O2 xdalli

1. fidelite ( 02/04/2012 08:21)
salut jiaby!
manana olana kely amin'ny fampiasana ity pocket pc ty za. tsy mety chargena nefa izy efa low bat tanteraka.
tsy mety velona rehefa miala ilay charge. nefa efa alina iray manontolo no ichargeko azy. mila vahaolana avy aminareo.

novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:47
2. ded.kitty ( 14/05/2012 03:47)
Ovao amin'izay ny batterie interne raha misy fa mety efa vizana dia tsy mahatana herimbaratra intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.159