Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kiviy ( 29/08/2012 02:04)
mampirafy ahy ny vadiko!! ary nanodina vola tato an-trano
manaona daoly!!! lava ny tantara ary ataoko angamba fa efa tsy mahagaga ny maro intsony ity fanitsakitsahana ataony lehilahy ity!!fotona mifanesisesy dia mahatsikaritra fietsika hafahafa tamty vadiko ... tohiny
novalian'i andrywim ny 29/07/2013 22:26
laza5700 ( 28/08/2012 18:20)
SORTIE DE CRISE: UNE SOLUTION INTÉRESSANTE ...
"Présidentielle contestée, vengeance à redouter… Y a-t-il une place pour les vrais intéréts du petit peuple ?" http://www.madagascar-tribune.com/Presidentielle-contestee-vengeance,17859.ht... tohiny
ra-mi ( 28/08/2012 09:58)
mila tsy ho tantiko ny ao an-tokatranoko
Miarahaba anareo ! Merci bcp am valiny rehetra natolotrareo ahy; iezaka aho hitia na dia ataoko hoe maina be aza Inona ny antony itiavanilay olona iray ahy?Tsy fantatro ,fa fony mbola kely aho no efa... tohiny
novalian'i athenah21 ny 08/01/2013 13:22
laza5700 ( 27/08/2012 17:25)
L'ÉCHEC DE MAPUTO OU LE SUICIDE POLITIK DE RAVALOMANANA
Lu sur Tribune et Express Madagascar "É[b]chec de Maputo ou l’incroyable hara kiri politique de l’Ex-" [/b] http://www.madagascar-tribune.com/Echec-de-Maputo-ou-l-incroyable,17842.html Intére... tohiny
sunday ( 26/08/2012 13:30)
fandatsahan'Andriamanitra ny Fanahiny
Amin'ny andro farany hoy Jehovah dia handatsaka ny Fanahiny @ nofo rehetra Izy (Asan'ny Apostoly 2:17) « Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo re... tohiny
novalian'i moustaraf ny 05/10/2012 17:35
ra-mi ( 24/08/2012 16:07)
Mila tsy ho tantiko ny ao anaty tokatranoko
mANAO AHOANA DAHOLO O§ Mba mila hevitra aminareo namana aho Zao d vevavy manambady aradalana niteraka iray , tsy ampy fitiavana zahay mianaka fa ny vadiko dia miasa b diso tafahoatra , tiako izy ... tohiny
BAZYLOU ( 24/08/2012 08:01)
fjkm beurrk
hita mihitsy ry zalah amboadia mitafy zanak ondry le8 a. ny fjkm sy ny psd izao dia efa azy manokana indray. i tgv aloha tsy mpandevy y atsalaka ohatr irenye beeeuuurrrk... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/09/2012 02:05
Tahiry ( 23/08/2012 06:20)
perruque
slt daholo e Misy namako, nanontany hoe misy perruque naturelle amidy ve any Tana. Dia mba ilako valiny aminareo, hoe misy ve, dia raha misy dia aiza ho aiza any? Misaotra mialoha ry namana isany!... tohiny
novalian'i Tahiry ny 03/09/2012 05:32
tsysalama ( 22/08/2012 14:04)
Aretina inona kay?
Azao dia tovolahy 20 taona, mpanao masturbation fona nef mbola ts nanao firaisana ara nofo mints, efa ela iany no nanaovako an'io zvt noteneniko teo aloha io, zao anef d ts aiko fa mangidihidy b fona ... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2012 10:47
coleman ( 22/08/2012 13:42)
Nahoana no mbola misy mihevitra fa tapitra eo @fahafatesana ny fiainana?
Tsy izay mampetipety ny saintsika na izay tian-tsika hitranga no hitranga fa izay voasoratra ao @baiboly ihany!! Ny Baiboly dia milaza fa misy toerana 2 mazava dia ny helo (fijaliana sy fitomaniana ma... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2012 03:15
vivi ( 21/08/2012 17:16)
fianakaviana
mandefa vola hisambolanana any dago zà isam-bolana ho any mamanay, misy fotoana ka raha vao misy olana lehibehibe d tsy mandefa misi2 , ohatra we ts fahasalamana, adidy ....sns,zà nefa manana anadah... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:49
andrywui ( 20/08/2012 20:11)
mihorohoro ny ambanilanitra e ....
Takina ny rora ,vizana ny saina ,torovana ny fo ,miandry ze iafaran'i dada oe hanao okory se hanakory ny manakory fa toa tsy hita beniany ze fipetrany fa toa tsary manaiky an'i dada aby ny oul , i nen... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/09/2012 10:31
ishi ( 18/08/2012 11:43)
FJKM TSY mankasitraka sy manenjika Fifohazam-panahy Lehibe ao Amparafaravola
FJKM TSY mankasitraka sy manenjika Fifohazam-panahy Lehibe misy ao Amparafaravola, lahatsoratra ao amin'ny adiresy : http://fifohazam-panahy.webrpg.info/index.php , "Fifohazam-panahy lehibe no entina ... tohiny
Randria2007 ( 17/08/2012 14:00)
Mampiditra clip @ youtube
Ahoana kay ny fampidirana clip @ youtube?... tohiny
Randria2007 ( 17/08/2012 13:43)
Voly avotra
Mitady mpividy vokatry ny tany voly avotra na eto antoerana na any ivelany. Iza no atonina? ary ahoana ny ahalalana ny tadiavin'ny mpanjifa? Mba omeo sopapa.... tohiny
jojo3t ( 17/08/2012 04:18)
Tena marina sy azo inoana ve ny Baiboly ?
[b]Mety ho gaga ianareo hoe ahoana koa izany fanontaniana izany?[/b] Isika rehetra mitory eto, dia mampiasa andininin-teny avokoa, zao anefa aloha, [b]misy olona tsy mino ny voalazan'ny baiboly mihit... tohiny
novalian'i ratsirano ny 03/10/2012 19:56
didi10 ( 16/08/2012 07:14)
Mila mitandrina ihany amin'ny hira atao hiram-piangonana
Ndeha isika handinika hira 2 [b]Hira voalohany[/b]: [u]Ambany elatrao[/u] Ambany elatrao no tiako hitoerana raha tojo tafiotra ny fiainako tsy misy toerana hafa azo antoka fa eo aminao no iriko eo a... tohiny
novalian'i tiavanafi ny 08/11/2012 11:00
ledala ( 15/08/2012 20:31)
mba tsy aritra de zaraina e
sendra mba itako de tsy aritro eh, hay ve isika ka laharana faha-130 (PIB=9 359 millions de Dollars amer)amin'ny tany mpanan-karena eto an-tany e, Etats Unis(PIB=15 064 816 millions de dollards americ... tohiny
ledala ( 15/08/2012 19:21)
fanadinana
ouf, vita iany ny CEPE na dia efa nampanahy mafy aza, de arahabaina izany ireo izay afaka e, ary mampahery ireo izay tsy maintsy mamerina, BEPC indray zao, avy eo, BACC, ...anao ahona re?... tohiny
novalian'i hery ny 19/08/2012 20:00
ziva6 ( 14/08/2012 12:28)
lé toe-tsaina gasy
mba nampanongo-tena kely ihany aloha raha nijery an'ity fandaharana ty, marina fa mahantra ny olona fa na izany aza lé ôtr'izao no tena mampiraviravy tanana ny olona manampy, manomboka eo @ 16:20 e... tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 18:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.3693