FANAFODY VAVONY TSOTRA NEFA MAHOMBY

1. Maranatha ( 11/09/2012 07:45)
Misy karazany maro no mety hahatonaga ny aretim-bavony fa ireto misy karazany roa miaraka amin'ny tokony hatao.

Raha misy rivotra ny vavony: Mety mitongilana ilay vavony dia izay no mahatonaga ny rivotra ao anatiny. ity no fanafody tsotra sy haingana indrindra: Maka saribao kininina dia totoina halemy tsara eran'ny sotro lehibe dia asiana siramamy sy rano dia sotroina.

Raha mahare maharary ianao ao amin'ny ilany havia na havanana @ vavony na manomboka ho loaka ny vavony (Ulcére) na efa manomboka mando rà ilay olona na rehefa mikohaka dia misy rà manaraka (mila fantarina tsara manko io fa raha mankany amin'ny dokotera dia lazainy fa BK) na rehefa mivoaka dia misy rà ihany koa. indrindray aza ilay olona efa manomboka sempotra noho ny aretim-bavony dia ity no atao : Maka VAHONA dia sasahana roa toy ireny manasaka mofo dipaina asiana dobera ireny kaokaofina amin'ny sotro ilay ranony marihitra ao anatiny , avy eo hampiarahina @ TANTELY (kendreo rehefa mividy tantely mba tsy ilay efa tratran'ny masoandro no vidiana), VOASARY MAKIRANA hafangaro ireo ranony ireo ka raha manana mixer dia mixena raha tsisy dia kapohina amin'ny fourcette toy ireny mikapoka atody ireny . Rehefa tena voa mafy ilay olona dia azony sotroina isaky ny mihetsika ilay izy raha mbola tsy dia tena voa mafy kosa dia 1sotro maraina 1 sotro atoandro 1sotro hariva alohan'ny sakafo.

Manomboka amin'ity lafiny ity dia hajanona daholo ny sigara, paraky , toaka, gaz, manaitaitra rehetra,

Raha mampety anao io dia aza miverina manedry ireo zavatra eo ambony ireo intsony.

Manasitrana hatramin'ny fiantombohan'ny cancert rehetra ihany koa izy io (VAHONA). ny Fery anaty sitrany na fery ety ivelany ahosotra azy dia sitrany daholo.

Ny asan'ny vahona izany dia manao passement.

Mila manafatra aty Madagasikara izany ianareo any ivelany raha tsy mahita izany any.
MAHEREZA DAHOLO
2. mirananirina ( 11/09/2012 07:58)
Misaotra betsaka ry Maranatha
3. dimo ( 13/09/2012 10:59)
misaotra tam le fanafody fa za de efa narary vavony koa fa ovy manta no nahasitrana azy, sao dia mba fantatrao koa fa ny olona sasany hono marary vavony de mitady handoa matetika izany dia tsy haiko na vavony tokoa na zavatra hafa?
4. Maranatha ( 14/09/2012 11:49)

dimo:

misaotra tam le fanafody fa za de efa narary vavony koa fa ovy manta no nahasitrana azy, sao dia mba fantatrao koa fa ny olona sasany hono marary vavony de mitady handoa matetika izany dia tsy haiko na vavony tokoa na zavatra hafa?

Mety tsy marary vavony ilay olona fa mety tsy ampy calcium, mila mihinana calcium( tsara raha ilay naturel foana no ampiasaina: Tamenak'atody akoho gasy + voasary makirana + tantely). Mety malain-komana ihany koa ilay olona . Mila mihinana crudité alohan'ny sakafo mba hampahazoto homana azy.

Ity koa mbola misy fanafody vavony hafa: Mihinana sakay pilo kely 7 tonga dia atao teli-moka . Indrindra ireo marary vavony noho ny fisotrana Labiera sy ny Toaka.
5. dimo ( 17/09/2012 06:59)
misaotra anao Maranatha tamin'ny fanomezana torohevitra
6. essera ( 27/09/2012 07:57)
Momba ilay sakay pilo kely 7. Impiry izy io no atao.

