Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
laza5700
(
12/07/2012 05:00)
RAVALO vs RAJOELINA: NY TSARA HO FANTATRA MANODIDINA NY FIHAONANA
http://www.madagascar-tribune.com/Autour-de-la-rencontre-prochaine,17646.html...
tohiny
tamraz
(
11/07/2012 11:17)
Jean-Piso : Tsapiky 2000
Ngôdy d misy manana ny mp3 an'io any ?? (Jean-Piso : Tsapiky 2000)...
tohiny
cyril
(
10/07/2012 23:23)
Mila fanamarinana
Izany hono ny filoha ajaina Andry Rajoelina dia miomana ny hanala bacc any La Reunion alohan'ny maha-40 ans azy?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/07/2012 17:40
kalasoary
(
09/07/2012 15:01)
Avoir affaire à un psychopathe
Je ne me suis pas rendue compte que j'ai affaire à un psychopathe!De ma vie je n'ai jamais rencontré[u][b](virtuel[/b][/u]) une personne aussi menteuse. Il ment avec un applond déconcertant. Il se ...
tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/07/2012 23:01
jajajaly
(
09/07/2012 11:18)
Hijanona eto an-tany tokoa ve isika?
Raha atao indray mijery ny tany misy antsika dia toy izao sisa no fahitana azy.
[img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/07/09/120709010757657198.jpg[/img]
[img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/0...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 31/08/2012 09:54
jajajaly
(
09/07/2012 11:08)
Ho any An-danitra Tokoa ve Isika?
TE HO any an-danitra ny ankamaroan’ny olona. Betsaka rahateo ny manantena fa mbola hiaina any ho any rehefa maty. Mino izany na Miozolimanina, na Hindoa, na Bodista, na ireo milaza azy ho Kristiani...
tohiny
novalian'i jojo3t ny 31/07/2012 03:51
milamm
(
08/07/2012 18:34)
sotra Jenny sy Eric Manana
" Marary fa tsara " siora fa milay zokibe isany, efa nahita zongo mahay miteny gasy tsara fa tena ankafiziko i Jenny mahay mihira teny gasy tonga de omeko bizou b ho fisaorana azy (rahovina zareo reo ...
tohiny
andrywui
(
06/07/2012 17:10)
NANKAIZA i akama MIRANANIRINA !!?? (mitady azy daholo ny ankizy)
-Sa lasa nanao vac any M/car ary ve ? sa de ao ihany ?? fa tena efa ambolana mihitsy zay no tsy nidirany teto intsony !! ? itako no lasa mangingina zany le serasera !! huh
-I Mirana mou de namana tsy...
tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:03
tamraz
(
06/07/2012 07:21)
Radio Antsiva - Earl Klugh
Slt daôly !!
Misy musique an'i Earl Klugh zay henoko mandé ao am Radio Antsiva fôna refa @ émission an'i Ismaël.
Mety misy mahafantatra ny titre an'zay v amnareo ??
Ny tena tsara aza: mety mi...
tohiny
novalian'i tamraz ny 04/05/2015 05:31
didi10
(
05/07/2012 07:07)
Triatra ny efitra lamba!!! midika inona aminao?
Iza no afaka hanome tsiny an'Andriamanitra satria nitriatra ny efitra lamba? matoa io nitriatra dia tsy maintsy misy zavatra niova ao, nisy fisokafana, iza no afaka hanazava ny dikan'io fitritrarana i...
tohiny
novalian'i didi10 ny 11/07/2012 06:55
nygasysoafifameno
(
04/07/2012 15:18)
Madagasikara fihaonambe 2012 eto an-tananarivo jolay sy aogositra 2012
Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana
Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny Manampahaizana zanak'i Madagasikara
Ny fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Mada...
tohiny
nygasysoafifameno
(
04/07/2012 15:14)
Madagasikara fihaonambe 2012 eto antananarivo jolay sy aogositra 2012
Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana
Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny Manampahaizana zanak'i Madagasikara
Ny fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Mada...
tohiny
nygasysoafifameno
(
04/07/2012 15:08)
"Madgasikara fihaonambe 2012"eto antananarivo ny jolay sy aogositra 2012
Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana
Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny Manampahaizana zanak'i Madagasikara
Ny fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Mada...
tohiny
nygasysoafifameno
(
04/07/2012 15:05)
"Madagasikara Fihaonambe 2012" eto antananarivo jolay sy aogositra 2012
Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana
Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny Manampahaizana zanak'i Madagasikara
Ny fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Mada...
tohiny
nygasysoafifameno
(
04/07/2012 15:01)
Madagasikara Fihaonambe 2012 eto antananarivo jolay aogositra 2012
Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana
Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny Manampahaizana zanak'i Madagasikara
Ny fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Mada...
tohiny
novalian'i dadabe ny 04/07/2012 15:59
hanjaris
(
04/07/2012 09:09)
Lehilahy: fa maninona na dia tsy tia intsony aza dia tsy mety misaraka???
Ny lehilahy hoà ohatran ny tsy mahavita misaraka amin ny vadiny na dia efa fantatra aza fa tsy tia intsony.dia mampanatena ny tsy misy eo, dia miandry fotsiny hoe ho tonga saina ilay vehivavy dia ha...
tohiny
novalian'i bazylou ny 02/04/2013 00:28
201007jacky
(
03/07/2012 14:23)
Ohabolana mivalana
Eh , mba fantatrareo moa fa tena ohabolana tokoa ireto ???
" Sola mangery diavolana , ka tsy fantatra ny vodiny sy ny lohany "
" Boka mangery amoron-tevana , ka latsaka alohan'ny tay "
" Voa roa saha...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 12/01/2015 05:42
201007jacky
(
03/07/2012 13:33)
Ahoana ny manavaka ny hevitra fonosina sy ny soatoavina ?
Indreto misy famaritana sy vinan-kevitra mahakasika izany.
Ny hevitra fonosiny
Ny hevitra ambadik’ilay fitaovana ampiasaina amina fomba amam-panao iray no heverina ho hevitra fonosina.Raha halalinin...
tohiny
201007jacky
(
03/07/2012 13:24)
Inona marina moa no mahatonga ireo riba( fomba) malagasy hanjavona ?
Araka ny hevitrareo , inona moa no mety mahatonga ny riba malagasy hanjavozavo sy hanjavona na maty tanteraka.
Fa izaho kosa mino fa :
noho ny :
• fidiran’ny riba vahiny
• tsy fikolok...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 31/03/2017 08:58
Miharena
(
02/07/2012 13:01)
Ireo extra-terrestre, azo jerena ara-Baiboly ve?
IAo anaty Baiboly dia misy ireo resaka momba ny anjely sy ny toerana misy an'Andriamanitra. Nefa ny mahagaga dia maro ireo fampianarana no milaza fa tsy misy olombelona ankoatry ny tany fonenantsika i...
tohiny
novalian'i Miharena ny 10/07/2012 09:08
