hafatra kely ho an'i mme m.i.s.a !!
1. andrywui
(
12/03/2012 11:57)
- nohenoin'ny fanjakana ny feon'ny miaramila ry mme a MBA fantatrao mou hatramzay fa ny karaman'ny rahalahy polisy 1barette teo nitovy amin'ny karaman'ny sergent-chef? Rariny rah mba nojeren'ny fanjakana kely ny tandroka aron'ny vozona e ...ireo no miantoka ny tout et tout eto amn tanana ....
novalian'i dadabe ny 07/04/2012 13:33
2. andrywui
(
12/03/2012 11:58)
Ataoko fa tsisy halaelo amzany fa efa mba ela nandeferana ny kamoflaz e
3. 201007jacky
(
12/03/2012 14:06)
Ary manin moa araka ny hevitrao no latsaka ambany be ny karaman'ny mpampianatra?Nahoana no tsy mbola voavaha fôna ny olana mahazo azy ireny? Moa v tsy avy amin'ny mpampianatra daholo ny maha-pôlisy , miaramila, dokotera sy ny maha-minisitra , praiministra , sns ....?
Sa v donak'afon'Analakely no nahatonga azy ireny ,ka tonga dia am-bovonanana na hoe nis fahagagana dia tong d praiministra , ...?

4. andrywui
(
12/03/2012 16:08)
201007jacky:mbol oavy ny anjaran ireo jacky fa aza mataoatra a