mampirafy ahy ny vadiko!! ary nanodina vola tato an-trano

21. hadji ( 11/09/2012 13:43)
vale ah sady le non sy le oe an an, za tsy mazoto, ka vao manao hoe eny akia malala ka raikitra eo tonga dia hein tapaka ny fandriana fa aleo atao ladina an-tany eh resak'olo dehibe izy zany kah
22. hadji ( 11/09/2012 15:42)
tena mety kah
23. andrywui ( 12/09/2012 07:31)

hadji:

tena mety kah
ary raha tena tsy mety mitsy fa mandà mafy sy miodina ndray kala nefa ty ato efa tena akaiky de aona? Tsy hipipi patalou ?
Zay angamba n matonga n vevavy voaolana satri efa tena mendy nefa izy lozany mitapitapy iany
24. kiviy ( 27/09/2012 17:17)
bjr daoly!!! ela b za zay tsy namaly anreo;nila nandinitena rery aho sady nila nanotany ny tenako tsara noho izay tokony ataoko.tapaka ny hevitro fa handefitra satria ts vitako rery ny zanako 3.ts question na vola fa ny education sy ny psycologique ny zanako mintsy no simbako ra hisarahako ny dadany;ny vadiko tsy ho hendry intsony ça c'est sur efa tena nataoko ny compte fa ts misy moyen ny hampiova azy ka ra tiko sisa ny avenir ny ankizy de zay no hitako fa mety.za lo atreto tena ts asiko vidiny mintsy na de tena marary mafy aza satria zao no efa safidiko,satria fony mbola ts niteraka zahay dia efa nanitsaka izy donc za no tokony tany dia efa niala satria tadidiko tsara tamzany fa ohtra zao ny fahorina nahazo ahy nefa noho ny tsy fisainako de mbola niteraka 3 taminy iany aho noho izany dia ts tokony hi-plaindre tsony aho fa ts zaho intsony ny victim fa ny ankizy.refa à l'âge de comprendre izy 3dahy dia ho itako izay atao fa ankiniko am ao Ambony ny hoavinay.fa tiko fona ny hevitrareo ary izaho dia vonona fona ny hifampitafa aminareo.ary misaotra ny tsirairay nahafoy fotona hamakina sy handalinana ny fiainako
25. hadji ( 01/10/2012 11:37)
courrage ary an! mety ho hendry tampoka io rehefa mitsonika any ambadika any ny filahiany
26. primorh ( 04/11/2012 06:50)
Matoa ny lehilahy mitsotra sy milaza ny marina aminao, d mbola mahatsapa sy tia ny tokatranony izy. Na dia eo aza ny fahalemeny.
27. Lainf ( 06/11/2012 13:49)
Lehilahy aho,izao no soso-kevitro ho anao:matoa ianao no nalainy ho vady ary efa niteraka koa ianareo de tsarovy fa tiany ianao.Fanontaniana no apetrako aminao:sao de niova ianao tsy toa ilay t@ voalohany? toetra,fomba sns,de izao koa: asehoy isanadro fa tsara ianao,ambakanao ny vehivavy hafa, madio,mahay mihaingo,manaja sns.Indraindray mantsy rehefa lasa vady ilay lehilahy de tsy mandraraha izany ny vehivavy.Tandremo!!
Farany:aza tezitra aminy fa vadinao izy,ny zavatra ataony no tsy tianao fa izy maminao,porofoy aminy izany de ho hitanao fa tsy hiteny akory ianao fa izy indray no hanantona ka hifona indray andro tsy ho ela ra ataonao fampiharana ny hafatro.Mahereza (Lainf)
28. kiviy ( 25/07/2013 13:36)
manaona daolo! heritaona sahady zay no nitarainako tam nareo ny zavanitranga tato am tokatranoko! nisy fiovana tokoa nandritra zay ftona zay; nampirafesiko koa izy ary ny olana dia ity tratrany nifampiantso tam tel zay ary ny terminaison ny teniko dia oe"jtm";ary ts mila eny na dia ny miresaka amiko intsony ny vadiko! nampatsahiviko azy ireo ratra napetrany sy ny zavatra izay ts ela fa vao kelke mois fa non "ririnin-dasa ts tsarona izany ary hoy ny teniny oe adalako no te hiaritra zany"very hevitra aho nefa latsa sy eso fona no hiainako ato! ts mbola nisaraka vatana zay fa glaciale total ny ato! in no ataoko?afaka mandatsa enao nefa tadidio fa olombelona toanao iany aho;tsra ny manamarika fa izaho sy iay olona d najanoko tanteraka mintsy.
29. hadji ( 25/07/2013 18:23)

