Hira tsy fantatra
1. emalahia78
(
11/09/2012 12:41)
Manakory aby!
Iza no mety mahalala ny lohateny sy ny mpihira an'ity sombiny @ tonokira ity azafady fa tena tsy haiko nefa otrany tsara lé hira:
"Tiako lotra ny miaraka aminao.........
fiv: Iray safidy mandramaty re..............."
Misy miteny hoe Rolland Raelison nefa tena tsy haiko
Misaotra mialoha

novalian'i ikalamako ny 19/11/2014 11:58
2. hevitra
(
13/09/2012 08:33)
Salama e!
Fredy Ranoa no tompony, tato amin'ny serasera ihany tonony
Tiako loatra ny miaraka aminao
Tiako hatrany ny eo anilanao
Fa mamiko ny mifamboraka fitia
Izaho sy ianao mandrakizay doria
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia ka moa tsy izany ve
Eny tokoa lalaiko sy hohajaiko
Fa voatokako ho anao ny fiainako
Hivoady aminao rahavako
Eny tiako sy hivavahako
Aharitra ny hatsaran�ny tavany
Ambara-pialan�ny aiko farany
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia ka moa tsy izany ve
Eny tokoa lalaiko sy ho hajaiko
Fa voatokako ho anao ny fiainako
Ankafizo e
3. petaka
(
16/09/2012 10:52)
Manao ahoana daholo e!
Iza kay no mba manana ny tonon-kiran'i Bao Angèle sy Rakotozafy fa tena ilaiko, indrindra ilay misy hoe :"...toetran'ny vitsika,...fomban'ny lehilahy,....fomban'ny vehivavy.."
Misaotra mialoha e!
Mirary soa

4. perla
(
18/09/2012 10:47)
Ary petaka angaha tia trad e!!! zà kounkou mba tena maka fy. Raha vao mba mahazo valiny dé mametraha hafatra fa zà kounkou mitady ireo, dé misy kou ilay "Mandaniresaka - Pangalana...."
Misaotra e!
Misaotra e!
5. petaka
(
18/09/2012 19:03)
perla:
Ary petaka angaha tia trad e!!! zà kounkou mba tena maka fy. Raha vao mba mahazo valiny dé mametraha hafatra fa zà kounkou mitady ireo, dé misy kou ilay "Mandaniresaka - Pangalana...."
Misaotra e!
Perla >> misaotra namaly. Ny zava-kanto malagasy amin'ny ankapobeny dia tena ankafiziko, indrindra ny trad. Ny tena mahafinaritra amin'ny hira toy itony dia mitondra anao handinika lalina ny fiaianana sy tontolo iainana, irehefa mihaino ilay "mandaniresaka" ianao dia ohatra'ireny hoe mitaingina "lamasinina" mankany Toamasina ireny. Ireny mpanakanto tsy fantatra, na ny marina kokoa angamba nodiana tsy fantatra, ireny no tena mitahiry ny zavakanto. Mampalahelo fa "maty vao Ramalala" ny ankamaroany. Tsiahy ho an'i Parson, Mama Sana, Rakotozafy, Bao Angele, Rakoto Frah,sns....
Dia miandry ny mpanome tononkira isika ry Perla
Mandrapitafa indray
6. lalariss
(
20/09/2012 08:13)
mba omeo ny tonon'ny hira hoe" HODY "iny z mba mahay, le izy Tata Raely no nihira azy talo de lasa misy mihira ndray le izy zao, misy oe "e e mba o any ,hody aminay any .... lambaoany .....lamasina" ts haiko tsony azfady o
7. perla
(
24/09/2012 06:07)
Bjr Petaka a,
Voaray ny msg fa misaotra, ireny hira tranainy trad ireny no mitahiry ny tena culture ntsika, misy zava-dalina tsy takatry ny saina ao. Raha manana historik na mombamomba ireny ianao dé mbô ampitapitao. Tsy avotra intsony ireny raha izao no fandehany, vitsy ny mpankafy sy mandalina az.
dé revô mis vaovao dé mifampizarà e!!! Misaotra sahady.
Perla
bjrn

