rahoviana ihany vao tena mba ho tafiditra eo amin'ny sehatra Informatika ny diksionera Malagasy ? Mba ilazao vaovao ihany rehefa tonga any amin'ireny "logiciel" mpandika teny any fa mety hanampy be dia be amin'ny asa sy ny fifandraisana iraisam-pirenena izany !!!
Tahaka ny mbola ho sarotra ihany aloha raha tena ilay logiciel mpandika teny mihitsy... na dia efa misy aza ny diksionera malagasy elektronika. Misy koa ny en ligne ohatra hoe http://rakibolana.org
Ny mitsara tsipelina koa dia efa misy ao amin'ny http://dotmg.net/spell/
Fa misy betsaka koa ny ankizy mikarama mandika teny ka... :-p sao dia mba mora kokoa noho ny mividy logiciel.
za ndray manao oe! misy ny zavatra tsy tokony ho adika. na dia fantatra aza ny fiasany. satria na ny japonais aza dia manonina ny ordinateur oe computer iany fa tsy nikaroka ny andika izany mihits.