Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
didi10
(
01/08/2012 11:25)
Inona no antony?
Inona no anton'ny finoana?
Inona ny anton'ny fibebahana?
Inona no anton'ny Batisan'ny rano sy ny Batisan'ny Fanahy Masina?
Inona no anton'ny itoriana?
Inona no tokony haharetana?
Valiteny tokana: [b]...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/08/2012 11:50
bor2lais
(
01/08/2012 09:36)
Soso-kevitra sao mahasoa (famerenana)
Tsy maninona na dia "film" efa nandeha aza ity apetrako eto ity : ;-)
------------
Faly miarahaba antsika rehetra.
Tato ho ato dia somary vaka ihany ny saina mamaky ity seraserantsika "Fivavahana sy ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 31/08/2012 13:05
Maranatha
(
31/07/2012 11:05)
Aiza (na hatraiza) ny faritra hitoriana ??? ka rehefa vita izay dia ho tonga ny Tompo!!
Misy lohahevitra toy ity ao aloha ao fa toa ohatry ny tsy ahaazoana aina ilay tao satria toa hila hifandramatra ireo namana. Soa ihany fa tsy mifankahita tava fa raha tsy izany dia asa fotsiny....
Ai...
tohiny
novalian'i Miharena ny 16/08/2012 21:33
FNirina
(
31/07/2012 05:07)
Kristiana filamatra
Ny Kristiana dia solontenan' i Kristy ety an-tany, mba ho fanasin' ny tany sy ho fahazavan' izao tontolo izao, araka ny tenin' i Kristy ao amin'ny Matio:5:13-16.
Tena ilaina tokoa izany amin' izao and...
tohiny
novalian'i Miharena ny 11/08/2012 05:49
jajajaly
(
30/07/2012 10:02)
Iza no tena mpanaradia an'i Kristy
Rehefa avy nanasitrana olona maro i Jesosy dia tian'izy ireo hijanona foana teo aminy. Tsy fanasitranana sy fanaovana fahagagana anefa no zava-dehibe taminy sy ny anto-diany teto an-tany, fa inona? Ho...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 31/08/2012 09:45
andrywui
(
30/07/2012 08:39)
HAFA IHANY I MAMA ! NENY MAMAKO ....
--Mba tsy nety kosa alou ny nataonle bitrolahy tamin'i neny io kah ! tena mba efa tsy rariny intsony satria i neny tsy nanota na nangalabolampanjakana na namono sy nitifitra oul teo Ambohitsirohitra n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 30/07/2012 08:46
andrywui
(
29/07/2012 23:48)
MITADY AN'I FAFANE MAFY OOO...
elaela ndray indry zay tsy teto ry fafane a ! ...
asa na nankaiza indray enao io fa tsy itakitako miditra eto tsony !! ..sa sarotra hanoratanabe le galaxy s3 ?? --
mba midira kindraindray iany ry k...
tohiny
novalian'i dadabe ny 27/08/2012 07:35
sitlo
(
28/07/2012 23:08)
Ny nahatonga ny teny hoe alika
Misy alika be izay izany. Dia rehefa tonga aho dia falifaly be ilay izy. Dia mipelipeli-drambo sy mitsinjatsinjaka.
Tsy maninona izay, fa ny mahasosotra dia mileladelaka be raha vao tsy tazomina haing...
tohiny
novalian'i booboo ny 11/09/2012 13:36
Tefigasy
(
27/07/2012 11:02)
Inona no tena hamantarana fa tena Kristianina marina ny olona na fiangonana iray ?
Ohatran'ny toa samy milaza ny tenany ho kristianina daholo ny olona rehetra mitondra baiboly nefa toa samy mahita izay fomba fahitany ny ao anatiny ao. Andeha ary isika mba hanavaka kely ny vary amin'...
tohiny
novalian'i diniho ny 28/12/2013 20:51
didi10
(
27/07/2012 08:01)
Nandray ny Fanahy Masina: ireto miteny amin'ny teny tsy fantatra ihany ve?
