Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
FNirina
(
24/07/2012 06:48)
Témoignage-n' ny Ramatoa anankiray
Zavatra nitranga tamiko izy ity, ary dia ampitaiko aminareo.
Ny Asabotsy faha-14 Jolay 2012 teo, teto Antananarivo no nitranga ny tantara.
Teny @ faritra Isotry aho. Tokony ho t@ 9 ora maraina teo,...
tohiny
novalian'i Rnrs ny 21/01/2014 06:18
FNirina
(
24/07/2012 06:08)
FAMPIANARANA SORATRA MASINA : I Mpanjaka.17-19
Amin’izao andro sarotra iainantsika ankehitriny izao, dia tsara ny andinihana ny amin’ireo
mpanompon' Andriamanitra niasa be tao amin’ny sahan’ ny Tompo mba ho lesona sy fampaherezana
ho a...
tohiny
hery
(
23/07/2012 08:24)
Aiza ho aiza ny Wisdom in Memory?
Anisan'ny mpihira mahafinaritra ahy ny Wisdom in Memory.
Aiza ho aiza ry zareo amin'izao?
Sao dia mba misy mahalala ny momba azy ireo? Iza ohatra ny anaran'ilay sipa mpihira iny?
[youtube]http://ww...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/07/2012 22:39
moustaraf
(
22/07/2012 16:01)
Fakafakao dia hazavao ny hevitrao
1-Efa niteraka i Adma sy Eva talohan'i KAINA. Iza??
2-Nisy olona hafa ankoatra i Noah mianakavy tsy maty t@ safo-drano, IZA ireo??
3-Batisa= fandevenana sy fananganana! oviana no maty ilay alevina??
E...
tohiny
novalian'i Miharena ny 25/07/2012 18:24
laza5700
(
22/07/2012 09:46)
TSY ILAINA, RATSY SY TOKONY HOHALAVIRINA DAHOLO VE NY AVARA-PIANARANA?
Nahafinaritra ahy ny venti-kevitra sy proposition maro nofakafakain ity Ranamana tao amin'ny INVITÉ DU ZOMA ity indindra ilay resaka double nationalité dia napetrako teto.
http://www.youtube.com/w...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 06/08/2012 19:08
milavony
(
21/07/2012 08:47)
mila fanampiana maika
za zany vehivay 22 taona mikasa ny hanao masera nefa ny olako dia tena mpamala-kira be mitsy aho efa nisy olona nampianatra hira ahy nefa tsy nety nahay mintsy za fa mba mila vonjy aty aminareo zay no...
tohiny
novalian'i BRIOCHE ny 15/11/2012 04:14
Miharena
(
21/07/2012 08:04)
Hevitra sy fahamarinana_Hay ve ny manavaka azy?
Anisan'ny mampisavorovoro ny fandaharan-teny eto ny tsy fahaizana manavaka hoe izao no zava-misy sy ny hoe izao no tantara, ary koa ny hoe izao no zava-misy mifandraika amin'ilay tantara rehefa manao ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 25/07/2012 17:34
andrywui
(
20/07/2012 23:23)
mba tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ty !! hay ve mahavita raha be otrizao lengah kely ty e
http://youtu.be/Uv33sqZuyhk
neveriko fa de ny hohanina anio tadiavina apitso aza anie no iainandry le montany ao amin'ny Fitondrana ao satria tsetsina aby ny robinet avy any ivelany any zao e ! ..