- Isan'andro/isan-kerinandro/etc ve ?
- Pour confirmation fotsiny tsy tsakoina ve izy io, tsy alana ny vôniny ?
- Ohatranah izao rah vao mihinana sakay na dia kely aza dia tena mila tsy ho tanty ny fandehanana any amin'ny wc rehefa mikàkà, ka mety ho tody amin'izay koa izany rehefa manao an'io traitement io.

Misaotra amin'ny torohevitra ary manantena valiny
7. zamanay ( 23/10/2012 10:43)

Maranatha:

Misy karazany maro no mety hahatonaga ny aretim-bavony fa ireto misy karazany roa miaraka amin'ny tokony hatao.

Raha misy rivotra ny vavony: Mety mitongilana ilay vavony dia izay no mahatonaga ny rivotra ao anatiny. ity no fanafody tsotra sy haingana indrindra: Maka saribao kininina dia totoina halemy tsara eran'ny sotro lehibe dia asiana siramamy sy rano dia sotroina.

Raha mahare maharary ianao ao amin'ny ilany havia na havanana @ vavony na manomboka ho loaka ny vavony (Ulcére) na efa manomboka mando rà ilay olona na rehefa mikohaka dia misy rà manaraka (mila fantarina tsara manko io fa raha mankany amin'ny dokotera dia lazainy fa BK) na rehefa mivoaka dia misy rà ihany koa. indrindray aza ilay olona efa manomboka sempotra noho ny aretim-bavony dia ity no atao : Maka VAHONA dia sasahana roa toy ireny manasaka mofo dipaina asiana dobera ireny kaokaofina amin'ny sotro ilay ranony marihitra ao anatiny , avy eo hampiarahina @ TANTELY (kendreo rehefa mividy tantely mba tsy ilay efa tratran'ny masoandro no vidiana), VOASARY MAKIRANA hafangaro ireo ranony ireo ka raha manana mixer dia mixena raha tsisy dia kapohina amin'ny fourcette toy ireny mikapoka atody ireny . Rehefa tena voa mafy ilay olona dia azony sotroina isaky ny mihetsika ilay izy raha mbola tsy dia tena voa mafy kosa dia 1sotro maraina 1 sotro atoandro 1sotro hariva alohan'ny sakafo.

Manomboka amin'ity lafiny ity dia hajanona daholo ny sigara, paraky , toaka, gaz, manaitaitra rehetra,

Raha mampety anao io dia aza miverina manedry ireo zavatra eo ambony ireo intsony.

Manasitrana hatramin'ny fiantombohan'ny cancert rehetra ihany koa izy io (VAHONA). ny Fery anaty sitrany na fery ety ivelany ahosotra azy dia sitrany daholo.

Ny asan'ny vahona izany dia manao passement.

Mila manafatra aty Madagasikara izany ianareo any ivelany raha tsy mahita izany any.
MAHEREZA DAHOLO

Miarahaba anareo e.
Ity koa misy fanafody vavony mandaitra iray: Makà laisoa iray, dia sasaho roa na efatra, ka ny ampahefany raha somary lehibe izy dia mety hahazoana ranony tsara tapaky ny kaopy gasy fisotroan-kafe. Totoy ilay laisoa rehefa voadio tsara ka afaka ny rano nanasana azy. Fihazo amin'ny lamba madio mba hahazoana ilay ranony (jus) natoraly. Tsy asiana na inona na inona fa io no sotroina 1/2 ora (30 mn) alohan'ny sakafo anankitelo ao anatin'ny iray andro. Marihako eto fa antsasaky ny kaopikelin-kafe no fatran'ny indray misotro. Mandritra ny iray volana no manao an'io. Ka isaky ny hisotro vao mitoto fa tsy manao be dia be dia tehirizina ao anaty vata fampangahatsiahana.
Nahoana hoy ianao no nahitako izany? Mpitsabo nentim-paharazana aty Gasikara aho sady mba tia karokaroka ary nohamafisin'ny awr koa anie izany e. Mba midira anie ao amin'ny http://af.awr.org/mg/mlg fa misy izay mahasoa anao ao e. dia mirary soa
8. sloufhery ( 25/02/2016 09:28)
misaotra betsaka tamin 'ny torohevitra ô!!!
9. zaewer ( 03/12/2017 20:07)
za tena marary vavony be mitsy inona no tokony atao misaotra tompoko
10. zaewer ( 03/12/2017 20:14)
za reto tena marary vavony be fa mba mila fanapiana
11. endriny ( 04/12/2017 06:26)

