Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 16/09/2012 20:36)
o ry dadabe remenabila a
- asa na fantatr'elah le oe ni ,,, ni ,,,, ?? zao fotsiny no lazaina anlah ! raha i president no atao ni,,,, de mba itombina zany ?? raha i dada de mety !! satria izy ary tsy miara muijaly am vahoaka ... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/09/2012 07:55
cpd8910 ( 15/09/2012 20:50)
SORTIE DE CRISE: l'HYPOTHÈSE D'UN "NI RAVALOMANANA NI RAJOELINA"...UNILATERAL!
http://www.madagascar-tribune.com/L-hypothese-d-un-Ni-Ravalomanana,17924.html... tohiny
sipagasy ( 15/09/2012 19:41)
afa-baraka ry reto annn
dia malahelo tokoa aho mizara ity seho iray ity aminareo, fa akory atao, misy nilaza ahy fa namana ato @ ity vohikanatsika ity hono io olona nahavita habibiana io, misy afaka milaza ny solonanarany ve... tohiny
novalian'i sahia ny 23/05/2014 06:52
ledala ( 14/09/2012 19:34)
madagasikara vaovao
mba tsy aritra Misaotra manokana ireo mpiasam-panjakana, ao amin'izy ireo tokoa ny finiavana hanatsara ny tontolo misy eto Madagasikara: fikaonan-doha mba ho fanavaozana ifotony ny asam-panjakana e... tohiny
bazylou ( 14/09/2012 11:47)
izahay eto foana e
tsy miala eo e;;; fa i le8 nareo anie ry zalahy ka tsy hotafiditra eto mada tsony eee. ny passeportny aza nalain'i vendredi........ robinson tsy hita ; loooooooooooooooooooooooool loza ... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/09/2012 11:35
RBNIR ( 14/09/2012 09:45)
FAHENDRENA ZARAINA
« Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana*; Fa ny fon'ny adala mamoaka fahadalana.» (Oha.12:23) Samia ho tahin'ny Tompo daholo,... tohiny
novalian'i Miharena ny 01/10/2012 16:39
sitlo ( 13/09/2012 22:06)
Taolana ny nify
[CENTER][IMG]http://www.mada.pro/images/data/dessin_presse_26_11_11.jpg[/IMG][/CENTER]... tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:49
andrywui ( 13/09/2012 11:31)
FISAKA NY MARINA VE ? ...toa ho very ity i dada kou !!
atao aona ry mpiondana fa ny marina , marina ihany ka de mampionona anareo rehetra na de malaindaina aza satria zay le fiainana e - toa tsy hisy fanantenana tsony i dada kou !! na izany aza de afak... tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:44
andrywui ( 13/09/2012 11:22)
SAIKA LOZA RAHA TSY TEO LERY ARY KOU ....
- Raha sanatria aza ka mbola nitoy nitondra teo ihany i dada de angamba efa olona anarivony maro no efa notifitifiriny , ary mety ho ny anabavinlisany mpiondana sy ny frere nlisany no mety efa victime... tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:45
niryna ( 13/09/2012 04:10)
MIla mitandrina isika fa misy misoloky eto
Rehefa dinihina ny serasera mikasika ny finoana dia lasa tena mivoana tanteraka ilay izy. Tano ny finoantsika.Averiko indray,averiko indray fa tsy ny fiangonana no mahavonjy fa kristy. Ny famonjena di... tohiny
novalian'i bichette ny 10/10/2012 11:19
heirzo ( 12/09/2012 14:12)
Facebook sy Airte
Salama daholo tsika mpikambana ato amin'ny serasera! Hono ho aho, sao dia mba misy mahay mi-activer facebook amin'ny puce airtel kay ato azafady. Miala tsiny fa tsy mahay e! Mazotoa daholo tompoko ô... tohiny
emalahia78 ( 11/09/2012 12:41)
Hira tsy fantatra
Manakory aby! Iza no mety mahalala ny lohateny sy ny mpihira an'ity sombiny @ tonokira ity azafady fa tena tsy haiko nefa otrany tsara lé hira: [i]"Tiako lotra ny miaraka aminao......... fiv: Iray s... tohiny
novalian'i ikalamako ny 19/11/2014 11:58
andrywui ( 11/09/2012 11:43)
ey , okory atao fa de ...
Malgré l’ordonnance que la Haute Cour sud-africaine aurait déjà contrarié, c’est à la réunion de Dar Es-Salaam (7 et 8 octobre) de statuer sur le sort de Marc Ravalomanana. Le procès opposa... tohiny
novalian'i andrywui ny 14/09/2012 12:22
andrywui ( 11/09/2012 11:10)
gaga ireo nanao fanadihadina fa tena hita tsara iz...
gaga ireo nanao fanadihadina fa tena hita tsara izao ireo miaramilan'Ambohitsorohitra nitifitra aveo ambaravarakely (tsisy anzany teo am shoprite nisy hafa nitifitra zany ) resaky ny mpiondana zany (z... tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:47
pulm ( 11/09/2012 10:37)
Miaramila
Mahafinaritra ery ny mahita an'ireo mpitandro ny filaminana maty ireo a!( tsy ny maty akory ny mampalahelo) aiza ny tena heriny @zao hay tena vongany marina, ny mamono vahoaka tsy manambasy no sahandr... tohiny
novalian'i hadji ny 14/09/2012 14:21
Maranatha ( 11/09/2012 07:45)
FANAFODY VAVONY TSOTRA NEFA MAHOMBY
Misy karazany maro no mety hahatonaga ny aretim-bavony fa ireto misy karazany roa miaraka amin'ny tokony hatao. Raha misy rivotra ny vavony: Mety mitongilana ilay vavony dia izay no mahatonaga ny riv... tohiny
laza5700 ( 10/09/2012 16:42)
RECRUDESCENCE DE L'INSÉCURITÉ: POLITICIENS, SOCIÉTÉS CIVILES, MAGISTRATS, FORCES DE L'ORDRE, CITOYENS...TOUS RESPOSABLES
Recrudescence de l’insécurité: quand on se tire une balle dans le pied! (au sens propre comme au figuré) http://www.madagascar-tribune.com/Quand-on-se-tire-une-balle-dans-le,17892.html ... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/09/2012 11:13
didi10 ( 10/09/2012 06:43)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 02: BATISAN'NY RANO
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=gYHZAesuPYU[/youtube]... tohiny
novalian'i didi10 ny 13/09/2012 06:09
nygasysoafifameno ( 09/09/2012 18:19)
Mety hisy "guerre civile" ady an-trano ve eto Madagasikara?
Maro ireo gazety sy haino aman-jery milaza izany. Manasa anao anareo hamaky ny fanazavana mitory fanabeazana ho olom-pirenena momba izany. www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com Misaotra ana... tohiny
novalian'i hadji ny 13/09/2012 13:50
nygasysoafifameno ( 09/09/2012 18:10)
faut-il craindre une guerre civile à Madagascar?
Maro ireo gazety sy haino aman-jery no milaza izany. Mety hisy ady an-trano "guerre civile"ve eto Madagasikara? Manasa anao anareo hamaky ny fanazavana mitory fanabeazana ho olom-pirenena omen'ny www... tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2012 23:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.805