HP 1010 sur win 7

1. rebiryx ( 20/12/2011 05:30)
Salama e !
Mba mila sopapa ry zareo an ! ny amin'ny fanaovana installation hp laserjet 1010 atao amin'ny windows 7. Efa nataoko ny fomba rehetra nefa dia toa tena vao maika mikatso, tsy fantatro na ny pilote no olana na zavatra hafa ? Sôveo ry zareo an !
Rebiryx
novalian'i nilex ny 20/12/2011 13:12
2. nilex ( 20/12/2011 13:12)
slt,rehefa misy imprimante hoatran'ireny dia tsy maintsy jerena sur net aloha raha toa ka misy pilote win7 ilay izy tsy maintsy manone mise à jour foana mantsy ry zareo.Fa raha toa ka tafiditra aomin'ny site n'ilay impimante mihintsy ihanao nefa tsy misy pilote pour win7 ao dia tsy mandeha win7 mihintsy izany io imprimante io.Fa raha toa ka hita ao ilay pilote dia téléchargena dia installena avy eo.Izay no tokony hatato fa tsy terena fotsiny ilay izy.Raha toa moa ka efa misy pilote win 7 ilay cd anananao ao antrano ao kanefa tsy mety dia misy zavatra tokony ho jerena ao izany.Indrainindray koa na tsara aza ny pilote nefa misy olana ny système d'éxploitation dia tsy mandeha koa io an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1297