Liste des messages

Liste des messages, inserés par ziva6, par ordre de date
ziva6 ( 21/12/2012 14:54)
Vol Air Madagascar
Tena tsy azo antoka io vol io, tena hatahorana ihany, tokony hieritreritra @ fanovana ny fiaramanidina angamba [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=8WfW43f6zr8[/youtube]... suite
ziva6 ( 14/08/2012 12:28)
lé toe-tsaina gasy
mba nampanongo-tena kely ihany aloha raha nijery an'ity fandaharana ty, marina fa mahantra ny olona fa na izany aza lé ôtr'izao no tena mampiraviravy tanana ny olona manampy, manomboka eo @ 16:20 e... suite
répondu par sipagasy le 06/11/2012 18:42
ziva6 ( 13/01/2012 00:33)
Ho atsika any avaratry Nosy, mba mailomailo zany é!
Une sonde russe tombera dimanche entre Madagascar et le continent africain (AFP) – Il y a 9 heures MOSCOU — Les fragments de la sonde spatiale russe Phobos-Grunt, qui a échoué à se... suite
ziva6 ( 13/01/2012 00:29)
Tandremo ny loha é
Une sonde russe tombera dimanche entre Madagascar et le continent africain (AFP) – Il y a 9 heures MOSCOU — Les fragments de la sonde spatiale russe Phobos-Grunt, qui a échoué à se... suite
ziva6 ( 14/08/2011 23:13)
varotra tanindrazana!
raha izao zany no mitohy d lasa privé daholo ny plage Malagasy, d eny amoronan' Anosy sy amorony Masay sisa enao ry malagasy no maka rivodrivotra! http://www.plages-madagascar.com/... suite
répondu par ziva6 le 15/08/2011 13:25
ziva6 ( 07/12/2010 15:59)
foza orana hony e!
Fisoratam-banambadiana Mafy izany bôgosy Vita ny soratra, dia raikitra ny gidraka ! Lehilahy iray, tokony ho 39 taona raha ny fijery ivelany no nosaritahan’ny sipany ny sabotsy lasa teo. Tomefy o... suite
répondu par cyril le 10/12/2010 11:34
ziva6 ( 20/11/2010 16:44)
Ity lé video trafic na bois de rose
censuré na moa izy ty,zay tafiditra sy voatonona ao ny mpitondra fat sy ireo mpiaraka aminy d jereo tsara! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=q7gaSpcyAXI[/youtube]... suite
ziva6 ( 25/10/2010 15:44)
Finoana sy fisalasalana
misy ny mino ary misy ny misalasala [youtube][http://www.youtube.com/watch?v=DFenxbHPVAQ&feature=player_embedded/youtube]... suite
répondu par niryna le 27/10/2010 05:40
ziva6 ( 09/08/2010 19:41)
lehilahy ve no hanariana zanaka!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=cdATFNbA74k&feature=related[/youtube]... suite
répondu par radila le 29/12/2010 14:21
ziva6 ( 04/08/2010 13:13)
mihatra zany sazy!!
- 14h00 - Nous apprenons de sources sûres que les VISAs de séjour de deux ministres du gouvernement d'Andry Rajoelina à destination de l'île de la Réunion ont été refusé. Il devaient part... suite
répondu par piozila le 07/09/2010 16:05
ziva6 ( 03/08/2010 13:58)
novelezin'ny Frantsay indray ny FAT
Nokaravasian’ny Frantsay ny FAT 23 jolay 2010, daty manantantara eo amin’ny fiainan’i Madagasikara manokana. Io daty io mantsy no namoahan’ny Filankevi-panjakana frantsay ny heviny mikasika n... suite
répondu par rabaradaka le 13/08/2010 12:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086