-...
tohiny
novalian'i pulm ny 24/07/2012 10:08
ledala
(
20/07/2012 18:54)
vahaolana maharitra ho an'i Madagasikara
Efa mitady fanovana ihany ny maro, koa maninona moa raha asaina mivory, mandinika oh: ny mpampianatra hoe Fampianarana manao ahoana no eritreretiny ampiarina eto madagascar ( fandaharana, karama, fomb...
tohiny
novalian'i ledala ny 17/09/2012 20:48
sonia1
(
20/07/2012 13:36)
vaovao mahasoa ny lehilahy gasy tena sur
Salama ho anao lehilahy !! tena resaka marina misy olona afaka manome PAPS any raha mety aminareo lehilahy iray ihany fa tsy betsaka ka saino tsara fa tandremo kosa sao tarai...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/09/2012 22:31
pulm
(
20/07/2012 10:33)
mitady fampianarana AIKIDO
Aiza hoaiza ety Androndra kay no misy fampianarana AIKIDO e? vao nifindra trano aty mantsy izahay dia te hampianatra ny zanako aho nefa mbola tsy mahita fa vahiny...
tohiny
novalian'i ded.kitty ny 20/07/2012 16:07
milamm
(
19/07/2012 20:44)
Hitsikitsika tsy mandihy foana ao raha
siosio re tsy marimpototra fampiantsoana hiakatra fitsarana an' Atoa Ravalomanana hotsaraina ao Afrika atsimo raharaha 07/02/09 fitarainana avy am mpisolo vava vahiny David Erleigh ny AV7 nefa aloha...
tohiny
novalian'i milamm ny 25/07/2012 19:04
andry_gasy
(
19/07/2012 20:21)
Denver, New York
Slm daol,
So mba misy gasy mipetraka Denver sy New York kay ato am serasera fa handalo kely any ka mba mila namana gasy.
Misaotra mialoa.
...
tohiny
novalian'i perla ny 18/09/2012 10:39
201007jacky
(
19/07/2012 09:02)
Olan'ny firenena iray manontolo amin'ny ankapobeny
Maro ireo olana hita sy misongadina amin'ny firenena ankehitriny.
Inona moa no mety ho anton'ireo dia mba inona ny vahaolana amin'izany??????
Ny ahy antony no atao betsaka , dia ny vahaolana ao anati...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 25/07/2012 15:00
201007jacky
(
19/07/2012 08:46)
Domy aho rehefa.........
Asa na efa henontsika ilay marenina niivavaka tao am-piangonana?
Toy izao ny tantarany............
Nandeha hono izy roa nivavaka tany am-piangonana, ny iray marenina fa ny iray kosa olona tsy misy a...
tohiny
novalian'i dadabe ny 12/09/2012 02:13
201007jacky
(
19/07/2012 07:38)
Miteraha fito lahy....
Zaza vonton'anatra tokoa ity zaza iray ity , ka izay ampanaovin-dray aman-dreniny azy dia ankatoavinhy avokoa ary apihariny amin'ny manodidina.
Indray andro , namonjy voadi-na masera izy , efa lehibe ...
tohiny
novalian'i methode ny 05/01/2013 08:21
raozy1
(
18/07/2012 16:34)
Mitondra ordinateur PC any Dago
Manaona tompoko.
Manana eritreritra hanao vacances any Dago ato ato ka hitondra PC ho any zandriko mipetraka any. Ka ny fanontaniako dia mila mandoa dédouanement ve rehefa eo Ivato? Ary ohatrinona a...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/09/2013 17:47
naej
(
18/07/2012 10:26)
MITADY FIARA HOFAINA
Sao mba mis manana fiara 2CV na 4L hofaina atao taxi any? ara-dalana tsara ny papier rehetra an, 100 000 ar isan-kerinandro ny versement , eto antananarivo za , 034 64 369 68 antsoina raha mila fana...
tohiny
didi10
(
18/07/2012 09:50)
Iza no hitsara ny olona !!! Jehovah sa Jesosy?
[b][u]Jao 5,22-23 [/u][/b]
22 [b]Fa ny Ray aza tsy mitsara[/b] olona, fa ny [b]fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka[/b], 23 mba hanajan'ny olona rehetra ny Zanaka, tahaka ny fanajany ny Ray. [b]Izay...
tohiny
novalian'i Miharena ny 27/07/2012 09:37
Charoumeni
(
17/07/2012 21:52)
Miaraha antsika rehetra...
Miaraha antsika rehetra...
tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 16:59
