tssssh .. efa oe makafoka be ny tanana oa zao ry bainn fa tsy mety dizina mitsy ny zanak'i dada na de efa manapi ,manapi , manapi matin jusk soir aza !! le num nlah hatramzao tsy azo !! rabatista kou tsy kobo tsony !!!
raha ny reviko alou nry bainn de grace be mitsy no omena an'i dada saingy ny oul no tsy manaiky eee be loatra ony le zafera maizina sy le oul nitsipaka d paingotra iany dada zany