Liste des messages
Liste des messages, inserés par rebiryx, par ordre de date
rebiryx
(
22/03/2012 04:59)
Finday very
Mba asio resaka kely ry namana ny momba ilay findain'i mialy rajoely very tany Toamasina, noresahan'ny gazety tamin'ny herinandro lasa teo iny !!!...
suite
répondu par hadji le 24/09/2012 07:39
rebiryx
(
22/03/2012 04:55)
Manan-kasina ny MPANABE Malagasy, omeo azy ny zo feno !!!
Salama daholo ry Namana ! Ataoko fa isika rehetra izao dia samy nandray ny Fanabeazana avy tamin'ireo Mpanabe antsika tsirairay avy vao tonga amin'izao toerana misy antsika izao aby. Hatramin'izao aza...
suite
rebiryx
(
19/01/2012 12:26)
Kaspersky internet security
Misy [b]Kaspersky Internet Security 2011[/b] sur CD code : [b]NRPAD-28XTB-SX11S-8US2A[/b], izay Nama novidina tao Tanà efa ho 8 volana izao. Natao ny installation tamin'ny ordi dia tsy nety fa mitaky...
suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 01:47
rebiryx
(
19/01/2012 12:14)
Ho anareo any andilambato any ry Namana, sao mba m...
Ho anareo any andilambato any ry Namana, sao mba mahalala olona afaka manome ireny Fiara manokana ho an'ny sembana ireny (véhicule adapté pour une personne handicapé), na dia efa niasa aza ? Mba ha...
suite
rebiryx
(
17/01/2012 07:52)
Teny miafina adino amin'ny Wifi
Saoa dia mba misy sopapa any namana hahafana mahafantatra ny MOT DE PASSE ao amin'ny wifi. Zavatra nomen'olona avy tany an-dafy manko manko izy io ka sahirana ba aho satria tsy mety misokatra fa mitad...
suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 01:55
rebiryx
(
16/01/2012 18:49)
Izao zany vao tsapanareo FITSARANA ny mangidy sy ny marary ? ? ?
Tsy momba ireo POLISY aho, na koa manome rariny ny FITSARANA. Misaotra an'Andriamanitra anefa aho ry namana fa izao vao tsapan'ny tontolon'ny FITSARANA ny mangidy sy ny marary, izay niainan'ireo vahoa...
suite
répondu par cpd8910 le 12/03/2012 01:43
rebiryx
(
07/01/2012 18:02)
Andao hifanome tanana hanala ny fat
Vita soa ny Noely ary harahabaina tratry ny taona daholo e !
Zao ry zareo a, tsy vitan'ny serasera intsony ity zavatra ity fa andao hifanome tanana hanala ny fat : biby fandrava mamotika ny tanindraza...
suite
répondu par rebiryx le 13/01/2012 05:57
rebiryx
(
20/12/2011 05:30)
HP 1010 sur win 7
Salama e !
Mba mila sopapa ry zareo an ! ny amin'ny fanaovana installation hp laserjet 1010 atao amin'ny windows 7. Efa nataoko ny fomba rehetra nefa dia toa tena vao maika mikatso, tsy fantatro na ny...
suite
répondu par nilex le 20/12/2011 13:12
rebiryx
(
08/10/2011 04:59)
Depanazy sisitema Lunux
Izao za vao mampiasa ordi manana sisitema Lunux, misy fahasimbana izy io zao ka sahirana be aho ny hanamboatra azy satria tsy manana fahalalana mikasika izany, sady tena mbola tsy nikitika mihitsy koa...
suite
répondu par razorback le 03/12/2011 09:47
rebiryx
(
26/09/2011 17:25)
VITA SONIA
de ho sanatria ve ho sahala amin'ny sonia natao tany Maputo indray no hitranga amin'ity indray mitoraka ity ??? Somary efa lavalava ihany manko izay fotoana nahavitan'ny sonia, fifanarahana hivoahana ...
suite
répondu par mirananirina le 28/09/2011 11:53
rebiryx
(
25/09/2011 16:57)
Diksiônera Malagasy
rahoviana ihany vao tena mba ho tafiditra eo amin'ny sehatra Informatika ny diksionera Malagasy ? Mba ilazao vaovao ihany rehefa tonga any amin'ireny "logiciel" mpandika teny any fa mety hanampy be di...
suite
répondu par mhtwilog5 le 30/10/2011 11:41
rebiryx
(
24/09/2011 05:22)
Mila an'i DADA ny zanany !
Raha mbola io Raikely (rajoely) io no miseho ho dadany eto dia ho very izahay Malagasy. Vonjeo fa lasan'io mpangala-jaza MANARAPENITRA io ny vahoaka 20 tapitrisa !!! Mila an'i DADA tia anay izahay, ha...
suite
répondu par siga_soa le 28/09/2011 13:00
