Ny tokony atao sy ny tsia : 102

1. niryna ( 10/03/2012 20:40)
Andao hanala sorisory kely indray isika: omeko anareo ny santionany dia avy eo ampiko fa ho antsika rehetra kosa no manampy izany.
Ny tokony atao sy ny tsy tokony atao mba hialana amin'ny firotorotoana ka mahatonga ny tena fisian'ny fiakaran'ny tosi-dra.Izany hoe mila maika ,tsy taitra ,kanefa tsy tara.Mila hoentina moramora izany ny fiainana ka mila vaha-olana kely fotsiny izany isika e (STRESS )
Mihoatra ny 102 na mahery noho izay no itako ka samy afaka mizarazara izany isika.
1- Ny fanaovana akanjo malalaka
2- Ny fandehanana miasa mialoha
3- Ny fanaovana exercices matetika
4- Ny fialana amin'ny fisainana tery
5- Ny fihirahirana
6- Ny filalaovana alika na saka na biby hafa
7- Fadio ny manao peta-toko.
anareo ary no manohy
Inona no vaha-olana tokona atao na tsia mba hialana ny firotorotoana lava?
novalian'i niryna ny 24/03/2012 18:26
2. kiriah ( 10/03/2012 22:23)
zah mahita ry kala a! sady tena mahomby be mintsy

"" TANDREMO MAMAKY NY 3e TESTAMENT , hihihihihhhh!!!!!!

mifona zah Miharena a!
3. niryna ( 11/03/2012 02:09)

kiriah:

zah mahita ry kala a! sady tena mahomby be mintsy

"" TANDREMO MAMAKY NY 3e TESTAMENT , hihihihihhhh!!!!!!

mifona zah Miharena a!
hi,hi bedin'i Miharena eto ry kala fa aoka etsy hi,hi
4. niryna ( 11/03/2012 02:13)
Kiriah a > Tsy 3e testament ity aky a! Fa fomba mahomby hialana ny fihazakazahana amin'ny fiainana fotsiny .Aleo Miharena anome antsika ny 3e Testament fa izaho tsy mamaky an'izany.
aleo ary aloha ampiko kely indray e
8- fianarana hira vaovao
9- fianarana zava-baovao
10- miova toeran-kafa rehefa andeha hiasa fa tsy mandeha amin'ny mahazatra.
11-Mikakakaka miaraka ny ankizy
5. jesuisla ( 14/03/2012 01:00)
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY
Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94

Ry zanako Malalako,

Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsahatra ny ady mandatsa-drà izay mahafaty olona an’arivony sy fahasimban-javatra maro. Eo akaikinareo mandrakariva aho, amin’ny lanitra hanapotika sy handringana ny ratsy eto an-tany ary koa manafaka olona amin’ny loza tahaka ny ady. Mitory ny fitiavako, ary mivavaka ho anareo amin’Andriamanitra izay mahery indrindra aho.
Mivavaha in-3: ARAHABA RY MARIA, sy in-3 RAINAY IZAY ANY ANIDANITRA. Ity hafatra ity avy any Brésil dia tokony hanenika izao totolo izao. Adika in-21 ity hafatra ity. Alefa amin’olompantatra, fianakaviana, alohan’ny 8 andro, fa ahita fahagagana ianao. Aza heverina ho zava-poana ity hafatra ity.
I CHRISTIEN, naharay ity hafatra ity, novakiany ary nivavaka sy nangataka izy, avy eo nandika azy in-21 isa, valo andro taty aoriana dia nahazo ny Million de Dollard izy.
LAVIA, naharay ity hafatra ity, novakianay ary norovitiny. Nahita fahasahiranana isan’andro teo amin’ny fianakaviany, ary maty no niafarany.
MPIASA BIRAO, nahray ity, adinony izy io. Valo andro taty aoriana dia voaroaka tamin’y asany izy, tadidiny izany taty aoriana, ary najainy ny hafatra. Lasa mpanakarena sy anisan’ny olona malaza indrindra teto an-tany izy. Noho izany aza tsiratsiraina ity hafatra ity raha tsy te hahita fahasahiranana ianao. Nalefa tamiko ity araka ny fiangaviana tamiko dia notohizako ny fampielezana azy. Avy any VENEZUELA ny niaavian’ity hafatra ity.
Atoa BRANAIVO, naharay ity hafatra ity tamin’ny taona 1993, nanohy araka ny fangatahana taminy, sivy andro taty aoriana dia nahazo 55tapitrisa tamin’ny loterie iraisam-pirenena izy.
Atoa GETERE ihany koa, saingy nanadino ny fisian’ity hafatra ity. Indrisy voaroaka tamin’ny asany izy. Kanefa andro vitsivitsy taty aoriana dia sendra nahita ity taratasy nalefa taminy izy, dia nandika in-29. Sivy andro taty aoriana dia nahita asa tsara sy ambony noho ilay teo aloha izy.
Atoa BORI naharay ny hafatra, nandika in-29 ary nanely. Sivy andro taty aoriana dia nisondro-boninahitra teo amin’ny asany izy.
MADAMA izay nahazo ny azy, dia nodorany ka may ny tranony, simba tanteraka, maty ny ray aman-dreniny, ary niditra amponja ny vadiny.
Atoa BUCHILBAN dia nahazo, niangavy ny mpitan-tsoratrany izy handika azy in-29 ary nanely izany. Andro vitsivitsy taty aoriana dia vola 10 tapitrisa de dollard no azony. NOho izany, na inona na inona antony dia tokony hajaina ny hampielezana ity hafatra ity, ary adika in-29, ary alefa amin’ny olona. Afaka sivy andro dia hisy fahagagana hitranga amin’ny fiainanao.
Tsara ary ho tsara vintana ianao, ka ahita fitia avy amin’Andriamanitra sy ny olona. Tsy mila mandefa vola. Ny zavatra hiangaviako anao, aza mitahiry ity taratasy ity na dia ilay dikan-teny nataonao aza dia tokony hiala ao an-tranonao. Ity taratasy ity dia, tsy nataotao foana na dia tsy isan’ireo minmino foana aza, ka dia ezaho hitohy ity taratasy ity.
Misionera iray no nitrangan’ity hafatra sy vavaka avy any Saint Augustin. Afaka sivy andro dia ahita fahagagana lehibe ianao.
VAVAKA
Andriamanitra no nahary ahy, nisy aho satria nisy Andriamanitra. Tsy misy tsy azo aminy. Nomeny ahy ny aina, fitiavana, fifaliana. Izy no namonjy ny fiainako ka tiako hamonjy ny fiainanao koa. Manampy ny olona rehetra izy, tsy manadino ao amiko izy. Saingy izaho no minia tsy mandray azy. Ary mamela ahy izy amin’ny fahotako rehetra. Mihaino izay rehetra mivavaka izy saingy izaho no tsy manampaharetana. Andriamanotra ô! Manomboka izao aho dia hezaka ny hanara-dia Anao. Henoy ny fitarainako. Mitalaho Aminao aho. Haparitako izao vavaka izao mba ho fantatr’izay hadalovany. Nofafanao ny ranomasoko. Ampio aho Andriamaitra o ! Nahary ahy Ianao. Amen !
6. niryna ( 19/03/2012 04:08)

