA ?
4. trondrogasy ( 24/02/2012 20:38)

andrywui:


locl:

dia misaotra anao tsy kivy mampisokatra ny mason'ireo izay mbola mikipy,
. Yee misaotra frere misa nampisokatra ny mason'ireo mpiondana mbola antanin'ny jamba ,,toka-maso antanin'ny jamba ..... MILAZÁ RAHA MISY MACHINE TSY MIHODINA EO ARY .....IZA NO MINISTERA MITARAINA ? IZA NO TSY MIHODINA ?

t@ 2008 za no tany dago ary farany teo mois de novembre,fa dia mampiteny irery ny zava misy ,tsy haiko ianao ry andrywui na firy taona tsy tany dago fa dia mampiteny ny maona ,mankanesa sur place dia hitanao ny realité,fa izany tgv izany raha mahazo 5% AO DAGO AO DIEU MERCI
5. trondrogasy ( 24/02/2012 20:43)
eto ianao no be vava ry andrywui fa izahay tany dago nahita ny hamafin'ny fiainana dia gaga ,aiza le vary 2500fmg ny menaka 12500fmg ny litre,nitady erany tsena maro,mafy ny fiainana any any ary vao maika ratsy avo telo heny noho t@ andron'i ravalo ny fitondrana ,dia gaga fa mbola misy ihany ny imbecile manohana an'io fitondrana io
6. andrywui ( 24/02/2012 20:53)

tsssh enao bainn aza mapiesona mi dagodago eto fa enao niaraka tamiko teto fona ka dago a dago aona ary huhuhuhu ..ndao ndray alou ijery solde etsy a chatelet tsika lah ee !...hohohoh !! ok less a ampesonini' misa kou elah bainn de revo amlery eo !! bombina daholo reo kozinlery reo
7. trondrogasy ( 24/02/2012 20:55)
ny RN13 sy RN10 ary RN9 izay mitentina 290.000.000euros nafohy nefa fanampiana tao anatin'ny 10em fed ny MCI avy any etazonia efa mahatratra 100.000.000dollars nafohy
8. mirananirina ( 27/02/2012 15:36)


t@ 2008 za no tany dago ary farany teo mois de novembre,fa dia mampiteny irery ny zava misy ,tsy haiko ianao ry andrywui na firy taona tsy tany dago fa dia mampiteny ny maona ,mankanesa sur place dia hitanao ny realité,fa izany tgv izany raha mahazo 5% AO DAGO AO DIEU MERCI


tsy efa ela be ve izany??? :)
Fa mahagaga anefa fa velona foana ihany ny Malagasy,be loatra koa ny mpisoloky sy mpangalatra!ary raha madinika ianareo dia be dia be mht ny olona eny andalana,ny fiara tsy afaka mandeha intsony fa vobahan ny mpandeha tongotra na aiza na aiza(eo andrenivohitra io)Fa dia tsy misy atao daholo fa mibalady eraky ny tanana dia mahita vola daholo avy eo
9. andrywui ( 28/02/2012 09:50)
ssssh ! dinika tsisy valerany ty ry mirana fa aza midikiditra ato tsony sao ifindran'ny pesta ato a !! olona m.i.s.aVORITAKA saina no nandefa an'io ka m.i.s.aNGOJY eo koa ny atidoha raha mamalimaly ato !! zavatra olona m.i.s.aRIADALA ATO FOTSINY IO
10. zama91 ( 28/02/2012 23:18)
lasa hendry be ra wiwi an milay rehefa mba nandray lecon bain hihih ,
11. andrywui ( 01/03/2012 23:18)
ngah tsy mbola kobonlah i m.i.s.a ry zama ?? tena aleo alefako message amn phon less fa gaga elah a !! admin akama mihitsy no nanome ah ny anarany sy ny ip ny , retr retr !! - tsy bandy io fa madama ! ... kozy zan !
12. andrywui ( 06/03/2012 01:00)
Miala tsiny lesy baina fa raha mbola mamerina miadaladala eto I m.I.s.a de tena avokako tsisy fiambambana eto izy a ,azafady amla rawix fa tsy idiranla zay ,za ane alo zao no pehany eto fa tsy ela e ovao ny mdp fa tsy olana
13. andrywui ( 06/03/2012 01:07)

quote Dia aleo hoa tsy mitatatata fahatany eto @ dinika rehefa jamba !!!! dia mbola sahy hilaza ihany ve hoe mandeha tsara ny machine ?

Machine mandedika ny malagasy sy madagasikara !!
jereo fotsiny io fomba fiteny io ...iza no mpanao phrases Otran'io ?? Mazavabe fa I madama .... Io e e isao le point oe firy amle nom anao de copy enao madama .... fa ianao no misa a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1804