Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Miharena ( 20/05/2012 07:56)
Paradisa _ ahoana no fahazoantsika azy?
Raha amin'ny fahazoana azy ara-Baiboly dia inona no mety azo hamaritana ny paradisa ? Toerana ve izy io sa fiainana? Raha nandre toriteny iray izay aho dia nilaza ilay mpitandrina fa "personne" na "... tohiny
novalian'i majesty ny 10/07/2012 04:54
Racesco ( 19/05/2012 16:17)
Ny Fanahy
Araka ny finoana na ny fisainan'ny Malagasy, makaiza ny fanahy rehef maty ny olona iray? Zay mahita hevitra de mba omeo valin-teny e. Misaotra.... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/01/2013 12:16
andrywui ( 19/05/2012 11:44)
MITADY AN'I NOUE NDRAY AH ...
Fa aoana ry letsy a ! aiza elah io e ! maninn ary milentika otrizao e , manary ny akama zany ? nefa mba be iany zay niarahana zay ?? fa inona no antony letsy a ! miandry anlah ny bandy e ... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:07
andrywui ( 19/05/2012 11:26)
miandry ny fiakarapony sisa .....
- ngah izy ty ze tianao atao hanevatevana olona na hamoroporonana anzao sy zao ry lalatiana sy Fidele a !!! ho takina tsy ho ela ny rano fa kely sisa de ho lany pile ny radio !! ho hita eo na FREE F... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2012 08:48
bichette ( 18/05/2012 11:27)
fanalàna tononkalo
miarahaba anareo, ahoana ny famafana tononkalo ao amin'ny tononkalo ? rehefa atao hoe "fafao" dia tsy voafafa ilay izy ! misaotra indrindra... tohiny
novalian'i iloinen ny 28/05/2012 14:29
ded.kitty ( 16/05/2012 21:44)
Miasa hoan'i Jehovah ve ny satana?
Nojereko voa tsy ela ny dikan'ny hoe Satana. Ny hitako dia amin'ny teny Hebreo, "ha-satan" midika hoe "ilay mpanohitra", na "ilay mpanenjika", tsy voatery hoe devoly akory. Vao vetivety koa aho namak... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:51
201007jacky ( 15/05/2012 12:56)
Ny olan'ny fanabeazana amin'izao fotoana izao.
Amin'izao vaninandro iainantsika izao dia hita sy tsapa fa mihamitotongana ny lafim-pampianarana , fa indrindra ny lamin-kevi-pampianarana na "système éducatif". Maro dia maro tokoa ireo antony ma... tohiny
novalian'i ledala ny 19/06/2012 22:12
andrywui ( 15/05/2012 10:21)
HIDIO HAINGANA FREE FM IO FA EFA MIDELIRA RY ZAREO AO ...
indrindra le ramatoa TGV be iringiriny teo alou io (lalatiana sy fidele) io !! tsaratsara raha hidiana mihitsy io fa efa tafahoatra ny teniteny foana sy ny delira ataony aminle fahaverezan-tseza ta... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/06/2012 01:23
fanevapatty ( 14/05/2012 13:24)
ny gasy tsara lavitra noho ny vahiny
amiko alo isika gasy mbola hafa iany e! sa aona ozinareo?... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:24
andrywui ( 14/05/2012 13:18)
LOGICIEL CUBASE 6
Iza no manana na mahita Logiciel cubase6 + protools 7 na 8 na 9 mba azoazo ny prix fa lafobe daolo ny itako , andefaso message ah ze maita de mifanaraka ! cubase6 + pro tools itako farany 600euro ... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/06/2012 15:06
andrywui ( 14/05/2012 12:52)
Misy ny olona leretsy de maivandoha kah !! marina e !
-... oe mba te hanao otranle tamin'ny 13 mei 1972 hono zany ny sasany no mba nofinofiny!! ririnina tokoa kay mou zao madagascar ----) ka iny 1972 iny tantara hafa tanteraka mihitsy (mbola tsy tera... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/05/2012 08:39
RUZ9 ( 14/05/2012 10:07)
TSY MILA FAT TSY MILA FAUX-MAITRE
Rehefa tsy afa-po t@ hadalana vitan'ny olona napetrany teo @ "fitondrana" ireo mpanao gazety mpivaro-bava sasany dia miketrika hametraka mpamita-bahoaka hafa indray. Tsy misy fankahalana olona eto, f... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/06/2012 05:27
andrywui ( 12/05/2012 13:56)
iza no vonona te-hamono tena amin'ny lakrim manaikitra be ??
[u]valiny[/u] : tongava eny amin'ny 13mei tsy nahazahoana alalana eny rahapitso ary ,ho an'izay efa maniry te- hosakrifiéndry lalatiana sy ny namany eny !!... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2012 05:01
ranet06101 ( 12/05/2012 10:02)
parametrage internet @ nokia C2-03
Manahoana daholo, Mila fanampiana aho ry reto an. Tsy haiko ny miparametrer FACEBOOK sy INTERNET ny phon ko, efa nentiko t@ TELMA sy ORANGE fa tsy haindry zareo koa... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:32
bazylou ( 11/05/2012 09:38)
efa hoe venansa be le mpanohatra
raha mpanohitra manana hazon damosina sy misaina ry baina dia mliandry fifidianana izy dia miady avy eo. Fa saingy hoe sain gasy maty noana sy tia kely mantsy dia lasa ihany izao .... beuuurrk Raha i... tohiny
novalian'i milamm ny 13/05/2012 00:29
andrywui ( 10/05/2012 10:16)
jereo anie e tonga ny mokondoha be !!!
de mety tsy azo ialana ndray zao ty 13mei ty fa mety ho pan pan pan pan be !!satria nahoana ?? satria tsy maintsy ho avy ndray zao reo mpiondana mpandroba de hamaky magazay eo Analakely otran'ny le fa... tohiny
novalian'i pulm ny 05/06/2012 10:23
didi10 ( 09/05/2012 06:47)
Test: Inona no antony handehananao mivavaka na miangona na mamonjy fivoriana masina rehefa faran'ny herinandro?
Tsara ny Tompo Miangavy antsika aho ry namana mba handray anjara amin'ity test ity, ny tanjona dia mba ny hahafantarantsika hoe inona no solika mampandeha antsika ara-panahy. Tsy misy valiny disoina ... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:52
guant ( 08/05/2012 13:33)
bjr, hono a ry zareo? inona no dernière version a...
bjr, hono a ry zareo? inona no dernière version antivirus avira farany!sy ny fanaovana mis à jour anaz... tohiny
novalian'i totsy ny 07/04/2013 08:42
Maranatha ( 08/05/2012 11:07)
Ambany fahasoavana.....
Rehefa tafaresaka, na misy adi-hevitra matetika eo amin'ny mpitandrina ny lalana sy ny mahatoky fotsiny fa efa novonjen'i Jesoa ka ambany fahasoavana dia tsy maintsy tafiditra foana ny teny hoe : tsy ... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:44
pulm ( 07/05/2012 10:34)
FITAKIANA
Fa maninona kosa no dia manao zara vilane? Jerevo ny miaramila vao nanao ny greviny dia voavaha tao anatin'ny 24 ora ny fitakiany, satria ve any aminy ny lakile dia tsy maintsy tambatambazana ohatry ... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 14/05/2012 09:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2266