mampirafy ahy ny vadiko!! ary nanodina vola tato an-trano
1. kiviy
(
29/08/2012 02:04)
manaona daoly!!! lava ny tantara ary ataoko angamba fa efa tsy mahagaga ny maro intsony ity fanitsakitsahana ataony lehilahy ity!!fotona mifanesisesy dia mahatsikaritra fietsika hafahafa tamty vadiko aho ary banga foana ny vola ato an trano, nalefany nanao vakas tany tana zay mianaka nandritrany FOLO andro nony niverina tsis vola tsony tato an-trano na dia kely aza!!tratra nypression ko ranga ka nibaradaka fa misy olona miaraka aminy efa ho 6mois zay ka mila fanampina io vehivavy io dia nomeny azy daolo ny vola tato an-trano,very be ny saiko potika sy feno ratra ny foko tsy fantatro zay tokony atao...VONJEO RE RA MBA MISY HEVITRA IANAREO E
novalian'i andrywim ny 29/07/2013 22:26
2. hadji
(
29/08/2012 04:09)
Neny a tsotra ny avalinao azy zakanao koa ve raha manao toy ny ataonao za? ary raha manana zanaka vavy ianareo ka ataon'ny vadiny toy izany izy any aoriana any dia tsy malahelo ve ianao
fa inona no antony nahatonga azy nampirafy kay mba anotanio izy aloha e
fa inona no antony nahatonga azy nampirafy kay mba anotanio izy aloha e
3. kiviy
(
29/08/2012 07:44)
misaotra anao namaly!!! raikitra ny sakoroka ka nangorona ny entana ty ra namana navelany rery teto izahay!! ritra ity dobo keliko.mifona hoy izy kanefa efa fanitelony zao dia midrikina ny tenako dia leo tabataba hono izy ka aleony mintsy miala.méme si l'on se dit que la vie continue,il y a des choses difficile à surmonter seul le temps les adoucira.Ngoly ny fo,mamelovelo...madisadisan'alahelo.kivy tateraka aho sady tena matsapa tena narina sy nahilika ndrisy ity tenako...
4. MOREL
(
29/08/2012 08:43)
Manaona!
Marary marina zany voahitsakitsaka zany nefa ra tinao ny tokantranona sy ny zanakao mila mandefitra enao!zao aloha mety notabatabainao ngamba izy matoa lasa e!anisan zavatra tsy zakan ny lehilahy zany ary zay no mahatonga azy hampirafy ndraindray marihiko aloha fa tsy oe enao no nahatonga ny vadinao nampirafy an!dia fantatrao ve oe lasa aiza izy zao!sa tsy misy fifandraisana mitsy ianareo!ny hany kely mba fantatro aloha dia atovy zay iverenany ao an-trano aza gidraina mitsy aloha fa resaho mora!raha mbola tinao izy dia avy eo anao ny sehatra fa tsy mitabataba fotsiny rehefa miresaka aminy!ary fantatrao nga lay vevavy sa tsia!mahereza dia mirary soa!

5. MOREL
(
29/08/2012 08:47)

6. vale
(
29/08/2012 15:19)
MOREL: Ntsssssss! diso be izany, tsy vao indray mandeha anie ilay rangahy no nampirafy e, ary ny vola zarainy ka inona no tokantrano sambatra amin'izany hoy ianao? na ny vola tokony hikarakarana ny zaza aza aviliny he izany izy hoe ritra tsy nisy intsony ny vola, dia mbola hoe hereto ihany ve ? non kosa e, raha mba hoe fara-faharatsiny voan'ny fakam-panahy ilay rangahy fa tsy fanahy iniany mba azo leferina, fa efa fahazarana ny azy, matoa koa miverina matetika ilay fanitsankitsahany dia tsy tiany izany ilay vadiny, dia mbola hiaritra eo foana ve ilay vehivavy hoy ianao??? raha marary fo ary izy, satria mijaly, tsy vao mainka ve loza ho an'ny zaza izany, tsy aleo aza misaraka rehefa tsy mifanaja toy izy tokantrano tahaka izany?, raha marary fo lava hoy aho ilay vehivavy, iza no hahantra indrindra raha sanatria misy manjo azy, ary mety tsy ho voakarakarany ara-dalàna ilay zaza, no hisy fiantraikany eo @ resaka psycholojika n'ilay zaza izany tsy fahasalaman'ny reniny izany, izaho indray dia mi-conseiller azy hoe , aleo misaraka, toy izay olona tsy hanaja anao sy tsy tia anao, mety maharary be ny mahare izany mais malheureusement c'est la vérité, aza kivy, mbola misy anjaranao foana any, na hipetra-drery aza ianao ho hitanao fa hetihety kokoa ny fahasalamanao noho ny fiainanao miaraka amin'izany olona izany! Ny toro-hevitro raha ohatra ka tsy manana fidiram-bola hianao hamelomanao ny zanakao, dia mangataha pension alimentaire, mino aho fa vady vita soratra aminao izy? noho izany azonao atao tsara ny mangataka pension alimentaire; Bon courage et bonne chance!!!