kiviy:
slt kiviy aza mora kivy e fiainana daholo izany ilazao ramosenao madama hoe andao isika roa hiaraka hanangana ho avy vaovao eo ambany elatrin'i Tompo ka ho tokatrano feno fhasambarana no hiarahantsika sy ho vantanintsika fa sambatra aho raha eo anilanao aoka izay fa vita ny adalantsika rehetra (dia rehefa milamina nareo roa dia ovay amin'izay ny pusedo nao ohatra ho fahasambarana na fifaliana na ny mpifankatia ....)ami zay enao lavitrin'ny fahakiviana araho vavaka sy finoana
manaona daolo! heritaona sahady zay no nitarainako tam nareo ny zavanitranga tato am tokatranoko! nisy fiovana tokoa nandritra zay ftona zay; nampirafesiko koa izy ary ny olana dia ity tratrany nifampiantso tam tel zay ary ny terminaison ny teniko dia oe"jtm";ary ts mila eny na dia ny miresaka amiko intsony ny vadiko! nampatsahiviko azy ireo ratra napetrany sy ny zavatra izay ts ela fa vao kelke mois fa non "ririnin-dasa ts tsarona izany ary hoy ny teniny oe adalako no te hiaritra zany"very hevitra aho nefa latsa sy eso fona no hiainako ato! ts mbola nisaraka vatana zay fa glaciale total ny ato! in no ataoko?afaka mandatsa enao nefa tadidio fa olombelona toanao iany aho;tsra ny manamarika fa izaho sy iay olona d najanoko tanteraka mintsy.
30. andrywui ( 26/07/2013 06:00)
Grave zany kiviy à , tsy avotra tsony zan fa zan no tena ts zakan n'y bandy ary mety ho fatiny ao ko enao n'y farany fa torohevitra , miasá hianao . De après mitadiava trano de mitadiava solony . Omeo adresse email aho huhuhuhuh
31. hadji ( 26/07/2013 09:08)

andrywui:

Grave zany kiviy à , tsy avotra tsony zan fa zan no tena ts zakan n'y bandy ary mety ho fatiny ao ko enao n'y farany fa torohevitra , miasá hianao . De après mitadiava trano de mitadiava solony . Omeo adresse email aho huhuhuhuh
io indray ilahy ra andry manararaotra namana efa voa izy mbola hiomehezanao indray marina aloe miala fa hi hih no ataonareo e "NY MAHIRA-TSAINA MAHATSINJO NY LOZA KA MIERY; FA NY KELY SAINA KOSA MANDROSO KA VOA" OHABOLANA 22/3
32. andrywim ( 29/07/2013 22:26)
slt grave be zany !de ahoana ozy lery amzao?efa miresaka sa tena bouche cousu hatramin'izao.miakina amzay mantsy ny afantarana zay ao andohany ao!fa nareo sy le bandy efa ela niarahana sa vao haigana zao tratrany izao?de tratrany taiza ko ahitana ny degré le raharaha?teny andalana ,tao antrano,teny am taxiphone ,teny antsena...?ary izy ve efa nampirafesinao (ara-nofo)azonao no tiko ho lazaina fa raa nisy zany az ampifatarina azy mints iny no tena tsy zakany bandy mintsy iny zavatra iny .ary izy naheno anle "jtm"nolazainao ve nanao ahoan?mba ilazao vaovao, de bon courage e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6512