PAINGOTRA RESAKA DOUBLE NATIONALITÉ...
1. laza5700
(
13/03/2012 15:31)
Misy tsindrona paingotra kely ho an'ny mpitondra manana double nationalité ao anatin'ity emission ity raha sendra nijery izahay= any amin'ny faraparany. Mety hahaliana ny hafa mieritreitra hiditra eo amin'ny fitondrana ihany koa indray andro any.
http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs
http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs
novalian'i laza5700 ny 16/03/2012 13:33
2. sitlo
(
15/03/2012 05:03)
Mbola tamin'ny andron'ny fanjanahantany dia efa nipetraka io double nationalite io.
Dia tsy niverina tany Madagasikara mihitsy Rabemananjara, ilay nalaza ho mpamadika tamin'ny MDRM 1947, fa nijanona tany France foana. No mba niverina izy dia nirotsaka ho fidiana ho prezida.
Dia tsy lany dia iny indray izy no nisidina niverina nankany France.

3. laza5700
(
16/03/2012 13:22)
Marina mihintsy anie tenin'ilah ranamana e! Tsy ny fanànana double nationalité no ratsy fa ny fomba fitondràn'izay manana azy ka nandalo teo amin'ny fitondrana na nanodidididina ny fitondrana no ratsy. Lasa fitaovana entina hangalarana+ hangalàna rondroniny any amin'izay tany ananana nationalité hafa ary koa hanamora ny fitsoahana any amin'io tany io refa togna tokoa ny tokoa.
Raha ny filazany ao nefa dia tokony hitondra soa be ho an'ny firenena io raha ampiasain izay manana azy ho an'ny tombotsoany sy ...ny an'ny firenena.
Raha ny filazany ao nefa dia tokony hitondra soa be ho an'ny firenena io raha ampiasain izay manana azy ho an'ny tombotsoany sy ...ny an'ny firenena.
4. laza5700
(
16/03/2012 13:33)
mazava fa ny fiainany sy ny akohonany aloha no ao an -tsainy voalohany, tsy azo omena tsiny ry zareo satria ny fianakaviana avant tout. Fa ny irariana dia ny mba tsy hanadinoan'izy ireo ny fireneny ihany koa. Azo atao tsara ny sady manasoa ny ankohonany no manasoa ny fireneny koa. Tonga amin'ilay fitenenana hoe soa atao levenam bola ny manasoa ny firenena satria refa manasoa firenena dia manasoa ny taranaka ihany koa =soa miverina ho an ny ankohonana....io no toa tsy tonga ao an-tsain ireo manodina volam panjakana sy tsy manao ny tsara mithinsy ao amin'ny firenena ka tsy mijery afa tsy ny tenany sy ny fianakaviany.