--fa tsy amin'izao tsony zany !! tsisy mataoatra anzay fitsarana mihitsy ny mpitondra amin'izao satria sady tsy nanao ratsy no tsy nangala-bola !! - namoaka fanambarana lehibe manko ny SMM zany fa de hoe aleo zahay tena ahaleo tena sy tsy baikon'izatsy sy zaroa tsony manomboka zao !! de nihevitra ry lerony hoe ho avy ny famindratoerana sy ny sazy ny rahona zao !!! kay tsy nisy fa vao maika aza nampaherezina ry zalahy oe ataovy !! taloha manko io tena nataoran'ny dada mafy mihitsy manarakaraka ny ministeran'ny fiarovampirenena sy ny minisiteran'ny vola !! tsy navelany ho viravirain'ny olona "hafahafa" mihitsy ireo sehatra ireo fahiny !!
Efa nihataka tanterak ahaleo tena ny mpitsara zao ,,donc tsy mila miandry tsony atao ilay resaka I hery tsony zan zao fa,afaka mitory sy mitsara ny fanjakana ny mpitsara ....malalaka mitsy !!