Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pissounnette ( 24/09/2012 12:39)
mila soso kevitra kely oh
faly miarahaba anareo rehetra mba mangataka soso-kevitra kely... tohiny
pissounnette ( 24/09/2012 12:34)
mba mangataka conseil kely
aiza kay re olona no tsara, miasa cadre @ sociètè offshore sa agent back office banque mila maka decision urgent ah nefa j'hesite un peu merci d'avance à ceux qui vont m'aider ,... tohiny
hadji ( 24/09/2012 07:33)
TOAMASINA
Ahoana ity lalana eto @ ville tamatave ity fa ratsy noho n'ny lalana makany alaotra (RN44) sa miandry propagandy @ taonjato faha firy ?... tohiny
ari.malala ( 24/09/2012 07:02)
ireo karazam-pahagagana...
Miarahaba ny rehetra indray! Fanontaniana manitikitika kely mba ilàna valiny azafady! hoanareo mivavaka amin'ireny antokom-pivavahana milaza fa hoe misy fahagagana maro rehefa mandeha mankany hoa, s... tohiny
Miharena ( 24/09/2012 05:29)
ny ifangonana ve fanompoana sa fampianarana ny momba an'Andriamanitra sy ny zavaboary?
Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity lohahevitra ity. Fanontaniana tsy voavaly tamin'ny lohahevitra iray izy ity nefa raha tena dinihina dia lohahevitra vaovao mihitsy. Nosokafana ilay izy mba h... tohiny
novalian'i arist ny 28/09/2012 06:38
philadelphie ( 22/09/2012 08:43)
philadelphie
Mpiserasera vaovao ary tsy mpanao politika fa tia politika, tandremo fa mahay vava nefa tsy be taim-bava, mahay mikozy fa tsy be resaka, mahay manao analyse fa tsy natao analyse, mahay milaza ny marin... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/09/2012 02:05
philadelphie ( 22/09/2012 08:39)
Fa maninona isika no Gasy ?
Fanontaniana mampiomehy ve ? Dia hoy ianao hoe ka gasy isika koa ! Diso anefa izany. Ho hitanao eto ny tohiny... tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2012 21:50
andrywui ( 21/09/2012 05:30)
Mpanao politikan'ny serasera !!! hahahaha...
- malemy hevitra ,tsy mitombina arakevitra ,mora mamoi-fo,miandry masoandro lohataona hisokatra ,tsy politisianina fa intérét-sianina angah ... Innn no mahatonga anzay ? Vao mipoaka na tsy tafavoak... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/09/2012 10:10
didi10 ( 20/09/2012 11:06)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 04: MITOERA AO AMIN'NY FAMPIANARAN'I KRISTY
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=2GKUOCj25nw[/youtube]... tohiny
heirzo ( 20/09/2012 10:04)
Numéro chaché
Salama daholo! Mety ho possible iany ve ny hahafantarana azy ireny (Numéro chaché). Dia ahoana no atao hahafantarana azy ireny... tohiny
novalian'i Lars ny 26/09/2012 13:28
dadabe ( 20/09/2012 09:44)
mariazy vitoaly
o lety ry andrywuii a jereo anie ity mariazy virtoaly fahiny ity e http://forum.serasera.org/forum/message/m426903c1da118... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/03/2013 23:40
dadabe ( 20/09/2012 09:38)
mahatsiaro ee
http://forum.serasera.org/forum/message/m438db29d605b5... tohiny
dadabe ( 20/09/2012 09:24)
manimanina ny fahiny e
http://forum.serasera.org/forum/message/m4379e0f437c11/60... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2016 19:11
laza5700 ( 20/09/2012 00:06)
Rappel: Tandremo ihany io double nationalité io!!!!
Any amin'ny faraparan 'ity intervention ity misy remarques kely tsara mba ho fantatr 'ireo zay manana double nationalité ka te-hitondra ity firenena ity http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs&f... tohiny
novalian'i laza5700 ny 26/09/2012 12:52
laza5700 ( 20/09/2012 00:01)
Tokony hanaiky ilay Ni...ni v RAVALOMANANA?
Sao tokony hanaiky ilay NI...NI hany Razokiny be sao mitetika ny kala be loatra ka very hatramin'ny kely eefa eo an-tanana sy ny kely tokony mbola ho azo! RAVALOMANANA A-T-IL INTÉRET À ADHERER A... tohiny
ledala ( 18/09/2012 18:46)
sosokevitra ho antsika mpiserasera eto amin'ny finoana sy fivavahana
Tsara ilay adihevitra ary dia tena mahalina tokoa fa izao no mba tiako ho ambara: rehefa mamakafaka teny ao amin' ny baiboly toy ireny dia misy fepetra tokony ho fantatra sy arahina aloha: 1- iza ilay... tohiny
novalian'i methode ny 30/09/2012 20:32
frabesoa ( 18/09/2012 13:14)
Mitady olona iresahana
Izaho dia mba mitady olona iresahana olana, raha mety dia ity ny skype-ko "frabesoa", mail-ko : frabesoa@gmail.com Misaotra tompoko... tohiny
novalian'i tojoaina ny 25/05/2017 20:00
perla ( 18/09/2012 10:22)
Mila fanampiana e!!!!
Miarahaba ry reto a, sao mba misy afaka manome adiresy ao Bari Italie, ireny karazana confession afaka mi hébergé ireny ianareo? Hanatrika festivale any ny groupe nay dé misy 5 tsy mbola nahazo heb... tohiny
novalian'i perla ny 16/05/2013 05:44
ledala ( 17/09/2012 20:54)
madagasikara vaovao
Misaotra manokana ireo mpiasam-panjakana, ao amin'izy ireo tokoa ny finiavana hanatsara ny tontolo misy eto Madagasikara: fikaonan-doha mba ho fanavaozana ifotony ny asam-panjakana eto amin'ny firenen... tohiny
novalian'i cyril ny 26/09/2012 01:41
didi10 ( 17/09/2012 13:57)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 03: BATISAN'NY FANAHY MASINA
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=8KEPqCRH1KA[/youtube] ... tohiny
novalian'i didi10 ny 21/09/2012 07:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9228