Teny miafina adino amin'ny Wifi

1. rebiryx ( 17/01/2012 07:52)
Saoa dia mba misy sopapa any namana hahafana mahafantatra ny MOT DE PASSE ao amin'ny wifi. Zavatra nomen'olona avy tany an-dafy manko manko izy io ka sahirana ba aho satria tsy mety misokatra fa mitady teny miafina foana ?
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 01:55
2. Tefigasy ( 17/01/2012 08:04)
reinitializena na atao reset ilay borne wifi,
idirana @ cable avy eo de afaka ovaina ao ilay mot de passe
3. hery ( 17/01/2012 09:33)
Mila fantatra koa ny marque-n'ilay izy dia amin'izay azo jerena amin'ny internet ny manuel d'utilisation.

Misy bouton fi-reinitialiser-na anazy ao, mety hoe tsindriana mandritra ny 10 secondra. Dia brancher-na amin'ny cable reseau dia miditra amin'ny http://192.168.1.1 matetika (io ilay mila jerena amin'ny internet) dia mety hisy ny configuration-ny ao.

Fa inona ny marque-n'ilay izy?
4. rebiryx ( 19/01/2012 06:58)
Misaotra lehitsy Hery an, ity no marque-n'ilay izy : 802,11g wireless PC Card Comtrend no anarany
hery:

5. rebiryx ( 19/01/2012 06:58)

6. ded.kitty ( 14/05/2012 01:55)
Hoatra carte d'expansion misy antenne Wi-fi ao @ PC nao izany raha ny fanenony. Ilay borne no resahiny ry akama a.

rebiryx:

Misaotra lehitsy Hery an, ity no marque-n'ilay izy : 802,11g wireless PC Card Comtrend no anarany
hery:

Mila fantatra koa ny marque-n'ilay izy dia amin'izay azo jerena amin'ny internet ny manuel d'utilisation.

Misy bouton fi-reinitialiser-na anazy ao, mety hoe tsindriana mandritra ny 10 secondra. Dia brancher-na amin'ny cable reseau dia miditra amin'ny http://192.168.1.1 matetika (io ilay mila jerena amin'ny internet) dia mety hisy ny configuration-ny ao.

Fa inona ny marque-n'ilay izy?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4804