FISAKA NY MARINA VE ? ...toa ho very ity i dada kou !!

1. andrywui ( 13/09/2012 11:31)
atao aona ry mpiondana fa ny marina , marina ihany ka de mampionona anareo rehetra na de malaindaina aza satria zay le fiainana e

- toa tsy hisy fanantenana tsony i dada kou !! na izany aza de afaka miditra amin lohahevitra hafa atsy ambadika mampionontena ee

condoléances ho anareo rehetra e !!!

mionona de aza misosoka alaelo tsony eee
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:44
2. andrywui ( 13/09/2012 11:32)
aza misosoka alaeolo tsony tompoko !!! omena ro-patsa eo iany !
3. hadji ( 13/09/2012 13:42)
ka tsy tera bao ve tompoko no omena ro patsa mba mianara e
4. andrywui ( 13/09/2012 14:29)
Mety amin mpiondana fona io rahadji na sondranombary ts masaka na kitoza nasaly na ropatsa fa i dada paingotra any no tena mapalaelo à ...
5. dadabe ( 16/09/2012 11:34)
jereo eto

voa ialahy zay
6. andrywui ( 16/09/2012 20:30)
tsy misokatra le izy ry dadabe a innn ary zany lien fopla alefanlah eto zany ?? sao koa ary de elah iany no remenabila fa mapiresaka eto fotsn maka namana
7. dadabe ( 20/09/2012 02:14)
hahaha ka efa hoe voafitako elah ko hahahahaha
8. hadji ( 20/09/2012 04:48)
kayy lleuleu mamitaka kely indraindray o
9. dadabe ( 21/09/2012 03:24)
YEUUH
10. andrywui ( 21/09/2012 07:57)
Kiiiii .... Dadabe tsssshhh raibe mpamarina ankady ty ...
11. hadji ( 21/09/2012 15:03)
fa nivarina nga lainona ah
12. dadabe ( 24/09/2012 10:05)
tsy maintsy voantsika io raha mbola manohana ny fitondrana amizao fotoana izao e he hehe he hor hor hor
13. hadji ( 01/10/2012 07:44)

dadabe:

tsy maintsy voantsika io raha mbola manohana ny fitondrana amizao fotoana izao e he hehe he hor hor hor
ataontsika bararata mangovitra mandra pahafatiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2503