HIDIO HAINGANA FREE FM IO FA EFA MIDELIRA RY ZAREO AO ...

1. andrywui ( 15/05/2012 10:21)
indrindra le ramatoa TGV be iringiriny teo alou io (lalatiana sy fidele) io !!

tsaratsara raha hidiana mihitsy io fa efa tafahoatra ny teniteny foana sy ny delira ataony aminle fahaverezan-tseza tao amin'ny VIVA ! misy hatramin'ny oe Rajoelina voan'ny sida e , Rajoelina manana villa 10 any frantsa e , tapa-tsinay mihitsy ny consulat amin'ny rediredin'ireto olona ireto !!

-aiza ka olona tsy manana capacité atao directeur de la redaction no mitady hanao amboletra hiditra foana ka ,, ny diploma bepc ka directeur aona ary ee !!...
novalian'i dadabe ny 06/06/2012 01:23
2. Rayasin100 ( 15/05/2012 12:38)
tsy diploma, tsy culte de personnalité, tsy fanohanana bontolo na fihinana ambolony fa foto-kevitra ijoroana. Ilaina ny tsikera fa tsy MBS bis akory ny Viva . Aleo hivoaka ny marina fa raha milaza lainga izireo gadrao fa tany misy lalana anie Dago e!
3. dadabe ( 16/05/2012 15:41)
voa lah zay bainn
4. andrywui ( 19/05/2012 11:20)

dadabe:

voa lah zay bainn
voa ??? iza no namely ah bainnn ??? aaaaaa tsy voa ah kah ! vakio tsara ! sao de mba nanamaina maraina tao ndray ary ty elah !!


---fa tena marna ane lty fa tokony hidina io free fm io fa otran'ny olona efa nasosany zany daol ry lerony !! efa napidirina cellule ane izy mideux reo fa otran'ny be mokony be foana e ,, impiry oaiaka reo zay amle kozy mapme ataony ao
5. dadabe ( 22/05/2012 14:39)
ampazahoy raha misy saura klou any e.....pfouiii pfouuii aza atao hitan i miranirina fa tsy mahatanty sigara iny
6. andrywui ( 05/06/2012 15:15)
saura atao inn bain fa raha mila raviny elah de tongava etsy a bagnolet fa miandry anlah eny ndray ah !! na etsy a kremlin bicetre nanaovanlah espion anah iny !! huhuhuhuhuh itako ane elah e !! za tsy adala bainn a
7. andrywui ( 05/06/2012 15:15)
saura atao inn bain fa raha mila raviny elah de tongava etsy a bagnolet fa miandry anlah eny ndray ah !! na etsy a kremlin bicetre nanaovanlah espion anah iny !! huhuhuhuhuh itako ane elah e !! za tsy adala bainn a
8. dadabe ( 06/06/2012 01:23)
leuleu maninn aza raha tsy mifana ouainn leuleu ...mbo sekire antsika mitsam le bagnolet rybainn fa aza kozina mafy a, raha misy maina any d ampazahoy fa avelao ny pokona haneo ny heviny ao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0979