Mila fanamarinana
1. cyril
(
10/07/2012 23:23)
Izany hono ny filoha ajaina Andry Rajoelina dia miomana ny hanala bacc any La Reunion alohan'ny maha-40 ans azy?
novalian'i dadabe ny 16/07/2012 17:40
2. Miharena
(
11/07/2012 06:33)
Ary tsy azo lazaina ho diso io na marina nefa tsy tokony hamaky loha antsika koa satria ny politika anie tsy mila diplaoma fa afaka manao daholo ny rehetra na i Rakoto mpiandry omby aza afaka mirotsaka Filoham-pirenena rehefa maharotsaka ny vola ilaina amin'izany e! Sa ahoana ra-Cyril?
3. cyril
(
11/07/2012 12:17)
Ra za izy tsy manala intsony aho fa manaoaiaka be fotsiny. Tsy aleo ve manao cours particulier anglais ohatra, na diplomatie internationale...?
Tena marina mihitsy fa na ny omby aza afaka milatsaka Filoham-pirenena rehefa misy sosy sy ampy 35 ans.
Fa sosy be kosa ange no azo aodina avy eo a? Mety ho asiko ihany io. Sady za efa afaka bacc?
Tena marina mihitsy fa na ny omby aza afaka milatsaka Filoham-pirenena rehefa misy sosy sy ampy 35 ans.
Fa sosy be kosa ange no azo aodina avy eo a? Mety ho asiko ihany io. Sady za efa afaka bacc?
4. andrywui
(
11/07/2012 17:58)
elah bainn afaka milatsak fa tohananay a ,,
sady elah mpiasan'ny la defense milay tsara
NB: tsy mipass tsony less ny mdp n'io cyril io fa naninn a sao d novainlah le ??
sady elah mpiasan'ny la defense milay tsara
NB: tsy mipass tsony less ny mdp n'io cyril io fa naninn a sao d novainlah le ??
