Mitondra ordinateur PC any Dago

1. raozy1 ( 18/07/2012 16:34)
Manaona tompoko.

Manana eritreritra hanao vacances any Dago ato ato ka hitondra PC ho any zandriko mipetraka any. Ka ny fanontaniako dia mila mandoa dédouanement ve rehefa eo Ivato? Ary ohatrinona any no mety aloha.
Vao niasa kely fotsiny lay PC (5volana).

Dia misaotra dieny mialoha
novalian'i moustaraf ny 11/09/2013 17:47
2. m.i.s.a ( 18/07/2012 18:57)
tsy misy vola aloha zany raha mitondra pc any dago.

Vao tany aho t@ volana juin teo ary tsy voasava akory ny sacoche nisy ny pc. Efa niova be any, tsy ohatrany taloha.

hitako hoe nihatsara io tsy misy fisavana na poketra, na sacoche misy pc, na misy appareil photo.

nitondra console de jeux ps3 aho ary nisy 15 jeux niaraka nefa dia tsy nosavaina. Mitovy t@ pc nohentiko tsy nosavaina.

Ny pc @ zao fotoana zao dia hitako hoe lasa zavatra tena perso tahaka ny porte-feuille na poketra dia tsy misava zany zareo.
3. andrywui ( 18/07/2012 21:26)
slt misa ! hay tany dago elah elaela tsy ita io ??

de aona ee inn vaovao less aa efa vita ve ny trano e !

mba miantsoa less a ok ee
4. andrywui ( 18/07/2012 21:27)
slt misa ! hay tany dago elah elaela tsy ita io ??

de aona ee inn vaovao less aa efa vita ve ny trano e !

mba miantsoa less a ok ee
5. raozy1 ( 30/08/2012 18:36)
Misaotra betsaka namaly. Tsara kosa zany rehefa mba afaka mitondra, tsy voatery mandoa douane.
6. moustaraf ( 11/09/2013 17:47)
Mba mitondra marobe atao dons na tahaka izany raha mba misy ihany ny tokony hatao e!
Misy namana burknabé iray izay manao dons ao Dago ao, PC efa niasa maro be omena association, meilleurs élèves, écoles publiques....tena ontsany fo mahita an'izany afrikana hafa firenena manangona entana ho an'i Gasy mahantra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3852