7. andrywui
(
30/08/2012 07:04)
Andraso alou e , lelah de toetran'ny lelah no lazaiko , refa nopresser nao i ramse ozy enao de tonga d nibaradaka nilaza ny marina nitsotra oe misy joba otrotrzao nanotra anazy , ka matoa n lelah mbola nitsotra s nilaza tamnao n marna sy nifona etc ....de tena mbola ao amnao 100% n fitiavany s ny fony ,,fa refa ts mteny s mtsotra mits izy f avelany eo enao hiawawawa aminy eo fotsn en plus izy mbol makany amle joba iany d zay izy n gaigy izy ..
8. andrywui
(
30/08/2012 07:06)
Donc raiso izy de avereno f mety tsy ampy tambitamby s câlins tao kou zay izy ,,vao rava eo n tokatranonao d tsis valeur tson enao ...
9. vale
(
30/08/2012 09:50)
Andrywui: zany ve?? marina kou alou izay e, mety tsy ampy tambitamby sy calins marina izy!
10. hadji
(
31/08/2012 05:08)
O ry reto a ny bandy anie ka adala behivavy e ny sipa koa manandala bandy fa ataovy izay hiverenan'i vadinao dia ambarao azy hoe ahoana ny ho avin'ny zanantsika lazaiko anareo fa iza zao anie ka nialaozan'i vadiko e fa hoe tsy manakarena noho ny anadahiny hono dia nihezaka t@ fiainako za ary misy olona miaraka amiko izao ary mety tsara ny fiainanay na dia mitety ireo projet eto mada aza ny asako izay asa tsy nampoiziko nefa vitako reheta nikezahana ny tiako ho lazaina aminareo rehetra dia rehefa tojo toy io olana io dia miala nenina mampody azy aloha ka rehafa tsy mety izy mikezaha mafy alaviro ny ranomaso ka atovy tafita sy lasa ambony noho izy ianao dia mivavaha fa ny vavaka manova zavatra
11. kiviy
(
31/08/2012 18:45)
misaotra anreo rehetra namaly sy miara ory amiko...nody izy fa ny entany kosa tsy noentiny niverina, asa izay antony izaho koa tsy nanontany;fa adinoko no nilaza tamnareo fa mbola vao 16ans io sipany io,matsiravina na dia ny miresaka azy aza. tsy hitako zay holazaina azy fade samy miodikodina eranitrano eto lo zay.ny momba ny sentiment ko aminy tena tsy haiko ny milaza azy ts haiko e!! tô kivy lava tô tsy mahita repère tsony aho fa de manaraka ny onja ny sisa no niafarako Morelle a!satriko dia satriko ny ahavita ireo toro-hevitrao saingy kely finona za ny hanantaterahako azy.ho hitako eo ankiniko amn'Andriamanitra izay ho tohiny fa ra izao manokana lo dia efa tena reraka sy ketraka tokoa si seulement ...
12. vale
(
03/09/2012 16:46)
kiviy ah! raha ohatra moa ka mbola tia azy ianao dia ataovy izay hifanarahanareo, raha tofoka moa ianao dia araho ihany ireo toro-hevitro ireo fa lalana nandalovako ireo ka mba natoroko anao ary nahatsara ahy, t@ mbola teo @ za natahotra hoe hijaly raha tsy eo izy, hijaly ny zanako, fa dia nampahery ahy daholo ny olona, nanjary nijery psy mihintsy aza aho, ka izay no no-conseillé-ny ahy oe raha hiaritra eo ianao dia vao mainka hijaly ny zanakao raha marary fo ianao, ka mety hitarika fahafatesana, narahako tokoa ny toro-hevitra nomena ahy ary tsy nanenina aho, vao mainka nahita olona tsara noho izy, tsara situation noho izy , ny zanako milamina tsy mahita ray aman-dreny mikorontana isan'andro intsony, afaka mahita nyrainy izy rehefa @ fotoana maha-mety azy. Bon courage e, raha ohatra ka 16ans ilay sipany, tsy dia oe efa antitra anie ianao raha mahay maminavina aho ka aza kivy na ketraka fa mety mbola hisy fiainana hahatsara kokoa ho anao any nomanin'Atra ho anao mety tsyfantatrao, mahereza hatrany n'inon'inona fanapahan-kevitrao.
