tena reto GTT reto oa biby manao marsarera mitsy ka !!

1. andrywui ( 20/03/2012 13:41)
- o ra olona a zavadoza , atambo be ndray anie no nataon'ny GTT e

inona io ??

-notongavan'ny GTT (pierrot journaliste) niaraka tamina vozah journaliste tao amin'ny Hopital nisy azy tao la Reunion tao anie ra-charles de nanaovanlery traduction fopla tamn vozah tao ,,nefa defa nametrahana lalàna izao fa tsy asina resaka politika sady tsy ahazahoana alalana ny miresaka aminy afatsy ireo zay nahazo alalana tamn fianakams charles sy ny fanjakana iany !!!!! de mbola nandika lalàna ndray sady manao ny loha be fataony ry GTT eee !! ok mazotoa less trondro gasy aa
novalian'i milamm ny 21/03/2012 14:17
2. milamm ( 20/03/2012 16:13)
io njay bain sy ny atsanga tsy aman'orana loool ovina, nanatrika misy porofo sa namorona angano ftsn tsssss aleonay nihaino trimobe sy sohitika
3. locl ( 20/03/2012 20:22)

NAREO VE TSY NAHENO HOE MISY IZANY ANDRYWUII IZANY NITSOAKA TAO AMINY ADMISSION PSYCHIATRIE
4. andrywui ( 20/03/2012 23:17)
o lty ry zalah a !! tena lisany ve tsy mba maharaka mitsy e ? vaovao vao mivoaka ny ahy de eto apototsofiko zay !!! tena raha zao tsy fahenoanareo vaovao speed na tsy faharahana zao mitsy no tsy milay satri milona be !! tadiavo ry zalah fa vaovao malaza be zan a !! ntsooo !! locl sy mlamn keliko tsy maharabaovao mitsy !!!
5. milamm ( 21/03/2012 14:17)
ny tenanla ihany no voambakanla am vao2 tsy marimpototra fa tsy zahay papa a, fantatray fa evacuer any la roun ho tambazany frantsay briefing any mba tsy anao vavolombelona ny 26 jan, 07 feb ary 17 marsa 09 refa tsy maty saika nampanginina tany tsiafahy akotrizay zero manatody fafy lainga loool
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2206