petaka:
perla:
Ary petaka angaha tia trad e!!! zà kounkou mba tena maka fy. Raha vao mba mahazo valiny dé mametraha hafatra fa zà kounkou mitady ireo, dé misy kou ilay "Mandaniresaka - Pangalana...."
Misaotra e!
Perla >> misaotra namaly. Ny zava-kanto malagasy amin'ny ankapobeny dia tena ankafiziko, indrindra ny trad. Ny tena mahafinaritra amin'ny hira toy itony dia mitondra anao handinika lalina ny fiaianana sy tontolo iainana, irehefa mihaino ilay "mandaniresaka" ianao dia ohatra'ireny hoe mitaingina "lamasinina" mankany Toamasina ireny. Ireny mpanakanto tsy fantatra, na ny marina kokoa angamba nodiana tsy fantatra, ireny no tena mitahiry ny zavakanto. Mampalahelo fa "maty vao Ramalala" ny ankamaroany. Tsiahy ho an'i Parson, Mama Sana, Rakotozafy, Bao Angele, Rakoto Frah,sns....
Dia miandry ny mpanome tononkira isika ry Perla
Mandrapitafa indray
8. kourba
(
25/03/2013 14:13)
lalariss:
mba omeo ny tonon'ny hira hoe" HODY "iny z mba mahay, le izy Tata Raely no nihira azy talo de lasa misy mihira ndray le izy zao, misy oe "e e mba o any ,hody aminay any .... lambaoany .....lamasina" ts haiko tsony azfady o
Ty angamba le izy
Avelao aho hody e e ia
Hametra-beloma heky aho ty rô, hody ami-gnavako agny e
lavitry e lalam-be mbola hombagna ka tsara gne mifanody
Eny e e e, aia
atero an-tsasa-dalagne eky aho rony e,magnano azafady
entsaky e manambady aho zany e, hody fa manan-kava
Veloma rô, veloma gn'omeko anao o o
engao agny e e hody aminay agny eh
vandevandeshanao iao ngahy indeshinao lavitry aty
Ivangako lamasinina ho anao, ivangako lambahoany
E e endre he gnaia, e e he engao agny e he
lasha gn'eritao o o, tsy hita ralambahoany eh he
feno e roy tao o o tsy azo ndra lamasiny eh
E e he e e rony, E e he e e hody aho agny eh
ivangay lambahoany aho rô la mba tianao o
Avelao aho hody eh e ia
nahafeno telo taogno aho zay rô nagnaraky anao tatiky
tamin'ny iaho mbola zaza madiniky gn'azonao nambakaigny
Endre e aia a, zay elabe zay aho marogny nagnaraky e sitraponao
Fa androany heky aho zany e trotraky e fombanao
Veloma rô, veloma gn'omeko anao o oh.......
(Mety misy diso ny fanoratra fa na izany angamba mety mba azonao ampiasaina iany)
de mihira finaritra O
9. perla
(
04/04/2013 07:12)
Sôtsa e!! efa tena tsy nantenaina tsony kay mbola mis maharaka iany.
mlay e!!! sôtsa bdb.
mlay e!!! sôtsa bdb.
kourba:

10. ikalamako
(
19/11/2014 11:58)
oléééé ary hay tato efa nisy nanome ity Tata Rahely fa tsy nisy nibata nankany amin'ny pejin'ny Tononkirantsika annnn.. yeahhh misaotra dia mankalaza fa ela ny ela hita ihany lay notadiavina annn
[quote=perla]
Sôtsa e!! efa tena tsy nantenaina tsony kay mbola mis maharaka iany.
mlay e!!! sôtsa bdb.
[quote=kourba]