Matanjaka ve ny antoko ame? Oui! Izy irery tamn'i ...

1. LEbotakely ( 02/03/2012 06:10)
Matanjaka ve ny antoko ame? Oui! Izy irery tamn'i andron-dRa8 no antoko nanana dépioté lany ankoatry ny Tim. Izy irery no antoko tsy mbola niditra tam fitondrana nifanesy na dia efa nantsoina ho minisitra in-3 aza tamin-dRa8 satria hitany fa fitondrana didy jadona fa tsy demokratika. Niala tam AKFM izy satria tsy afaka manaraka ny rythme politika misy intsony ny AKFM.
novalian'i galasm ny 03/03/2012 09:58
2. LEbotakely ( 02/03/2012 08:30)
Matanjaka ve ny antoko ame? Oui! Izy irery tamn'i andron-dRa8 no antoko nanana dépioté lany ankoatry ny Tim. Izy irery no antoko tsy mbola niditra tam fitondrana nifanesy na dia efa nantsoina ho minisitra in-3 aza tamin-dRa8 satria hitany fa fitondrana didy jadona fa tsy demokratika. Niala tam AKFM izy satria tsy afaka manaraka ny rythme politika misy intsony ny AKFM
3. sitlo ( 02/03/2012 20:42)
sssssh, Ravalo forever. Io ihany no mahasaky miatrika ny frantsay.

Ame -> fampanantenana no betsaka

Ame -> akaman-dRatsirahonana mba mody atao hifaninana amin'i TGV amin'ny fifidianana tsy misy fahafahana.

Tamin'ny 1999-2000, efa feno ny seza, dia namorona ny Senat ny presida Ratsiraka. Efa nandà daholo ny olona fa mbola nalefan-dRatsiraka ihany ny fifidianana. Dia tamin'ny ora farany dia nandrotsaka candidat maro Ratsirahonana, naka seza. Dia nandeha ny fifidianana dia niforona ny Senat.

Ohatra izany ihany, koa ny referendum farany teo. Nandà ny olona fa nosesefan-dRatsirahonana ihany dia hoe lany ny constitution vaovao.

Dia izao, omanina ny CENI-T dia sesefana ny fifidianana prezida dia mba mody asiana kandida adva Rajoelina dia mody ankalazaina ny AME, ary aratsiana Ravalo.

Fanontaniana: angaha moa Ravalo tsy lany tamin'ny fifidianana?
Didy jadona ve ny fampiarana ny lalàna?
Rehefa misy andian'olona iharan'ny lalàna ve dia lasa didy jadona ny lalàna?
Raha noroahina hiala tao Madagasikara ve ireo frantsay nanao tourisme sexuel dia didy jadona izany?
Raha garantie 10 ans ve ny lalana vitan'ny Colas, nefa 3 ans dia simba, didy jadona ve raha tsy nomen-dRavalo ny Colas ny fanamboaran-dalana...?

Ny tena enjana, raha nandroso ny toekaren'ny firenena subsaharienne, dia nitrotrongy ny toekaren'ny G8 (2008). Tsy maintsy nesorina Ravalo talohan'ny sommet Africain 2009 izay tokony ho tao Madagasikara. Izany no antsoina hoe politika iraisam-pirenena. Inona no avalin'ny AME amin'izany? Mbola ny hampandroso an'i Madagasikara ve no vahaolana?

Mbola maro amin'ny taonina no azo soratana eto fa ity "fampanantenana" ataon'ny AME ity efa idiran'ny rivotra. Na Rajoelina aza mba nampanantena.
4. andrywui ( 03/03/2012 08:28)

sitlo:

RAVALO ZANY BAINN EFA FILM BLOOD SPORT BE ZANY A SADY EFA MPANDEHA MATETIKA NO EFA LANY TSIRO NO EFA TRAINA BE ... ADINOY TANTERAKA I DADA DE HO VELONA IANAO

BE NY FILM VAOVAO AZO JERENA AMZAO VANINANDRO ZAO OMENA OHATRA ENAO
- PREDATOR3 (VITATSIKA)
- TRANSPORTEUR4 (IREO MOUVANCE TGV)...
5. Miharena ( 03/03/2012 09:06)
Mila mpitondra matsilo maso sy mijoro Madagasikara fa raha tsy izany dia miverina daholo ireo fomba ratsy fanao isanandro eo amin'y ambaratongany rehetra.

