mila tsy ho tantiko ny ao an-tokatranoko
1. ra-mi
(
28/08/2012 09:58)
Miarahaba anareo !
Merci bcp am valiny rehetra natolotrareo ahy; iezaka aho hitia na dia ataoko hoe maina be aza
Inona ny antony itiavanilay olona iray ahy?Tsy fantatro ,fa fony mbola kely aho no efa nahita ahy io olona io
, ka nony tafahaona zahay dia tafaresaka .eo aho no tady tsy ahafehy tena fa mafy loatra ny zvt iainako ao antrano, mila fitiavana aho , tsy firaisana aranofo no ilaiko fa tambitamby

novalian'i athenah21 ny 08/01/2013 13:22
2. Bita
(
28/08/2012 11:19)
Ny olona rehetra mila fitiavana isan-karazany daholo: Tambitamby, tsiky kely, hatsaram-panahy
lafiny isan-karazany....Noho izany no nanoratan'i Mahaleo ilay hira hoe: Raha mila fanampiana ianao....Tsarovy akia e...fa any ho any...Misy namana....
Fa raha mino ianao dia misy iray dia ao anaty fonao ao izy, eo foana ....Mihaino anao...:D
3. hadji
(
29/08/2012 04:04)
Atoroko hevitra ianao anaovy angola teny maneho fitiavana izy vao miditra ny trano dia raiso amin'ny fo feno tsiky zay rehetra ataony na hitanao aza fa mahasorena anao fa izany matetika no tadiavinay lehilahy dia mba ilazao izy hoe rovina tsika 2 no mba hanao toy ny fahiny fony isika mbola mpisipa dia mahereza fa ny tompo anie homba anao