parametrage internet @ nokia C2-03

1. ranet06101 ( 12/05/2012 10:02)
Manahoana daholo,

Mila fanampiana aho ry reto an.
Tsy haiko ny miparametrer FACEBOOK sy INTERNET ny phon ko, efa nentiko t@ TELMA sy ORANGE fa tsy haindry zareo koa
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:32
2. ded.kitty ( 14/05/2012 03:32)
GSM, sa EDGE, sa 3G/4G LTE ny any Dago izao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1344