bjr, hono a ry zareo? inona no dernière version a...

1. guant ( 08/05/2012 13:33)
bjr, hono a ry zareo? inona no dernière version antivirus avira farany!sy ny fanaovana mis à jour anaz
novalian'i totsy ny 07/04/2013 08:42
2. Tibao ( 01/06/2012 13:25)
Miarahaba, raha tsy mbola nahita valinteny rise dia version 12 no farany indrindra. Raha efa manana version tranainy ianao dia tokony milaza izy hoe "andao update-na ity antivirus ity". Raha tsy izany dia eo amin'i 01net jerena fa ohatry ny misy ny version farany foana eo.

Ny update indray dia alefany ho azy ary misy dokambarotra miseho eo amin'ny birao rehefa vita ilay izy.
3. totsy ( 07/04/2013 08:42)
Salama e! tsy fantatro na mbola actif ity sujet ity fa ny mise à jour avira dia lasa tsy mety alaina intsony ny paquet update fa tsy maintsy connecté ilay machine vao mety. Izany hoe raha tsy mankany @ cyber ianao na manana connexion ao antrano vao mety. Tsy maintsy mibata ordi enao zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0483