13. kiviy
(
04/09/2012 07:57)
merci reto a! ts haiko aloa izay mbola ho ataoko fa aleo aloa samy hoeny izahay,, za lo mbola tsy antitra kosa e! vao 33ans nge za e!! fa ny plan ko fotsiny dia ny mba hitady izay metimety ahafalifaly any am sisiny any ra mahita ianareo dia mba proposeo za,,lol lasa mapme be lay fiainana za ko anefa ts mila olona hanambady ahy an fa olona mba fivanitika sy hakana fafinaretana fotsiny sao de ho loza eo ko ra mifikitra be zay hipotra eo.mety tsy mety zao zay decision ko zay fa zay kalo no hitakao fa arakarakizay fiseonjavatra eo ihany no anarahako ny onjany.je vous tiens au courant bye bisou daoly
14. lebrie
(
04/09/2012 08:41)
kivy a!aza mieritreritra ny hisaraka izany ianao fa ny ankizy jerena toerana efa nahazo anay mantsy izany nisaraka i dadanay sy mamanay ka izahay no milanja ny ngidin;ny fiainana
15. vale
(
04/09/2012 15:19)
kiviy> izao indray atao aza rarahian atsony dia raha vao miteny dia ataovy oe ka raha fantatrao fa mety ny miaraka @ vhv tsy mbola matotra dia izay koa no ataoko aminao dia amin'izay mipetraka tsara eto ianao, aza menatra mints a, lazao anaz dol ze qualité andry rehetra, de hita eo, dia ampitandremo koa ilay sipany ménacé-o oe efa misy mpitsikilo any hoe ka raha mahita porofo aminareo miaraka za dia toriko enao fa mpanodikodina vadin'olona, dia raha te higadra dia ataovy ihany ny manadala ny vadiko oe, tena hevitra mety koa io mitady zavatra mahafalifaly io, midira any @ ireny club-na mpanao théâtre ireny akia fa tena mahita ambiance ndry any no adino daholo ny problème rehetra, dia raha mbola mahita hafa koa dia mandehana, club-na vhv ireny, ataovy izay hivoahana matetika na miasa aza dia ataovy foana ireo @ izay mba tour-ny indray no marary fo , tsy maintsy mitaintaina oe sao dia mahita olon-kafa any iny, hihihi, dia mihetsiketseha, manaova manjamanja rehefa mivoaka, ataovy mihintsy izay handrangitana azy fa ho tsapany tsara fa ny mitolefika tsy solution zany kivyi an, allez prends les choses en mains, c ton tour de mener le jeu maintenant , bonne chance :-)
16. hadji
(
06/09/2012 05:11)
MARINA IZANY vale A BANDY ZA NO MILAZA FA RAHA VAO MITADY HANAO FIRAISANA AMINAO IZY DIA TENENO HOE KA MBOLA MISY TANONY ANJARAKO AO FA NY FEKO TSY MBOLA MISOKATRA IZAO NEFA TIAKO IANAO
18. andrywui
(
08/09/2012 18:22)
Hadji à gidragidra be kosa ra efa may b iny lery no tsy azo ny entana fa tena tsy zakan'ny bandy zany ,,vo maika gravy b io ..
Ny bandy ane mora mendy be refa tsy mahazo ,
Mande daolo n tambitamby oe aok neny aa ,,aoka marna ee ao alouu vetivety fa aza manao anzany mou e de ra mbola midongy neny de mendy amzay n.bandy mifona marna e aoka oa inn ary n ataoko ee ao alou d aveo mresaka ee aza atao anzany mou sns ... Aza atao anzan ra Hadji fa mapirotsaka bandy zany à ,maty be amzany hevitra zany isika ...

19. hadji
(
09/09/2012 14:51)
ka tsy manitsy atao kely anio izy bainina a amin'izay matsiro lay revy avy eo sa ahoana hoy vale sy andrywui