jesuisla:

HORS SUJET BE OOOPS
7. fiphie ( 20/03/2012 08:38)
Mba isoroana ny tosi-drà koa dé tsy dé mijery TV loatra, mitandrina tsara @ sakafo, ts'dé mihinana hena mena loatra, ...sns
niryna:

Andao hanala sorisory kely indray isika: omeko anareo ny santionany dia avy eo ampiko fa ho antsika rehetra kosa no manampy izany.
Ny tokony atao sy ny tsy tokony atao mba hialana amin'ny firotorotoana ka mahatonga ny tena fisian'ny fiakaran'ny tosi-dra.Izany hoe mila maika ,tsy taitra ,kanefa tsy tara.Mila hoentina moramora izany ny fiainana ka mila vaha-olana kely fotsiny izany isika e (STRESS )
Mihoatra ny 102 na mahery noho izay no itako ka samy afaka mizarazara izany isika.
1- Ny fanaovana akanjo malalaka
2- Ny fandehanana miasa mialoha
3- Ny fanaovana exercices matetika
4- Ny fialana amin'ny fisainana tery
5- Ny fihirahirana
6- Ny filalaovana alika na saka na biby hafa
7- Fadio ny manao peta-toko.
anareo ary no manohy
Inona no vaha-olana tokona atao na tsia mba hialana ny firotorotoana lava?

8. hery ( 20/03/2012 15:09)
Fanandramana zavatra vaovao?
9. niryna ( 24/03/2012 18:26)
hery:

Fanandramana zavatra vaovao?
mitombona avokoa ny teninareo.
Ireto indray misy hafa :
Soraty avokoa izay zavatra tokony atao
Toy izany koa rehefa miantsena mba tsy ho raofina avokoa izay hitan'ny maso.ooops raha misy ny vola sy ny ho vidiana.
Tsy manaiky be fahantany foana fa afaka manda koa indraindray .Eny re tompoko o ,ha,ha
Hialao lavitra ireny olona tsy manantsaina afatsy ny manao fanankianana ireny foana ,tsy mba manana fifaliana fa mahita lesoka amin'ny manodidina azy foana na mahita zavatra ho tsikeraina foana
Aza be filiriliriny fa hoento miadana ny fiainana
Toy izany koa ny sakafo,tsara ny mahay zavatra fa aza dia manao ny tsy araky ny aina na be loatra fa manome adin-tsaina ny famoronana betsaka.
Raha resaka asa indray: rehefa misy tsy hay dia manontania olona
MItsikia: tsiky dia ampy! Nalefako tato io fony aho niditra voalohany teto ,taty aoriana aho gaga.Hoy aho hoe " Tsiky fotsiny dia ampy"
Mila mitsingo ny vodiandro- merika.
Izay indray aloha fa anareo indray no manohy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1854