miandry ny fiakarapony sisa .....

1. andrywui ( 19/05/2012 11:26)
- ngah izy ty ze tianao atao hanevatevana olona na hamoroporonana anzao sy zao ry lalatiana sy Fidele a !!! ho takina tsy ho ela ny rano fa kely sisa de ho lany pile ny radio !! ho hita eo na FREE FM tokoa io SFR PUBLIC refa maka tsodrivotra any Antanimora any ireto tsy maty voalavo reto !! reo izy roa reo (lalatiana sy fidele) reo anefa no nitana anjara lehibe tao amin'ny VIVA tao nanongana an'i dada !! hounnnn
novalian'i andrywui ny 29/05/2012 08:48
2. LazaDaddy ( 20/05/2012 23:47)
Samy tsy misy marina na dia iray aza ka mila ny famindram-pon'i Jesosy Kristy daholo mba tsy iharan'ny fahatezeran'Andriamanitra.

"Fahafatesana no tambin'ny ota"
3. radh ( 21/05/2012 07:03)
andrywui:

- ngah izy ty ze tianao atao hanevatevana olona na hamoroporonana anzao sy zao ry lalatiana sy Fidele a !!! ho takina tsy ho ela ny rano fa kely sisa de ho lany pile ny radio !! ho hita eo na FREE FM tokoa io SFR PUBLIC refa maka tsodrivotra any Antanimora any ireto tsy maty voalavo reto !! reo izy roa reo (lalatiana sy fidele) reo anefa no nitana anjara lehibe tao amin'ny VIVA tao nanongana an'i dada !! hounnnn

marina izany ry andrywui. Tsy sasatra aho mampahatsiahy fa io lalatiana io no be vava t@ fotoan'nadrony rehefa nihetsika tena A/tovo ny mpomban'ny Filoha Ravalomanana :"alaina sary ireo de avoaka @ TV ho hitam-bahoaka fa ireo no iraky Ravalomanana Marc mpamono olona sns...".Ary rehefa nohidina ny kianjan'ny demoncracien-jareo dia dia hoy indray izy t@izany : "fanampahan-kevitra tsara no niraisin'ny commune A/vo fa ataon'ny sasany fanakorontanana fiainam-bahoaka io kianja io". Dia izao aiza? Marina fa tsy hita ny tena hetsiky ireto mpanohitra hatramin'izay ireto fa raha olona manao vedettisme ohatra ny ireny an an ... manahy aho sao dia rehefa tonga eny @ 13 mai indray dia hoe" Manomboka izao dia izaho no mibaiko ny fitatanan-draharaha eto Madagasikara"..Tsy mila fihovahovana toy izany intsony ny malagasy misaina fa izany no fahavoazana teto hatramin'izay. Asakasak'izay manaradian'ny toy izany. Sady efa niainan'ny vahoakan'ny ara-dalana hatramin'ny 2009 no mankaty ireny t@ Sabotsy ireny ka samy mandray andraikitra @ izay tanjona tiany hatongavana fa ataovy ampisainana faotsiny.
4. mirananirina ( 22/05/2012 14:05)
Omeo fahalalahana ny olona rht fa tsy mpamono olona ohatra ny sasany izy ireo fa vavany daholo.
5. dadabe ( 22/05/2012 14:34)
masaka foana bainina le...manaova beloty amizay lesy ee
6. andrywui ( 29/05/2012 08:48)
O lty bainn à , be wawawawaww b loatra reo lty ka ts mjery n'y ahapaingotra azy à
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.28