tokony tsy nivoaka ny efitrano raha mbola hiady !!!
1. andrywui (
15/04/2012 21:14)
-Efa hita fa tsy tian'ny oul hiditra eto amn tanana i dada de tokony nitady fika hafa (tsy dada) ny mpiondana de notohizana ihany ny fivoariana nandaniana aniny volavolandalana iny na tsy tao aza ny momba an'i dada !! tsy aleo ve nandany ihany de nitady olona hafa nasolo an'i dada toy izay resy tsy miady otran'io ee !! ny fankatoavana iraisampirenena anie hanaiky ihany ny oul refa kelikely eo eee! jereo zao dada tamle nanao fanonganampanjkana iny fa tsy nanaiky daolo ny oul ,, nefa avy eo nanaiky tsara daolo iany !!!
Iza aloha no tsy tia an 'i dada hiditra an'i Mada eh?ny tgv ihany!akoatra izay na zanak'i dada na tsy zanak'i dada ohatra ahy dia tia.Tokony tsy sakanana hiditra ny tanindrazany ny Magalasy na iza na iza