MPANAO POLITIKA TSY MAHAVAHA OLANA

1. RUZ9 ( 11/03/2012 13:03)
tsy mahagaga raha tsy mivaha ny olana misy eto Madagasikara.
Ny mpanao politikantsika tsy mahay akory ny atao hoe fitondrana fa mifarana hatreo @ny fahazoana seza ny zavatra rehetra.
Resa-besisa no manohy an'izay.
Tsy miteny intsony ny hevitra fa izay manam-basy ihany no atahorana.
Fantaro fany mpandraharaha anie ka tombombarotra ho an'tenany no tanjona e na sehatra aiza no misy azy na sehatra aiza, tombontsoa manokana sy bizna ihany koa no tanjony @ fanaovana politika.
Ny mpanao dokam-barotra anie havanana @ famoronana lainga e.
Ny tanalahy tsy manana foto-kevitra mazava ijoroana fa miovaova loko, rehefa eo ny seza dia izay.
Ataon'ny mpanao politika tohatra hiakarany eo ambony seza fotsiny ny vahoaka manohana azy ireo, fa ny zava-bitany ho azy ireo tsy misy.
AMPIO INDRAY NY ISAN'NY SEZA DIA ANTSOY NY MPANAO POLITIKA HAFA, ANTSOY NY BE REBAREBA, ANTSOY NY MPAMPIANATRA HAIADY, AVONDRO NY BEGALONA NY BEBOTY rehetra hiaro an'ireo rehetra ireo faTSY HIVAHA NY OLANA.
TSY ANY AMINAREO NY FANALAHIDY HAMAHANA NY OLANA.
novalian'i sitlo ny 15/03/2012 05:07
2. sitlo ( 15/03/2012 05:07)
Zarany aza misy ny olana hanodinana vola sy bois de rose sy safira...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2751