Aretina inona kay?

1. tsysalama ( 22/08/2012 14:04)
Azao dia tovolahy 20 taona, mpanao masturbation fona nef mbola ts nanao firaisana ara nofo mints, efa ela iany no nanaovako an'io zvt noteneniko teo aloha io, zao anef d ts aiko fa mangidihidy b fona ny filahiko, in kay n mahatonga an zan?
novalian'i arialy ny 13/11/2012 10:47
2. coleman ( 22/08/2012 14:59)
adalana ny an'lah
3. hadji ( 22/08/2012 15:04)
makanesa any @ dokotera e aretina azo avy amin'ny kosokosoka izany oh
4. didi10 ( 23/08/2012 06:01)

tsysalama:

Azao dia tovolahy 20 taona, mpanao masturbation fona nef mbola ts nanao firaisana ara nofo mints, efa ela iany no nanaovako an'io zvt noteneniko teo aloha io, zao anef d ts aiko fa mangidihidy b fona ny filahiko, in kay n mahatonga an zan?


Tahaka ny toaka sy ny sigara io namana, miteraka dépendance (manandevo) io rehefa ataon'ise foana ary mino aho fa dieny 14 taona ianao dia efa nanao io fomba io.
Ny zavatra tokony hataonao voalohany dia manalavitra ny toerana mangina fanaovanao io zavatra io isaky mitaky ilay filana
Faharoa, ario ireo revue "porno" sy video vetaveta anananao rehetra, ary raha sur internet no fijerinao dia tsara aminao aloha no tsy mampiasa ao anatin'ny fotoana fohy. ireo mantsy no manome ireo sary maro miverimberina ao an-tsaina mahafinaritra anao rehefa manao ilay zavatra ianao.
Fahatelo, angataho amin'Andriamanitra mba hahazo vady sahaza ianao, fantaro fa fijangajangana ny fanaovana "Mast" ka mibebaha, mihezaha miditra any amin'ireny fikambanana samihafa ireny mba hanananao namana fa ny mahavoa ny olona toa anao dia tsy mivelatra loatra amin'ny mpiara-belona ka manjary maka tsirony amin'ny tenenao ihany.
Mahereza namana!

PS:Manao azafady aho raha misy tezitra ny hafa satria lohahevitra fahasalamana ity saingy tiako ho fantatry ny namana fa tsy aretina io fa filàna (dépendance), fanandevozana ary fanahy ratsy ilay manandevo.
5. hery ( 23/08/2012 09:20)
Mitadiava koa fialam-boly hafa, surtout ireny miaraka amin'ny namana ireny.

- Spaoro raha mazoto
- Antoko mpihira na fikambanana hafa any am-piangonana

Na raha tsy mampazoto anao ireo dia mba manàna namana maromaro dia miaraka matetika amin'ny namana.
6. coleman ( 23/08/2012 13:57)
Tsy Ho afaka amin'io mintsy raha mbola miankina @herin'ny tena aloha e.
Izao no lazain'ny Baiboly : "Raha ny zanaka no manafaka dia ho afaka tokoa ianareo"
Ko matokia an'Andriamanitra fa tsy mba sitrapony ny hijery antsika olombelona ho andevoizin-javatra
7. henika19 ( 23/08/2012 21:27)
Sasao madio tsara ny tanana alohan ny hanaovana masturbation fa mety nisy microbe izay!!!!
8. mirananirina ( 11/09/2012 08:00)
hihihi mangidihidy???Mety mila vhv @ izay angamba lery koa! :)
9. tiavanafi ( 08/11/2012 15:26)

hadji:

makanesa any @ dokotera e aretina azo avy amin'ny kosokosoka izany oh
tsy lay aretina no mapmé ana fa le hoé aretina azo avy @ kosokosoka torany mé za ato ry réto ah
10. arialy ( 13/11/2012 10:47)
le kosokosoka mety ny irrité ny hoditra, lasa maina de mangidihidy, asio crème hidratante na vaseline gamba dia hijanona dia jereo tsra ny toromarik'ireo namana etsy ambony hialanao amizany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0855