Aza manaja italiane rehefa tsy hajainy

1. Enry ( 15/04/2012 20:38)
Hehehehe mitovitovy ny dinika teo aloha e;-)
2. Fheno ( 16/04/2012 05:20)
ty ko mideridery
3. vale ( 18/04/2012 11:04)
hihihihi
fa nanin an'i Enry aza ny italiens? na iza na iza tsy manaja anao dia aza mba hajaina koa e!
4. andrywui ( 18/04/2012 21:13)
an an an tena marna io tenenin'i enry io ry vale fa tena manana fisainana hafa mitsy ry zalah italiana ireo , tena voamarik'i enry mitsy zan fa zah ary ngamba manao mitsy oe reo no tena ratsy loha indrindra amin olombelona !!
5. dadabe ( 16/05/2012 15:35)
ninnaannn et mann tany ndray angamba bainna le
6. maminakely3 ( 14/07/2012 11:58)
ie marina mihintsy zany tena ratsy lavitra noho ny frantsay aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2179