Kor I 14 : 1 - 17
[-14-] Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany. 2 Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa am...
tohiny
novalian'i didi10 ny 02/08/2012 06:45
cpd8910
(
26/07/2012 20:22)
MASISO BE TY AFERA MPITSARA SY PÔLISY MIADY ITY KLÉÉÉÉÉÉ
Tsara asiana maso indray ny voalazan'ireto lahatsoratra ireto momba ny Prà sy Mpitsara.
[b][u]Magistrats vs Police : Bombe à retardement à double détonateurs !!! [/u][/b](Première Partie)
http:/...
tohiny
andrywui
(
26/07/2012 07:34)
olokendry i Boay kely ...
Mamoroporona fotsiny any amn mass media any ny mpiondana oe nivoaka ny trano de lasa nody i prezida ...mpandainga be fa nijannntany goana izy ..toizo ny fahendrenao bandykely a...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/07/2012 07:36
JOSIAH
(
25/07/2012 18:41)
Impiry???
Impiry solafaka i Tselatra vao nahavita namoaka ilay hira rainay o iny??? Zay mahavaly anio mahay be...
tohiny
novalian'i josiah ny 26/07/2012 17:36
JOSIAH
(
25/07/2012 18:36)
Fialamboly
Miarahaba antsika namana rehetra.Sao dia mba misy mahita fialamboly sahaza ny vehivavy bevoka mijanona ao an-trano nareo.Misaotra mialoha aminy famaliana ny hafatra....
tohiny
novalian'i pigkang ny 10/09/2024 08:37
201007jacky
(
25/07/2012 14:53)
Olomanga ,....manga
Nampianatra ity mpampianatra iary ary dia nanazava ilay voambolana hoe :" MANGA" tamin'ny mpianany.
Nyteny hoa "MANGA" rankizy dia midika fahamboniana eo amin'ny voninahitra .
Ohatra amin'izany ny hoe...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/09/2012 18:50
pulm
(
25/07/2012 12:37)
NY BAIBOLY
Aiza no tena misy ny fampianarana? ao @Testameta taloha ve? sa ao @Testameta vaovao? satria manko nandinika ny saiko nanomboka namaky ny Baiboly hatrami'ny voalohany ny tena, jereko ny ao @ TTaloha az...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 22/01/2013 09:44
jojo3t
(
25/07/2012 07:23)
Tokony hihinana rà ve isika olombelona ?
[b]Mizara roa ny hevitra mahakasika io[/b], maro be no mihinana rà, ao koa ireo milaza ho kristiana tsy mihinana rà.
Tsy asiana nefa hoe kristiana na tsia, fa ny andrasana amintsika dia hoe, tokony...
tohiny
novalian'i roberalimanana1 ny 05/06/2017 13:32
Oully
(
25/07/2012 07:03)
Finday ! Teny niaiviany
Miarahaba,
Saika mba hanontany ho an'ireo mahalala hoe, ahoana moa no nahatonga ny teny hoe finday ? Dia efa eken'ny akademia malagasy ve io fitenenana io ?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2012 21:53
gasyjean
(
24/07/2012 16:35)
Ary raha miditra département français moa isika?
Manahoana daholo!!
Mba tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy ity,
Mba manao ahoana re ny mety ho fiovan'ny tantarantsika raha ohatra ka misy tolotra avy amin'ny firenena frantsay hampiditra antsika ho "dépa...
tohiny
novalian'i gasyjean ny 30/09/2012 17:26
pulm
(
24/07/2012 10:12)
Miverina indray e!
Miverina indray ity i Remenabila, dia mba inona ary ny asan'ireto mpitandro filaminana ireto? sa ny miady atrano? sy ny manapoaka lakrimozena? mijaly anefa ny vahoaka any atsimo any e! lasa mitsoponen...
tohiny