Azo hakana lesona daholo ireo zava-misy efa nitranga dia mba manao izay mety sy tsara fa raha tsy izany dia mbola ny teo ihany no teo. Fa ny tena raharaha dia ilay indroa mahita ny maizina toy ny tainomby hatsetsin-davaka indray ny vahoaka noho ny politika tsy mahomby

Tokony hijery izay manam-panahy afaka hihoatra ny fitiavan-kely, matotra sy hentitra fa tsy anio manaiky zavatra iray, rahampitso mandà indray.

Aleo mihitsy angamba aloha ho afa-po tanteraka daholo vao miroso amin'ny fifidianana mba tsy hanenenana.
6. galasm ( 03/03/2012 09:54)

andrywui:

sitlo:

sssssh, Ravalo forever. Io ihany no mahasaky miatrika ny frantsay.

Ame -> fampanantenana no betsaka

Ame -> akaman-dRatsirahonana mba mody atao hifaninana amin'i TGV amin'ny fifidianana tsy misy fahafahana.

Tamin'ny 1999-2000, efa feno ny seza, dia namorona ny Senat ny presida Ratsiraka. Efa nandà daholo ny olona fa mbola nalefan-dRatsiraka ihany ny fifidianana. Dia tamin'ny ora farany dia nandrotsaka candidat maro Ratsirahonana, naka seza. Dia nandeha ny fifidianana dia niforona ny Senat.

Ohatra izany ihany, koa ny referendum farany teo. Nandà ny olona fa nosesefan-dRatsirahonana ihany dia hoe lany ny constitution vaovao.

Dia izao, omanina ny CENI-T dia sesefana ny fifidianana prezida dia mba mody asiana kandida adva Rajoelina dia mody ankalazaina ny AME, ary aratsiana Ravalo.

Fanontaniana: angaha moa Ravalo tsy lany tamin'ny fifidianana?
Didy jadona ve ny fampiarana ny lalàna?
Rehefa misy andian'olona iharan'ny lalàna ve dia lasa didy jadona ny lalàna?
Raha noroahina hiala tao Madagasikara ve ireo frantsay nanao tourisme sexuel dia didy jadona izany?
Raha garantie 10 ans ve ny lalana vitan'ny Colas, nefa 3 ans dia simba, didy jadona ve raha tsy nomen-dRavalo ny Colas ny fanamboaran-dalana...?

Ny tena enjana, raha nandroso ny toekaren'ny firenena subsaharienne, dia nitrotrongy ny toekaren'ny G8 (2008). Tsy maintsy nesorina Ravalo talohan'ny sommet Africain 2009 izay tokony ho tao Madagasikara. Izany no antsoina hoe politika iraisam-pirenena. Inona no avalin'ny AME amin'izany? Mbola ny hampandroso an'i Madagasikara ve no vahaolana?

Mbola maro amin'ny taonina no azo soratana eto fa ity "fampanantenana" ataon'ny AME ity efa idiran'ny rivotra. Na Rajoelina aza mba nampanantena.

RAVALO ZANY BAINN EFA FILM BLOOD SPORT BE ZANY A SADY EFA MPANDEHA MATETIKA NO EFA LANY TSIRO NO EFA TRAINA BE ... ADINOY TANTERAKA I DADA DE HO VELONA IANAO

BE NY FILM VAOVAO AZO JERENA AMZAO VANINANDRO ZAO OMENA OHATRA ENAO
- PREDATOR3 (VITATSIKA)
- TRANSPORTEUR4 (IREO MOUVANCE TGV)...

mankanesa ise ry andrywui any ambanivohitra any raha misy mahalala an'ireo kandida tohan'ise ireo any ,za ary eto tana tsy mahafanatatra an'izany zafisolo izany ise izany noheveriko fa i zafisolo mpivaro mandeha
7. galasm ( 03/03/2012 09:58)
filme malaza izao ry andrywui les intouchables,raha tsy lery mihitsy no mamipy gant tsy hilamina izany tanana io,ary tsy hisy fifidianana vanona izany eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5352