BINGO MANAO MATSO

1. RUZ9 ( 14/04/2012 10:18)
Tsy misy fitsarana sy fahamarinana intsony eto, tsy misy mpitandro ny filaminana.
Ahoana ity olona misandoka andraikitra etsy sy eroa ity, mividy fiaramanidina tonta haloa ao anatin'ny 6 taona nefa tsy manana andraikitra hanao an'izany akory?
deraina manokana ny fihetsiky ny ankolafy izay tsy niditra tao@ FAT ary nitory azy ireo eny @ fitsarana.
TSY NAMALY NY FITSARANA
HITOKONA EO ANOLOAN'NY FITSARANA ANGAMBA NO METY MANDRA-PA......
2. Enry ( 14/04/2012 10:44)
RUZ9: Ny fitondrana teo aloha ihany koa tsy misy fitsarana sy fahamarinana ary tsy misy mpitandro ny filaminana..

Mitovy ihany izany e;-)
3. vony501 ( 14/04/2012 13:03)
ka hitondra fanovana sa hanohy ny ratsy vitan'ny teo aloha no nahatongavana eo?
4. Enry ( 14/04/2012 13:31)
Politika daholo izany, samy manana ny fombafomba fitondrana ny firenena angamba non?? sa ny tianao hambara eto dia tokony halaina tahaka ny fitondrany filoha teo aloha?
5. ziva6 ( 14/04/2012 15:11)
ka tsy efa maka tahaka tanteraka ve pira lavitra noho ny teo aloha, tena tsy misy hilana azy fa vao maika nampahatrana tanteraka ny vahoka, asa tena mitampina ny masonareo ry Enry na mody tsy mahita na havan'ireo mpangalatra reo!
6. Enry ( 14/04/2012 17:17)
ilay fitondrana teo aloha ihany no nahatonga an'izao fahantrany gasy izao
7. vony501 ( 14/04/2012 18:54)
fa taiza ho aiza i Mcar talohan'izao fitondrana izao? Dia aiza isika amin'izao?
8. andrywui ( 15/04/2012 06:12)
Mahavaly anareo tsara angamba I enry io .... Tsy vitanzay ary fa mbola mpisoloky sy mpibodo asa ko ny mpitondra teo alou ko ...satriny oazy daolo fa elah firany ery .....hatramin'ny asa keliko mitaonjezika iadivany atao daolo mtapy I dada iny ka
9. RUZ9 ( 15/04/2012 15:13)
Io ilay fahzaran'ny FAT manilika andraikitra rehefa tsy mahomby.
Tsy resaka Ravalo sy FAT intsony izao fa FAT sy vahoaka leo atao kilalao sy leo krizy, (krizy = FAT).
10. galasm ( 15/04/2012 17:21)
tsy miova mihitsy lesy ialahy ry rawiwi,hatramin'ny rakotra ao ampiangonana aza anie lesy pehan'i dada nomena an'i tantine an'ilay mpihira vavy malaza avy any atsimo any e,tsy voalohan'i lery hono ny passage
11. andrywui ( 15/04/2012 19:52)

galasm:

tsy miova mihitsy lesy ialahy ry rawiwi,hatramin'ny rakotra ao ampiangonana aza anie lesy pehan'i dada nomena an'i tantine an'ilay mpihira vavy malaza avy any atsimo any e,tsy voalohan'i lery hono ny passage
aona less bainnn a !mba mifanala amindry mlamm sy ry rasera ato less fa detety be ry lerony a !! fa elah to ts tonga akory less ?? tsssh mapiesona fotsnn ,,,
12. mirananirina ( 16/04/2012 11:46)
Mbola fantiantoka ihany raha izao no hitory tgv???Manana ny rariny foana izy na diso tanteraka aza!!grrrrrrrr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1312