zaewer:

za reto tena marary vavony be fa mba mila fanapiana

Dokotera e!

Saingy ireto misy hevitra mba atoroko kely fotsiny.

1-Ahenao ny fihinanana sakay, sakamalao, voatabia, vinaingitra, voasary makirana (rehefa makirana e)
2- Isaky ny avy mikafo dia misotroa rano iray vera asiana karibonetra tapaky ny sotrokelin-dite

Andramo herin'andro fa raha tsy mety dia mankanesa any amin'ny dokotera sao efa misy fery ny vavony noho ny asidra be loatra ao amin'ny sakafo nohanina.
12. arj ( 06/12/2017 06:13)
misaotra @le toro hevitr e,
13. manitrandry ( 26/06/2020 16:24)
Bonjour tsy maninona ve raha le charbon any amin'ny pharmavcie no vidiana fa tsy misy charbon kininina aty aminay fa tena feno rivotra mibontsina be le vavoniko. Merci

Maranatha:

Misy karazany maro no mety hahatonaga ny aretim-bavony fa ireto misy karazany roa miaraka amin'ny tokony hatao.

Raha misy rivotra ny vavony: Mety mitongilana ilay vavony dia izay no mahatonaga ny rivotra ao anatiny. ity no fanafody tsotra sy haingana indrindra: Maka saribao kininina dia totoina halemy tsara eran'ny sotro lehibe dia asiana siramamy sy rano dia sotroina.

Raha mahare maharary ianao ao amin'ny ilany havia na havanana @ vavony na manomboka ho loaka ny vavony (Ulcére) na efa manomboka mando rà ilay olona na rehefa mikohaka dia misy rà manaraka (mila fantarina tsara manko io fa raha mankany amin'ny dokotera dia lazainy fa BK) na rehefa mivoaka dia misy rà ihany koa. indrindray aza ilay olona efa manomboka sempotra noho ny aretim-bavony dia ity no atao : Maka VAHONA dia sasahana roa toy ireny manasaka mofo dipaina asiana dobera ireny kaokaofina amin'ny sotro ilay ranony marihitra ao anatiny , avy eo hampiarahina @ TANTELY (kendreo rehefa mividy tantely mba tsy ilay efa tratran'ny masoandro no vidiana), VOASARY MAKIRANA hafangaro ireo ranony ireo ka raha manana mixer dia mixena raha tsisy dia kapohina amin'ny fourcette toy ireny mikapoka atody ireny . Rehefa tena voa mafy ilay olona dia azony sotroina isaky ny mihetsika ilay izy raha mbola tsy dia tena voa mafy kosa dia 1sotro maraina 1 sotro atoandro 1sotro hariva alohan'ny sakafo.

Manomboka amin'ity lafiny ity dia hajanona daholo ny sigara, paraky , toaka, gaz, manaitaitra rehetra,

Raha mampety anao io dia aza miverina manedry ireo zavatra eo ambony ireo intsony.

Manasitrana hatramin'ny fiantombohan'ny cancert rehetra ihany koa izy io (VAHONA). ny Fery anaty sitrany na fery ety ivelany ahosotra azy dia sitrany daholo.

Ny asan'ny vahona izany dia manao passement.

Mila manafatra aty Madagasikara izany ianareo any ivelany raha tsy mahita izany any.
MAHEREZA DAHOLO
14. manitrandry ( 26/06/2020 17:13)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3001