mba tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ty !! hay ve mahavita raha be otrizao lengah kely ty e
1. andrywui (
20/07/2012 23:23)
http://youtu.be/Uv33sqZuyhk
neveriko fa de ny hohanina anio tadiavina apitso aza anie no iainandry le montany ao amin'ny Fitondrana ao satria tsetsina aby ny robinet avy any ivelany any zao e ! ..
- kay de afaka manao zavatra manarapenitra otrizao iany lereto kale !!!
- taia ary no nahitany vola be nanaovana anio ?? de mahazendana leretsy kah !! tikatra le lien averiko ndraipa